Voary Longrich
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Voary Longrich, Health/Beauty, Tsiroanomandidy.
28/08/2020
Arrivage spray buccal :
😁Manala ny fofona ratsy amin'ny vava
😁Mamono ny microbe ao anaty vava
😁Manasitrana ny sery sy ny koaka
15g
Prix : 16 000 ar
Alefaso ary ny commandenw
06/08/2020
Misaotra antsika rehetra tamin'ny fahatokisana ooo
Ity ndray ary ny manaraka e
🌿SAVON À THÉ BLANC 🌿
Misy Mony ve ny tarehanao ??? Tsy maazaka hatsiaka ve ny tarehanao ???misy tasy ve??? miofakofaka ve???
☘️☘️Natao ho anao ity savony ity 🍀🍀🍀
Mety ho an'ny hoditra maina na kou peau sensible ren
Mp izay Liana ooo
Afaka manao livraison izahay
31/07/2020
Sarobidy ny nify . Noho izany dia mila karakaraina izy .
Andramo ampiasaina ny :
🌹🌲🌲 DENTIFRICE blanchissant et sans fluor de Longrich 🌲🌲
🍀Manala fofona
🍀Manafotsy nify
☘️Mampijanona nify manaintaina
🍀Miaro ny nify tsy ho tratran'ny carrie
🍁Vita avy amin'ny 🌿🌿🌿zava_maniry🌿🌿🌿
🍁Vokatra ara_pahasalamana
Mp izay liana ....
31/07/2020
SHAMPOING THÉ BLANC 200ml, vokatra natoraly 💯% natokana indrindra ho antsika vehivavy manana olana momba ny volo
_manala angandrano
_mampaniry volo
_ mampitsahatra ny volo miongotra s'y vakivaky
Tena mahomby efa betsaka no afapo
Mp izay Liana....
31/07/2020
Ity ndray ary ny manaraka oooo
Mety ampiasaina raha toa la :
_anala panda
_anala tache sy Mony
_anala vergetures n'a tsatsakoatra
Mety ho an'ny peau grasse n'a le miteraka menaka ireny
Savon noir a base de charbon de bambou
+ Gommage ho an'izay manana oditra matevina ,afaka ampisaina n'a vehivavy n'a lehilah
Afaka manome torohevitra anw izahay tompoko
Produits naturels avokoa n'y ato aminay
Mp izay Liana ....
31/07/2020
SAVON THÉ BLANC
_savon nourrissant au thé blanc
_savon d'essence de thé blanc ,miel
Savony manala tache @ hoditra indrindra ny tarehy
Manala ny mangidihidy @ vatana
Savon de bien être
Manalama ,manasa , manamando ary manarina ny oditra
Mety @ olona manana oditra maina n'a déshydraté na koa ny peau sensible
Mp izay liana
Category
Website
Address
Tsiroanomandidy
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Voary Longrich posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.