Natural Fagneva
Mikarakara volo natoraly �����
27/09/2026
Coucou👋
Efa ela izaho zay tsy nampiditry sarinaha tato e😁🫣
Misaotra ny equipe ny Natural Fagneva nikarakara ❤️
Kay inona ny vaovao ry manja an?
Nahavita nikarakara volo ve tamin'ity farany herinandro ity?
🚩 Izay tsy nahavita dia afaka manatona amin'ny salon Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY an😉
Tongava hikaranaranay azy eh
📳0328999196
23/09/2026
Natural Fagneva Bazary be Tamatave en face de TBS et soupe chinoise MY
🗓️Ouvert du lundi au samedi
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924
22/09/2026
🚨 Aza adino fa ny volo miloko dia tena mila soin an, aza atao ambanin-javatra mihintsy ny fikarakarana azy amin'izay tsy mora tapatapaka
❌ Tsy mandoko izahay an, fa kosa mikaraka ny volonao amin'ny vokatra vita avy amin'ny ingrédients d'origine naturelles 🌿✅
🚩 Natural Fagneva Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY no misy anay
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924
Salama daholo 👋
Disponible huile de scellage ntsika an
🚩 Bazary be Tamatave en face de TBS et soupe chinoise MY
📳0328999196
18/09/2026
Misokatra foana ny salon sy boutique Natural Fagneva
🚩 Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924
Aza mandia vaki-tavoangy sy fantsika fogna drako e🤣
Raraha ity fanarahana la mode ty e
17/09/2026
Programme entre copines raha akeo ein🥰
Boutique et salon Natural Fagneva Bazary be Tamatave en face de TBS et soupe chinoise MY
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924
14/09/2026
Mbolatsara aby e👋
Nahavita nanao soin 🚿🧴🪔🪮tsara ve tamin'ny week-end 😉?
Raha mila volo salama, lava ary matevina dia aza atao ambanin-javatra ny fanaovana soin ( odidoha sy ravim-bolo), tsy voatery hanao curly curly ➿➰ foana rehefa avy mikarakara volo, fa afaka mirandram-bolo 🪢, na bangoina amin'izay hitiavanao azy🪮
Manana io pack de soin et repousse io izahay ato Natural Fagneva afaka manampy anao tsara amin'ny fikarakaranao ny volonao.
🚩 Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY no misy anay
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924
11/09/2026
Salama daholo o👋
Hafa ihany ny volo vita soin ❤️
🚩 Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY no misy Natural Fagneva
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924
Bonne soirée ‼️
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina