Hôtesses-EGSS-MCI
Hello! Aza misalasala miditra hafatra miafina Raha misy fiaraha miasa tianao hatao 🥰
01/08/2026
Amin'izao hakatroka ny fitsingerenany taona nahaterahanao izao , dia faly izahay miarahaba anao Nancy Tinasoa 🥰🎉
mirary soa hoanao hatrany ❤️
25/07/2026
rahampitso ny fotoana tsika 🥰
🎉 MISS & MISTER INTER-UNIVERSITAIRE 2026 🎉
✨ Manana solontena hiaro ny voninahitry ny Faculté EGSS isika amin'ity fifaninanana Miss & Mister Inter-Universitaire ity.
👑 MISS : Larissa 🤵 MISTER : DJEITHA
📅 Alahady 26 Jolay 2026 🕑 Amin'ny 2 ora tolakandro (14h00) 📍 Gymnase Ambatomena
🔥 Hisy ihany koa Show Case miaraka amin'i MAJESTY hanampy hafaliana sy hampafana ny lanonana.
👉 Tongava maro hanohana sy hampahery ireo solontenantsika amin'ity fifaninanana lehibe ity. Ny fanohanantsika no hery lehibe ho azy ireo!
Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa
Faculté Egss-Mci Universite de Fianarantsoa Officiel
22/07/2026
miaina ohatr'izao ihany koa izahay ☺️
samy hafa fiaviana fa natambatra ho iray 🫶,mifankahazo ampo toin'ny mpirahavavy,❤️
Mamyii ery ny fiarahana🥰
11/07/2026
Anisany namoaka rahavavy ihany koa izahay nandritrany sortie de promotion omaly koa ndao mba samy hiaraka hiarahaba azy isika ☺️
félicitations Marie Larissa 🥰♥️
10/07/2026
🤍J-4💙
💙sortie de promotion 💙
09/07/2026
Ny anio jour-3💐
EGSS ACTION DAYS
08/07/2026
.
jour-1💙
04/07/2026
voilà notre Mister,mba mangataka vote avy amitsika izy 🥰
Djeitha - EGSS Fianarantsoa
04/07/2026
mangataka tohana ity solontenan-tsika ity ♥️🙏
Larissa - EGSS Fianarantsoa
⚡Les hôtesses d'EGSS sont prêtes à vous accueillir durant ces événements de notre faculté 🥰
Category
Website
Address
Fianarantsoa
Fianarantsoa