Rinah Soa mode
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rinah Soa mode, Health/Beauty, Tanjombato.
06/10/2023
Salama daholo ry manja.Ataotsika promotion be ireto kapa mihaja be ireto🥰, afaka misafidy tsara ianao na avoavo na ivaiva fa samy maivana tsara daholo pt 36 ka hatramin'ny 40 mandefa any amin'ny faritra hatrany izahay
Mp raha mahaliana anao
12/05/2023
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny pejy
Vokatra vaovao be indray no entina ho anareo: "crème coiffante by Rina Soa mode" à base d'avocat,cire d'abeille
Ireto avy ny asany sy vokatra entiny :
-Manampy ny fanirin'ny volo (2-3cm/semaine)
-Mamerina ny volo simban'ny brushing na fer
-Mety tsara hoan'ireo manao retour au naturel
-Mety atao bain d'huile na hirandranana
-Miaro ny volo tsy hiongotra na tapatapaka
Tsy mifidy karazambolo fa mety daholo
Ataotsika mora be ny vidiny 😍5.000Ar monja😍 (manao livraison Tana sy amin'ny faritra hatrany izahay)
24/04/2023
Tena efa manomboka mangatsiaka ny andro reto fa aleo miomana @ ririnina sahady an😊
Misy akanjo mety tsara amin'izany ato aminay:manteau,cardigan,ensemble pyjama(afaka misaraka),nuisette,capuchon
Anareo ny safidy ary😍
Ao @ commentaire ny sary sasany
05/04/2023
Efa niosotra crème marobe,nandany vola tamin'ny fitsaboana samihafa ve ianao nefa tsy nahita vokany ?
Atolotray anao ity crème natoraly sy tena ahitana vokatsoa ity satria 3 andro monja dia mahita fiovana ianao(crème magique )
Ireto avy ny asan'ny crème ato aminay:
-Manala mony
-Manala panda
-Manala ride
-Manala menamena @ tarehy
-Manala ireo tasy navelan'ny mony
-Manakatona mason-koditra
-Manazava sy manafotsy tarehy
-Manala point noir
Garantie 100% hoan'ireo manaraka tsara ny fampiasana azy
Mandefa @ faritra
24/03/2023
Tolotra androany sy rahampitso ihany koa araraoty😊
13/03/2023
Amin'izao fisokafan'ny pejy izao dia faly izahay manao an'ireto tolotra mora be ireto hoanareo☺
Lieu:Tanjombato akaikin'ny commune
0342930491
Category
Website
Address
Tanjombato
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Rinah Soa mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.