Gifting Shopping Day
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gifting Shopping Day, Beauty, cosmetic & personal care, Toamasina.
⚠️Mila mitandrina amin’ny fitazomana folo mafy loatra .
05/03/2024
Mbarakaly eh
Oviana amin’izay ilay programme nao aty Amin’ny Kaffrine Nappy iny ?
Tsisy miala eo an … Na ✨ transition ✨io na ✨miloko ✨ dia tsisy miala maina izany .
Malefaka sy manome volume amin’ilay hitiavany azy .
✨Soin authentique ✨ by Kaffrine Nappy Efa nanome fahafaham - po olona maro any ivelany.
Aza mangataka andro fa Mitongava !
📍Ambadiky pharmacie Anjara tanamakoa Toamasina .
☎️0325343210
02/03/2024
Akory aby eh !
✨Évolution de texture en dix jours ✨
Izahay ato amin’ny Kaffrine Nappy dia manana devise : ianareo cliente no influenceuse nay voalohany !
Folo andro ny elanelan’ireo sary ireo !
🚨Jereo 👀 anie évolution depuis an ilay voalohany eh ( lamba bleu ), jereo le avant an ilay deuxième soin .
Nanao abonnement izy anarahany maso akaiky ny fivoarany volony Satria volo salama no tanjona .
1 er SOIN : soin KN no natao
2 eme SOIN : soin local Zazasoa Randra
Ity no tombony manokana Amin’ ny volo izay natomboka amin’ny soin KN , booster ilay fibres dia Mora kokoa avy eo manohy ny fikarakarana.
🚨Voamarina ny cosmétologue ao France ny efficacité an ity soin ity an .
Ary 4 taona izay no nanome fahafaham - po olona maro ao Nosy La Réunion 🇷🇪 izay toerana misy ny Kaffrine Nappy foibe .
Ianao koa , Mitongava rah volo salama no tanjona.
〰️〰️〰️〰️ KAFFRINE NAPPY 〰️〰️〰️〰️
📍Ambadiky Pharamacie ANJARA Tanamakoa
☎️ 0325343210
Barakaly eh
Rehefa manao manjamanja iny dia tsy adino ny ✨Soin de visage ✨ .
✅Disponible ato aminay an !
Tena hoe détendu mintsy eh 😌
〰️〰️〰️〰️KAFFRINE NAPPY 〰️〰️〰️〰️
📍AMBADIKY PHARMACIE ANJARA TANAMAKOA.
☎️0325343210
Andrio lahaly eh !
Mila fikarakarana foana ny volo an , ianao koa mitongava fa vonana hanome fahafaham- po ho anao izahay .
✨Soin sur mesure ✨ no ato aminay zany hoe arakaraky ny besoin volonao no hisafodianana ny soin.
Izay tonga ao tsy miala maina izany fa Sady mianatra momba ny ✨état ny volo sy fikarakarana ✨ no Sady ✨Manjamanja ✨.
Misy réduction be koa mou ao amizao ka mitongava misitraka izany.
➿➿➿➿KAFFRINE NAPPY ➿➿➿➿
AMBADIKY PHARMACIE ANJARA TANAMAKOA
☎️0325343210
Andrio Lahaly eh !
Niato kely ny fandraisana teo fa miverina en force kosa satria dia nasiana ✨réduction ✨be ao .
Mitongava manararaotra fa tena hoe foana izao .
📌NOUVELLE ADRESSE : AMBADIKY PHARMACIE ANJARA TANAMAKOA .
➿➿➿➿KAFFRINE NAPPY ➿➿➿➿
Akory aby eh 🙂
Fizarana kely harivariva, no entiny Dea amintsika .
Iza amintsika no tsy efa niteny hoe : tena maudit agamba ity volo ity fa izay atao aminy tsy mety daholy.
Manazava momba an izay ity vidéo ity , dia mba zarazarao hanampiana ny hafa.
〰️〰️〰️〰️KAFFRINE NAPPY〰️〰️〰️〰️
27/02/2024
Akory aby oh
Mihidy ny salon androany sy Rahampitso, miverina misokatra ny alakamisy .
Misy✨ fanatsarana✨ kely izay ho lazainay anareo eto ihany .
〰️〰️〰️〰️KAFFRINE NAPPY 〰️〰️〰️〰️
24/02/2024
Akory aby eh
Mifarana androany ny promotion antsika an !
Aza mitady excuse intsony ary fa mitongava eh!
〰️〰️〰️〰️KAFFRINE NAPPY 〰️〰️〰️〰️
📍AMPITANY CENTRAL PNEU VALPINSON 200 M MIALA 3 CHEMIN FIP DIRECTION VALPINSON.
23/02/2024
Akory aby eh 😊
Je suis à tamatave donc :
✨J’en profite du promotion chez Kaffrine Nappy en ce moment !
-20 % be zao rehefa manao deux prestation 😊
Fa zany eo ihany fa manao koa ity soin local Zazasoa Randra ity an…
Mitongava fa misy maromaro proposer ato amnay an !
Ny gainage ny ongle moa de aoka fotsiny 😊
Manjamanja eh !
〰️〰️〰️〰️KAFFRINE NAPPY 〰️〰️〰️〰️
📍EN FACE NY CENTRAL PNEU VALPINSON NA 200 M MIALA 3 CHEMIN FIP DIRECTION VALPINSON.
22/02/2024
Akory eh
Tianareo ve ?
Aza adino fa mbola mitovy ny offre ao Amin’ny Kaffrine Nappy an .
✨A partir ny deux prestations -20% en caisse ✨
⚠️Avec ou sans rendez vous an , taomy ny namana dia samy prestation iray avy dia samy misitraka ilay promotion eh .
〰️〰️〰️〰️KAFFRINE NAPPY 〰️〰️〰️〰️
📍AMPITANY CENTRAL PNEU VALPINSON , 200 M MIALA NY 3 CHEMIN FIP DIRECTION VALPINSON.
✨PROMOTION MITOHY ✨
Akory aby eh !
Miverina misokatra ny salon ary mitohy promotion ntsika an !
🚨Presation 2 dia -20% en caisse .
Ireto avy ny prestation disponible :
✨Soin des cheveux
✨Onglerie
✨Massage
✨Épilation
✨Coloration
📍AMPITANY CENTRAL PNEU VALPINSON 200 M NY 3 CHEMIN FIB DIRECTION VALPINSON.
Gifting Shopping Day Akory aby eh ! Tonga soa ato amin’ny pejy izahay misahana manokana ny volo olioly, ngita …
Category
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Gifting Shopping Day posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.