Établissement Toudinga
Fahasalamana,fikarakarana tarehy sy vatana
20/05/2025
Spéciale Fête des Mêres.
👉Crème atao mba tsy ho mavomavo ririnina izao.
# -20% ny prix ireto crème ireto #
Établissement Toudinga
Vio Établissement Toudinga
19/05/2025
PROMOTION FETE DE MERE.
-20% be izao ny prix
👉Manala maintimanty jiaby.
Toudinga #
Établissement Toudinga #
08/01/2025
👉PROTEINE
Hoan'ireo olona maniry:
👉 te hahazo vatana na te haventy
👉 mampatanjaka.
*Mety be hoan'ireo zaza na olon-dehibe
*Mety be hoan'ireo olona avy narary hamerina vatana.
*Mety be hoan'ireo mpanao sport manenjika prise de mass sy anenjika volume musculaire ary performance.
👉TOUDINGA
08/01/2025
👉SAVON LAIT DE CHEVRE
👉Savon naturel 100%
- Manala mony
- Manadio sy manazava endrika
- Manala panda sy ride
- Manidy masokoditra
- Maro be ny vokatra azo avy aminy
- Mampalandina tsara ny oditra
- Tsy mifidy hoditra
👉TOUDINGA
03/01/2025
Établissement Toudinga Vio Établissement Toudinga
03/01/2025
Etablissement toudingaÉtablissement Toudinga
28/12/2024
👉Parfum 15 000Ar , aza tara fa efa kely sisa.
* Scandale
* La vie est belle
*Mamiko
* Allure homme
*Invictus
* Choco vanille...
VVio Établissement ToudingaHo avy ny fety ataova ny mety.
29/08/2024
Menaka Vonjy, manasitrana:
� Kohaka
� Sery
�Kibo misy rivotra
� Vavony
�Hidihidy
� Farasisa
� May
�Vay
� Lagaly
� Fery
� Mivonto
� Kaikitry ny biby ( parasy , moka sns )
�Tsindrona mivonto
� Mony
�Panda
�Havizanana
�Hozatra
�Lohalika marary
� Hodi-potsy
Afaka ampiasaina na amin'ny zazakely vao teraka aza, manampy be amin'ny fanalana rivotra, manasitrana izay masaka rehetra ( fitombenana, elika, ambany tenda, sns)Afaka ohanina Ny Menaka Vonjy , afaka ahosotra, afaka hanorana.
Category
Website
Address
RNS5
Mananara Avaratra
511
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Établissement Toudinga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
27/08/2024