Natur'Ally Mdg

Natur'Ally Mdg

Share

Salon et marque de produits clean dédiés aux cheveux texturés, depuis 2016

30/09/2026

𝗧𝗶𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝘁𝗶𝗮 𝗲𝗳𝗳𝗲𝘁 𝗰𝗮𝗿𝘁𝗼𝗻 ? 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺𝗼 𝗶𝘁𝘆 𝗰𝗼𝗺𝗯𝗼 𝗶𝘁𝘆 👇👇

Misy volo hitanao izao hoe 𝗱é𝗳𝗶𝗻𝗶𝗲𝘀 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗯𝗼𝘂𝗰𝗹𝗲𝘀, mangirana, nefa 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗽𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗲𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗮𝗻'𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗲𝗳𝗳𝗲𝘁 𝗰𝗮𝗿𝘁𝗼𝗻 𝗲𝗻𝘁𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗴𝗲𝗹 𝗶𝗻𝘆.

Izay ny rendu azonao amin'ireto leave-in ireto atambatra rehefa avy manasa loha, amin'ny volo mando :
👉 Manosotra 𝗗𝗼𝘂𝗯𝗹𝗲 𝗖𝗿è𝗺𝗲
👉 Tsindriana 𝗕𝗮𝘂𝗺𝗲 𝗕𝗿𝗶𝗹𝗹𝗮𝗻𝗰𝗲
👉 Bangoina brosse avy eo dia aforitra kely (arahina scrunching)

𝘔𝘦𝘵𝘺 𝘬𝘰𝘬𝘰𝘢 𝘩𝘰 𝘢𝘯'𝘯𝘺 𝘷𝘰𝘭𝘰 𝘰𝘯𝘥𝘶𝘭é 𝘴𝘺 𝘣𝘰𝘶𝘤𝘭é𝘴 (𝘵𝘺𝘱𝘦 2 - 𝘛𝘺𝘱𝘦 3) 𝘪𝘵𝘺 𝘤𝘰𝘮𝘣𝘪𝘯𝘢𝘪𝘴𝘰𝘯 𝘪𝘳𝘢𝘺 𝘪𝘵𝘺, 𝘧𝘢 𝘳𝘢𝘩𝘢 𝘵𝘺𝘱𝘦 4 𝘮𝘦𝘵𝘺 𝘮𝘪𝘭𝘢 𝘵𝘴𝘪𝘯𝘥𝘳𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘻𝘢𝘷𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘮𝘢𝘷𝘦𝘴𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘬𝘰𝘬𝘰𝘢.

📩 𝗔𝗹𝗲𝗳𝗮𝘀𝗼 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗣 𝗻𝘆 𝗰𝗼𝗺𝗺𝗮𝗻𝗱𝗲.

🔖 Double Crème : 36 000 Ar & Baume Brillance : 14 000 Ar

Afaka mividy mivantana aty amin'ny salon ihany koa.

🏠 Natur'Ally Mahamasina, lalana goudron avy any Amparibe.

📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

29/09/2026

𝗠𝗮𝗳𝗼𝗻𝗷𝗮𝗳𝗼𝗻𝗷𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗻𝗷𝗮𝗻𝗼𝗻𝗷𝗮 😁

Rahoviana ny anjaranao ?

𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆

📌 TSY MILA RENDEZ-VOUS NY SOIN.

🏠 Natur'Ally Mahamasina, lalana goudron avy any Amparibe.

📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

28/09/2026

📣📣 𝗠𝗶𝘁𝗮𝗱𝘆 𝗻𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝘁𝗲𝘃𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗲𝗸𝗶𝗽𝗮 📣📣

Olona ilaina (maromaro) :

✅ Olona nianatra momba ny fikarakarana volo (coiffure)

✅ Raha tsy nianatra "coiffure", dia tia sy mahay mikarakara volo oly sy makoa, efa nanao izany. Mora ampianarina

✅ Mety foana na lahy na vavy, 20 hatramin'ny 40 taona.

✅ Manana tombony kokoa raha mahay mandrandrana sy/ na mahay momba ny resaka hoho

𝗔𝗹𝗲𝗳𝗮𝘀𝗼 𝗱𝗶𝗲𝗻𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗼, 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗽𝗲𝗷𝘆 𝗙𝗔𝗠 𝗯𝘆 𝗡𝗮𝘁𝘂𝗿'𝗔𝗹𝗹𝘆 https://www.facebook.com/fambynaturally

𝘐𝘭𝘢𝘻𝘢𝘰 𝘯𝘺 𝘯𝘢𝘮𝘢𝘯𝘢 𝘳𝘢𝘩𝘢 𝘮𝘢𝘩𝘢𝘭𝘢𝘭𝘢 𝘰𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘢𝘧𝘢𝘬𝘢 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢-𝘮𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘢𝘺 𝘪𝘢𝘯𝘢𝘰, 𝘯𝘢 𝘪𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘮𝘪𝘩𝘪𝘯𝘵𝘴𝘺 𝘯𝘰 𝘭𝘪𝘢𝘯𝘢.

24/09/2026

📌 𝗠𝗶𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗦𝗔𝗟𝗢𝗡 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗺𝗮 𝟮𝟱 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮

Araraoty ny andro tsy iasana anaovana suivi kely an'ilay volo indray aloha, na hanandramana an'ny produits/ soin an'ny Natur'Ally 🙂

𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟴 𝗼𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆.

