Olioly Natoraly Officiel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Olioly Natoraly Officiel, Health/Beauty, Ivato.
17/12/2024
🔥🔥🔥🔥
K'aiza daholo bonhomme an.... 🙋♀️🫣😅👊
Ataovy matsiro sy manja ny fety ee 😋😋
Iza daholo ilay mankafia paty ato rehefa misy fety? 😎😎
Mba ataovy miavaka kely indray ary amin'ity fety taona ity eee 🥰
Miaraka amin'ny gasy Nokaliana misy légumes isan karazany 😍
Epignard, Carotte, Voatavo, Tamotamo, Betterave, Nature 😋😋
Tsy misy produits chimiques na kely ary 👌👌
👉 3000ar ny vidin'ny 200g (iray sachet)
Afaka atao mifangaro, afaka atao tsy mifangaro ihany koa 😉
Aty Ambohidratrimo no misy anay an 😊 Efa misy ihany koa ao amin'ny showroom an'i Olioly Natoraly Officiel eo Andranomena raha eo no akaiky anareo.
Afaka manao livraison ihany koa anefa izahay manerana an'i Madagasikara mihitsy 🥰
Mp avy hatrany ary raha anao commande na afaka tonga dia miantso👇👇
Contact: 034 18 155 98
"Sakafo ara-pahasalamana, tanjaka ho anao sy ny ankohonanao"
13/12/2024
💛💛💛💛
12/12/2024
🔥🔥🔥Pack maraina 🔥🔥🔥
Zava-dehibe indrindra ny sakafo maraina .
Tsara ihany koa lanjalanjaina ny sakafo hanina izay mitondra otrik'aina .
Indrindra ho an' ireo miraiza vatana st ny kilonga.
🔥 Crousty
🔥 hibiscus
🔥beurre salés
🔥confitures
🔥Miel (original )
Le tous 50 000ar fotsiny .
🏠Andranomena en face terminus 194 ,( route Ambohimanarina )
🚲Manao livraison ( ho an' ny pack raha ville dia gratuit)
📌Contact 034 38 838 17
10/12/2024
🌲🌲🌲 Pack Fety 🌲🌲🌲
🔥Choix 1 :
✅Huile soja ou arachide 1 l 🌿
✅Vin betterave ou vin ananas 🤗
✅Beurre salé
✅Tamoutamou
✅Patte legumes
✅Spaghetti
🌿🌿Pack 2:
✅Vin ananas ou betterave.
✅Sakay
✅Sel gemme
✅Patte legumes spaghetti
✅Fandrehatra
Prix: 50 000ar
🏠Andranomena en face terminus 194 ( route Ambohimanarina )
♨Contact 034 38 838 17
🚲Manao livraison a partir de 3000ar.
10/12/2024
🔥🔥🔥TSiky TSena 2024🔥🔥🔥
20 et 21 dec 2024 ao Hotel 1.2.3 Soleil Maibahoakaahoakaaka be ny @ n io , misy varotra fampiratiana hampahafantarana antsika ny vokatra malagasy . sakafo ....
Misy deguistation sur place .
🔥🔥Ely
🔥🔥Lanja Babeine
🔥🔥Tsiresy
Misy animation maro samihafa ary scene ouverte izay maniry hizara talenta.
Mbola misy stand disponible ( morabe)
Contact 034 38 838 17
💓💓💓💓
10/12/2024
👋👋👋hizara kely aloha an👋👋👋
Anisany ny entana hitanao ao Hotel 1.2.3 Soleil Maibahoakaahoakama 20 sy asabotsy 22 dec zao ireto .
Mahay ny malagasy .
Afaka manao commande foana koa an manao livraison zahay na manatona ety @ showroom Andranomena en face terminus 194.
10/12/2024
🔥🔥🔥Manimanitra fety o🔥🔥🔥
J-11
Daty matsiro be 21 et 22 decembre 2024.
🔥Somary nangina kely ny page teo nohon' ny tsy fahasalamana.
Fa hitondra vaovao be ho antsika izahay anio.🔥
🔥TSiky TSena🔥 no tinay hiarahan- tsiaka manomana ny fetin'ny noely sy anomanana ny faran'izao taona izao.
📌😊Tsiky : satria manakarena Madagasikara tanora manan- talenta @ hatsikana, samihafa ary dia ho avy ampitsiky antsika @ io fotoana io i Tsiresy, Lanja Babeine,Ely....
Hisy animation hira ,vazo miteny sns... Ihany koa satria hiara- hanalazy isika .🤗🤗🤗
📌Tsena 🛍🛍: Varotra fampiratiana ireo vokatra malagasy sakafo mahavarina isan- karazany, art malagasy , vokatra fikarakarana volo sy tarehy ( fifanakalozana) ....
Mbola misy stand disponible an , ( natao mora dia mora)
🛍🛍🛍Andao hiantsena , hitsiky, hivazo....🛍🛍🛍
Contact 034 38 838 17
Category
Contact the business
Website
Address
Ivato
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Olioly Natoraly Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.