Fy Curly à domicile
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fy Curly à domicile, Health/Beauty, Mahajanga.
MBOLA MANDRAY IZAY TE ANAO CURLY.
Manomboka sy 5000ar.
Eto majunga
Mp.
25/06/2024
Hoan'izay hanao curly alohany fety.
De après 26juin koa mbola mandray fogn zh😊
À domicile 5000ar na ianao manantona 3000ar
Mahajanga
24/06/2024
Bonsoir daoly❤️
Satria moa bdb nangataka ale astuce teo an de averiko atoro anareo le izy😊💓
🌸Zavatra ilaina
✨Atody (tamenany hian)
✨Akondro (arakarakan volo isan)
🌸Fomba fikarakarana azy
✨ 1-mixena Akondro atao melemy
✨ 2-afangaro amin Akondro ny atody
✨ 3-Ahositra amin volo pendant 30 min de akobana amin rano mati maty
De mety mipetapetaka le Akondro fa hogoina midina amin fihogo le izy😊
✨4-asina gel ze mety Aminao (Aloe Vera na grain de lin)fa nenah manokana de natao Aloe Vera +crème hydrate Mousseux mandam 😊😊de natao méthode brosse
24/06/2024
🦋🦋🦋astuce gratuit fanaovana curly🦋🦋🦋
🥨Iza le te ivadika curly tanteraka?🌸🌼
Astuce curly:👉 Vahona🌵 sy huile coco🥥👈
❄️ Ho an'zay tapakevitra hoe iova curly tanteraka izy ity ; manao retour au naturel dia ajanona ny fer, brushing, coloration sy izay rehetra mety animba volo🌸
🌸manao masque maïzena na tapotsin'atody🥚🥚 mba ho hydraté lay volo alona 30min atram 2h de fonosana
🍂🍂 rehefa avy manasa loha de lay volo mbola malamalana iny, raisina tsikelikely de maka gel d'aloe vera🌵🌵 na vahona🌵🌵 iny osorana aminy
🍃🍃Rehefa vita de osorana huile coco mba hibontsina be aveo
🍂🍂 Marihana fa tsy votery ivoka be izy am voalohany fa refa atao fona de mivoka be ny farany 🌿🌹
Aza adino ny mizara sy ny manisy j'aime ny page❤
Category
Website
Address
Mahajanga
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Fy Curly à domicile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.