Coiffure Fahasoavana
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coiffure Fahasoavana, Hair salon, Antsirabe.
30/05/2026
Mankasitraka amin‘ny fahatokisana, Sady voky gateau no vita tsara ny volo,
Alefaso commande pour Fête des mères fa kely sisa azo raisina a, mp ou 0348079903 🎂 🍰
Akory aby,
Mbola ato daholo ve isika,
Tsy hita elaela noho ny antony manokana
Araho tsy Tapaka ny pejy dia asao ny namana fa hizara zavatra vaovao tsara be ho antsika rehetra ♥️♥️🌸🌸🌺🌺
De retour🌸
Ho antsika izay hanao volo, mbola disponible atsoy ny 0348079903
10/06/2025
Akory aby!
Nahatonga fitaovana zay dia aleo aloha reto alefa fa mipetraka fotsiny ato,
Marque original Re*****on provenance d‘Allemagne, tsy dia niasa firy izy ireo,mbola mandefa tsara, état 10/10
Mp si intéressé ♥️♥️
Salama daholo 🥰
tena ialana tsiny be dia be ho an’izay miantso nefa tsy mahazo anay fa very ny téléphone dia vao recuperena ny puce,
Joignable sur msg Messenger izahay aloha atreto😔
Mila mailo ry reto fa misy mpanao sitomahery partie Ambohimiandrisoa🥺
14/04/2025
Tsara maraina aby,
Efa manomboka misokatra ny salon antsika a, Tongava mikarakara fahamanjana indrindra amin
izao akatokin‘ny P***a izao♥️♥️🌺🌺🌺
Salama aby,
Mampahafantatra antsika mpajifa rehetra fa tsy misokatra ny salon atsika hatramin‘ny Alatsinainy fa misy fahoriana izahay.
Mankasitraka antsika 🕯️🕯️🌺
26/03/2025
Promotion antsika aza adino an🌺🌺
Tongava mikarakara fahamanjana💇♀️💇♂️♥️
24/03/2025
Iza ihany koa no mijery baolina ao ⚽️
Alefa Madagasikara 🇲🇬
Alefa Barea 🇲🇬
24/03/2025
Salama daholo isika ato,
Tohiny fangatahana ary dia anao promotion indray isika,
Na manao volo na manao hoho, sns... dia mahazo réduction 25% be izao,
Tolotra hatramin‘ny faran‘ny volana Mars izy ity a.
Tongava ary mikarakara fahamanjana 💇♀️💇♂️💇♂️🌺♥️♥️♥️
Category
Website
Address
Antsirabe
110