Divers Shop Antsirabe

Divers Shop Antsirabe

Share

🩵❤️🩷LA QUALITE QUI DIRE 💙🧡💜

♥️♥️♥️SUIVEZ MOI ♥️♥️♥️

07/10/2026

Mini mixeur chargeable+ Gourde
Prix mora bé :30000ar

400ml

Dispo Antsirabe
Afaka manao livraison ihany koa izahay 😊

30/09/2026

UN GRAND MERCI A VOUS TOUS MES CHERI

TONGASOA ATO AMIN'NY PEJY IANAREO 😘😘😘

Elie Josia Fienena, Val's Rkt, Sarah Yanja, Nampoina Rakotonirina, Nantenaina Tonny

27/09/2026

Mirary alahady feno fitahiana ho antsika rehetra indray ary ohh

26/09/2026

Tena hoe mamy loatra fa mankasitraka 😘😘

❌ VENDU ❌

26/09/2026

Cup coffe
Amin'ilay mafy Sady mateza indray ity 😍

Photos from Divers Shop Antsirabe's post 25/09/2026

Wow Tsara e ? 😍 Sa tsy tinareo vé ?
Verre à pied tena classe bé .
Ianao indray no mihaja be eo anoloan'ny vahiny rehefa mandroso ranom-boankazo azy amin'ireto

Tongava malaky fa ataonay mora anie

25/09/2026

Mbola misy foana ato Raha ianao ilay nitady an'ity .

Glacière TANK amin'ilay matevina bé Sady mihaja Kely
Afaka entinao amin'izay tinao na mitsangatsangana enao na handeha hivoayage mihintsy aza .
Eny fa na ao antrano fotsiny aza dia afaka hitehirizana sakafo tsy Tiana hasiso

Photos from Divers Shop Antsirabe's post 24/09/2026

Inona le cache écran tadiavinareo any fa omenay ianareo Raha misy ato aminay

8 000ar monja anie dia efa voaaro n'y téléphonenao io e.

Lieu : Mahazoarivo Baramalagasy pavé ampita ANTSIMON'NY SMIA

24/09/2026

Dispo chez nous

Gourde Stanley vrai

💥💥Prix : 45 000ar au lieu de❌❌ 60000ar ❌❌

23/09/2026

🥤 MINI MIXEUR PORTABLE RECHARGEABLE - VAOVAO BE 🔥

Reraka ve ianao mividy jus eny ivelany lafo be ? 😩

Ity ny vahaolana !
*Amin'ny 9 segondra monja dia vita ny jus naturel-nao* 🍉🍍🥝

*✅ TOMBONY MANANA AZY :*
🔹 Sans fil, azo entina na aiza na aiza - any ampiasana, any an-trano, pique-nique
🔹 rechargeable USB Type-C
🔹 Lames 6 en acier
🔹 Madio sy azo antoka - matière food grade
🔹 2 en 1 : Mixeur + Gourde, misotro avy hatrany

Tonga dia tapao ny voankazo, tsindrio ny bouton ary dia VITA ! 😍
Jus detox, smoothie, jus ho an'ny zaza - izay tianao!

*⚡ STOCK LIMITÉ

📦 Livraison Antsirabe sy amin'ny faritra
📩 Alefaso MP ny commande-nao na antsoy n'y 033 75 126 33
💸 Paiement à la livraison

👉 Tague-o ny namana tia jus naturel !

Telephone

Website

Address


MAHAZOARIVO Baramalagasy Pavé Ampita ANTSIMON'NY SMIA
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Divers Shop Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antsirabe.