Camilla curly Tamatave

Camilla curly Tamatave

Share

Andriamanitra irery ihany no Tokiko�
Prestation:Curly à domicile
vente de produit naturelle 🥰, Vente des accessoires
Contact:033 46 043 71
Lieu:Tamatave

03/10/2026

➿🥰

29/09/2026

Coiffeuse keliko 🥰

03/09/2026

Hey🥰
Aza adino fa na dia tsy hitan’ny olona aza ny ady ataonao, misy lanjany ny ezaka rehetra ataonao❤️🙏

01/09/2026

Volagna vaovao antsika izao, ka aza hoentigna miaraka aminao ny fahadisoam-panantenagna tamin’ny volagna lasagna igni ✋🏽
Raha mbola tsy nahita vokatra anao, tohizo! Raha mbola tsy tafiarigna anao, mitsangàna! Raha mbola tsy tanteraka nofinao, aza ajanogna💪❤️
Mirary fahombiazagna ho antsika jiaby❤️🙏

30/08/2026

Aza mijanona noho ny zavatra nampijaly anao.
Mijoroa noho ny zavatra mbola irinao ahatongavana. 🔥❤️

28/08/2026

Akaiky indray izao ny fidiran’ny mpianatra, mahatsiaro ireo Reny izay mitaiza ny zanany irery, fantatro fa tsy mora hoantsika ny miatrika izany irery. Saram-pianarana, fitaovam-pianarana, akanjo, sakafo… maro ny zavatra tokony eritreretina.
Mety hisy fotoana ianao hieritreritra hoe:Ahoana no hahavitako an’izao rehetra izao?🥺
Fa ry Maman, aza kivy. ❤️
Ny ezaka ataonao androany dia mety ho lasa fahombiazan’ny zanakao rahampitso. Na kely aza ny anananao, ataovy izay vitanao. Tsy ny habetsahan’ny zavatra omenao azy no mamaritra ny maha-reny anao, fa ny fitiavana sy ny ezaka ataonao ho an’ny hoaviny. 🤍
Aza ampitahaina amin’ny an’ny hafa ny fiainanareo. Mety tsy hitovy ny fahafahana, fa mbola afaka manome fanantenana sy fahafahana hianatra ho an’ny zanakao ianao.
💪 Matanjaha, Maman. 📚 Tohizo ny ady. ❤️ Minoa ny tenanao. 🌱 Ny fampianarana omenao ny zanakao dia iray amin’ireo fanomezana sarobidy indrindra azonao omena azy.
Ary ho anareo reny rehetra miady mangina mba hahafahan’ny zanakareo mianatra: Hajaina ianareo, mahery ianareo, ary tsy irery ianareo. ❤️

Aza kivy, fa ny ezaka ataonao anio no mety hanova ny hoavin’ny zanakao rahampitso.

Mirary Fahombiazana hoantsika rehetra ❤️🙏

Zarao mba hanome hery azy hiatrika ny adidy lehibe antrehany 😘

23/08/2026

Saiky andeha vacances bé niany ariva fo tsy nnavelany FID 🤧🥺

15/08/2026

Ino tsarabe izii ou?
koeur code sa QR code🥱🤣
izay tsy kopy eo de tsy agnaty liste 🥱
Bonne nuit😘

01/08/2026

🤗

Salama daoly ô🥰

Ny voalohan'ny volana Aogositra toy izao no no fanapahana volo satria amin'izay maniry tsara izy💇😊
Tsy finoanoam-poana velively anefa izany fa misy antony manokana ☺️😊
Mifarana ny faran'ny volana Jolay mantsy ny ririna ilay tena mamirifiry iny ; noho izany faranana kely ny volo ny voalohan'ny volana Aogositra mba hialan'ilay tahom-bolo vakivaky sy makina hatsiaka izay 🥰😍
Salama tsara izy dia mitombo tsara ihany koa avieo 😍🥰
Iza daoly no hanapaka androany? De anareo ihany vé sa any de coiffure ?
Perso: Zah ihany no manapaka n'a mety n'a tsia Mila iz tapaka foana 😅
Bonne journée daoly 😊

01/08/2026

Efa misy tapaka randragna antsika akagny o?
zäh juste mampatsiahy fogna sao misy magnadigno 🤸🤗

Telephone

Website

Address


Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Camilla curly Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Toamasina.