Aloez Shop MDG
�Produit de beauté et parfum 100% authentique�
23/02/2026
Coucou!!! Déstocage entana oh!!
Sac rehetra 30.000ar ny iray!!
Allez sur mp pour la disponibilité !!!
Ndao ary oh!! ☺️☺️😊😊😊
18/12/2023
Salut daholo!! Alefa mora be ny sac fa tongava en mp oh!!! 🎁🎁🎁🎁🎁
15/12/2023
Hello les filles!!! 💃💃💅🏽
Manomboka androany ny promotions de Noël !!!
‼️‼️‼️Tous les vernis Essie et les rouges à lèvres l‘oréal et maybelline sont à 20.000ar seulement 💋
Alefaso ary ny commande fa sao tsy mahatratra an!!! 🎁🎁🎁
01/12/2023
Bonjour daholo! samy tratran´ny desambra!!!
🚨🚨🚨PROMOTION NGEZA BE 🚨🚨🚨
Hatolotray anareo amin´ity alohan´ny fety ity, amin´ny produits sy articles rehetra izay amidinay!! 🥰🥰🥰😍😍🤩🤩
Araho tsy tapaka ny Pejy ary !!!!! 🥳🥳🥳🥳
Aloez Shop MDG
promonoely
20/05/2023
Coucou les copines et les mamans!! 👋👋
❗️❗️misy arrivages poketra tsara kely maro indray isika an! 👜👜👜
Tonga dia alefaso avy hatrany ny mp raha mahaliana anao sao dia tara an! 👛👛👛
Mirary soa oh!! 🙏🏻
07/03/2023
Hello hello!! Produits Yves rocher vitsivitsy indray no atolotra ho antsika ka ataovy faingana ny commandenao ary!! 🌸🌸
💡Eau de toilette
💡Eau de parfum pour homme et femme
💡Crème hydratante pour le visage
💡Crème pour le corps
💡Schampooing
💡Déodorant spray et roll
💡Gommage corps
💡Mousse et après rasage
💡Gel do**he
💡Mascara
🔥🔥 Marihina fa Authentique avokoa ny produits ato amin‘ny Aloez Shop MDG ary tsy mitapoka rano 😊
11/02/2023
❤️❤️ Manakaiky ny fetin’ny St Valentin izao! Mbola maro maro ny article afaka vidianareo ato amin’ny Aloez Shop MDG ! 😊😊🎉
🌸🌸Anisan’izany ireto maquillage ireto!!
Aza misalasala manontany oh!!
09/12/2022
Hey hey !!! 👋👋 Vernis à ongles 💅sy échantillons parfums 🏵️💮🌸maro samy hafa indray no atolotra antsika androany ary! 😊😉
🌺Vernis à ongles Essie 35.000 ariary
🌸Vernis à ongles AVRIL 28.000 ariary
🏵️Échantillons parfums 8000ar/pièce et 15.000ar/2 pièces
⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️⬇️
Category
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Aloez Shop MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.