Nutrigo
Ventes en Gros et Détails
Fruits Secs et Noix ...
Votre Partenaire Santé
10/08/2026
Salama tompoko 🙂 💚🤍
Inona no aterina ho anao ?
Miverina ny Livraison , Afaka mandray anao eny Analakely ampitany CISCO Bâtiment BAO LAI Rez de Chaussée BOX R29 LUNDI-VENDREDI 9H-16H @ ty herinandro vaovao ity 🥰
- FRUITS SÉCHÉS - GRAINES - NOIX -
Qualité premium 🥳
📞 034 70 417 22
09/08/2026
🔥 ANDRO FARANY ANIO! 🔥
Aza tara e! 😉
Tongava mitsidika anay ao amin’ny FIER MADA – MAKI Andohatapenaka, Stand 359 💚
👉 FRUITS SÉCHÉS, GRAINES, NOIX KARAZANY MARO
* Tsara kalitao
* Matsiro
*Mety tsara ho an’ny Rééquilibrage alimentaire 💚🤍
💚 Anio ihany! Tongava manjifa, aza avela handalo ny Tolotra 10.000 Ar / 100 G ! 😋🔥
07/08/2026
Dégustation aty @ FIER MADA MAKI Andohatapenaka stand numéro 359 😋🥰 Araraoty ny manandrana ireo mbola tsy nafaranao mihintsy 🥳
Misy Réduction bé ihany koa ..... Faaaa 10.000 AR daholo ny
100 G , anio sy @ Alahady 09 Août sisa oh
📞 034 70 417 22
07/08/2026
Salama soaaa 👋
Andro fahatelo ny FIER MADA MAKI Andohatapenaka anio ,
Tongavasoa daholo fa hiala sasatra Kely izahay rahampitso fa hiverina kosa ny Andro farany Alahady 9 Août an 🥰
Stand 359 no misy anay , FRUITS SECS, GRAINES , NOIX KARAZANY MARO 💚🤍
📞info 034 70 417 22
06/08/2026
Mialatsiny indrindra noho ireo MP mety tsy voavaly 🫣 Tena Fisaorana mitapôlaka 🙏 ho anareo rehetra Tonga anio tompoko... Tontosa Soamantsara ny Andro faharoa Ary tena hoe MANKASITRAKA INDRINDRA ❣️ Mino sy Mahatoky fa Mbola hoavy maro bé toy ny anio ianareo 🥳🙏 FIER MADA MAKI Andohatapenaka stand numéro 359 i Nutrigo
MISAOTRA MIKARAKARA ny Fahasalamanareo 💚🤍
Rahampitso indray Mihaona eh 🥰
05/08/2026
Tapitra ny andro voalohany @ FIER MADA MAKI Andohatapenaka, Misaotra indrindra anareo rehetra 🙏 Manantena fa Mbola hoavy maro ianareo hitsidika sy hanjifa rahampitso Alakamisy 6 Août 🥰 Tena bé entana bé mahaliana eny fa Tongava daholo Sady mora no Vidim pidirana OAr. Tsy mahafaty antoka.
NUTRIGO stand numéro 359 ambadika ny TANA TECH miditra ankavia ny vavahady bé .
Misy RÉDUCTION bé miavaka fa Tongava ❣️ ( Tsy teneniko eto mihintsy fa any nareo mahita azy ☺️)
📞 034 70 417 22
05/08/2026
Coucou ❣️ ça va nareo ?
🥑 Mihinàna tsara sy miaina tsara eh ! 💚
Ireo vokatra voajanahary hanampy anao amin'ny rééquilibrage alimentaire dia miandry anao ao amin'ny Nutrigo ( Fruits séchés, karazana NOIX, GRAINES)
📍 FIER MADA – MAKI Andohatapenaka 📌 Stand N°359
🗓️ Anio Alarobia 5, Alakamisy 6, Zoma 7 ary Alahady 9 Août.
Tongava mitsidika, misafidy vokatra mahasalama ary afaka miresaka mivantana aminay. Miandry anao izahay oh ! 💚
04/08/2026
Manomboka rahampitso ny fotoana iarahantsika @ FIER MADA MAKI Andohatapenaka stand numéro 359 an , miainga eny daholo ny livraison, Alarobia, Alakamisy, Zoma ☺️ oaiiii , Alahady ko Kay 🥰
Antsoy aho 034 70 417 22 fa mora hita nefa Ilay toerana, mitsofoka vavahady bé Dia mandeha ankavia an , akaiky ny TANA TECH 🤝 any Mihaona 🥰
04/08/2026
🌿 Rahampitso no fotoana an ☺️ !
Tongava hitsidika ny NUTRIGO ao amin'ny FIER-MADA – MAKI Andohatapenaka, Stand N°359. 💚
Hahita noix, fruits secs ary graines 100% naturels, matsiro sady mahasoa ny fahasalamana ianao.
🚶 Tongava mijery, misafidy ary manjifa!
Miandry anao izahay ao amin'ny Stand 359! 🌰🥜
📞Info : 034 70 417 22
03/08/2026
Diaaaaa any @ FIER MADA Mihaona eh 🥰
Manomboka Alarobia 5, Alakamisy 6, Zoma 7 Ary Alahady 9 Août hoavy io 🌿 MAKI Andohatapenaka stand 359
Alefaso foana ihany ny commande fa misy livraison Foana foana 😉 MP ou 034 70 417 22
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Centre
Ivato
101