2000 Gâteau
Pour sublimer vos fête🎉 : Anniversaire, Mariage fiançailles💞 et événements spéciaux🍰 ✨
Avance 50%
commandez vos Gâteaux
28/05/2026
❤️ 🎉Promotion fête de mère 🎉❤️
👉Izay commande plus de 30.000ar dia misy réduction 5.000ar be izao 💸
🍂Natao ity promotion ity mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa.🥰
🍂Rehefa hanao commande🍰,
aza adino miteny ny code hoe "fête de mère" mba ahafahanao misitraka ny fihenam--bidy 5.000ar raha toa ka mihoatra 30.000ar ny commande.🫶❤️
📍Afaka manantona mivantana amin'ny Hôtel 2000, Ankatsakatsa na mandefa hafatra ao amin'ny WhatsApp 033 78 342 79
12/04/2026
Salama aby.❤️
ialana tsiny betsaka noho ny fahatarana ilay lalao natao-tsika teto amin'ny pejy. Mbola nisy adidy aman-draikitra tsy maintsy nosahanina ka dia tsy maintsy nahemotra fanomezana ny loka.
Isaorana betsaka ianareo zay nandray anjara tamin'ny lalao, ary aza matahotra fa mbola hasiatsika " jeu " vaovao.
Ataovy anaty commentaire hoe inona ny jeu ataotsika manaraka ❤️
Ireto avy ireo mpandresy :
1• Nëe Rïnah
2• Rosiah Ramamonjisoa
Manasa anareo ho tonga mp.
Misaotra betsaka indrindra, aza adino mi abonné pejy.
Salama e😍🥰
efa tapitra tamin'ny 7 Avril lasa teo ny lalaotsika fa Mbola manao mission Kely aty ambanivotra dia ahemotra amin'ny alahady hoavy izao ny famoahana ireo nivoaka mpandresy ✨
ialatsiny indrindra 🙏😘
21/03/2026
Mamy kely foana ny atsika 🥰🥰
Misaotra nanome fahatokisana hatrany ✨✨
🔺Mandray commande isanandro foana
📞 0337834279
13/03/2026
Salama ô😍!
Samy mahazo ny anjarany daholo ✨🌴
🔺Mandray commande isanandro foana izahay Tompoko
📞 0337834279
07/03/2026
🚨GIVE AWAY🚨
Conditions :
📌 Asio j'aime page, captureo ary ataovy anaty commentaire
📌 Partageo en mode public ity publication ity
📌 Asio "Je participe" ao aminy commentaire miaraka amin'ilay capture d'écran.
📌 Inviteo ny namana hanisy j'aime page
✨ Izay commentaire betsaka réaction indrindra no mandresy. Roa be izao no mpandresy
LOKA :
🔺 Voalohany : Gâteau pour 6 personnes ( misafidy décoration izay tiana ianao) + Vola 50.000ar
🔺 Faharoa : Gâteau pour 4 personnes ( misafidy décoration ianao )
🖇️ Manomboka androany ny lalao ary mifarana amin'ny 7 Avril.
Tentez vos chances ✨
Telephone
Website
Address
Hôtel 2000 Sakaraha
Sakaraha
620