🏠 Natur'Ally Mahamasina, lalana goudron avy any Amparibe.
Repère : https://www.facebook.com/reel/2450549018722341
📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

23/09/2026

« 𝗟𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗼𝗵𝘆 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗻𝗮 » : « shrinkage » no fiantso azy, ary midika fa salama tsara ny volonao.

Ireto misy fikafika tsy hampihatona be azy raha manao soin irery ao an-trano ianao :

👉 Ahosotra amin’ny sections kely ny leave-in. Ny Gel Golden sy ny Baume Brillance an’ny Natur’Ally anisan’ny manampy ve manena shrinkage

👉 Raha manao méthode brosse dia tsy averina imbetsaka be

👉 Avela maina amin’izao fa tsy aforitra amin’ny diffuseur

Rehefa aty amin’ny salon dia afaka miteny aminay ianareo hoe « ezahina tazomina ny longueurs » 🙂

🏠 Natur'Ally Mahamasina, lalana goudron avy any Amparibe.

📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

18/09/2026

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻-𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 ☺️

Tsy sahirana rery manao démêlage sy manamaina volo ao an-trano ao, fa mandray vonona aty amin’ny salon, no sady mankafy sasana loha sy atao massage.

🏠 Natur'Ally Mahamasina, lalana goudron avy any Amparibe.

📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

17/09/2026

𝗧𝘀𝘆 𝗽𝗲𝗿𝗿𝘂𝗾𝘂𝗲 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼, 𝘁𝘀𝘆 𝗜𝗔 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗶𝘇𝘆 👌 ! Kanto loatra ny volo rehefa salama 🤩

𝚁𝚊𝚑𝚘𝚟𝚒𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝚊𝚗𝚓𝚊𝚛𝚊𝚗𝚊𝚘 ?

𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆, 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗺𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮𝗼.

📌 TSY MILA RENDEZ-VOUS NY SOIN.

🏠 Natur'Ally Mahamasina, lalana goudron avy any Amparibe.

📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

15/09/2026

𝗡𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗼𝗮 𝘃𝗲 :
✅ Rehefa misy fotoana ho vonjena dia tsy mivoaka tsara noho ilay maka milamina ao an-trano, tsy misy aleha iny ?

✅ Rehefa kamokamo ianareo manao soin ao an-trano iny, na tezitezitra, dia tsy mivoaka tsara izy ?

✅ Na mêmes produits et mêmes gestes ary dia samy hafa ny fivoakany indraindray.

Satria ny volo texturés dia azo lazaina hoe volo "misy toetra" 😅

Manana ny mokon-dohany manokana mihintsy, fa tiantsika foana 🥰

👉 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝘀𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗻𝗼 𝘃𝗮𝗵𝗮𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘁𝗲 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗿𝗲𝗻𝗱𝘂 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘀𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮.

15/09/2026

𝗥𝗮𝗵𝗼𝘃𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗵𝗼 𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝗶𝗼 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼 𝗶𝗼 ?

Tsy misy fe-potoana itovizan'ny tsirairay, fa miankina amin'ny :

👉 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 : mifanalavitra be ve ny texture an'ilay volo dénaturé sy ny tena nature any ? Ohatra : raha type 4 ny natiorany nefa lasa nitsotra type 1 izy dia mifanalavitra be. Raha volo ondulés, type 2b indray nefa, ka lasa mitsotra ilay volo simba, dia mifanakaiky kokoa dia tsy dia mifangarika be.

👉 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘃𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗼𝗶𝗻: io no tena lakile-ny, mila safidiana tsara koa nefa ny soin sahaza azy. 𝘐𝘻𝘢𝘩𝘢𝘺 𝘢𝘵𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘴𝘢𝘭𝘰𝘯 𝘦𝘧𝘢 𝘮𝘢𝘵𝘪𝘩𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘫𝘦𝘳𝘦𝘯𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘮𝘱𝘺 𝘩𝘢𝘭𝘦𝘳𝘪𝘯𝘢 𝘩𝘢𝘪𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢 𝘬𝘰𝘬𝘰𝘢 𝘯𝘺 𝘷𝘰𝘭𝘰𝘯𝘢𝘰.

👉 𝗙𝗮𝗻𝗶𝗿𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 : mila misolo vaovao ilay volo, rehefa maniry haingana izany izy dia misolo haingana.

👉 𝗙𝗮𝗻𝗲𝘀𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮 : misy tonga dia manala azy indray maka (big chop), dia misy manapaka tsikelikely, toy ity amin'ny sary ity.

𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆, 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗺𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮𝗼.

🏠 Natur'Ally Mahamasina, lalana goudron avy any Amparibe.

📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

11/09/2026

´𝗡𝗱𝗮𝗼 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗶𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗳𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗻𝘆 ☺️

Nanao ahoana ny fiverenana amin’ny andavanandro tao ?

Hafa mihintsy rehefa tsy manahirana ny volo amin’ny maraina.

Ento karakarainay dieny izao hanomanana ny herinandro manaraka.

🏠 𝗡𝗮𝘁𝘂𝗿'𝗔𝗹𝗹𝘆 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, ambadiky ny restaurant Sweet Tea, goudron midina avy any amin'ny Saint Michel Amparibe ho any Mahamasina.

📞 034 01 001 98 / 032 73 555 32

Ity ny repère, tsy voatery miodina stade MAHAMASINA izany fa afaka avy aty Amparibe ny lalana : https://www.facebook.com/reel/2450549018722341

Category

Telephone

Website

Address


En Face Agence Jirama
Ambohibao
101

Opening Hours

Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00