Michou Beauté

Michou Beauté

Share

Produits naturels, secret de beauté Alliez détente et savoir-faire chez Michou Beauté dans sa bulle de douceur.

Apprenez les vraies techniques du massage : relaxation, amincissant, shiatsu...
Découvrez également les secrets de beauté au naturel pour le visage, le corps, et même les cheveux des plus simples aux plus élaborés. N'attendez plus, ajoutez à votre savoir-faire les différents massages, les produits naturels et bien d'autres encore!

Photos from Michou Beauté's post 01/10/2026

PAIKA TSOTRA.
Maro ny Olona tsy Manana NIFY Fotsy sady Simba.misy 3 ireto.

Hikarakarana Azy. Misafidy.

1)- Atao maina ka Kosehina atao Lasa Vovoka ireto ary atambatra.Hamotsiana Nify ,tsy ho Simba.mba ho mafy. Sy maha Manitra Vava Ary manasitrana Ati-Vava sy Akanjo-nify (ihy= Gencive) raha sendra masaka na misy Bay kely=Aphtes.

-Solila(Menthe) +Dità(Thym)+Jirofo(Girofle)+Kanelina(Cannel)+Argile Verte.Atao mitovy fatra.Afangaro tsara.(Manana fangaro efa Vita aho ka Arivo Ariary Monja!). ka ny Borosy Nify no Lemana ka Akasoka eo @ Fangaro.Hiborosiana Nify+Lela+Molotra.

#10.000 Ar ny 200:g

2)-Na Laingo Maimbo .ahazana atao maina.totoina atao toy ny eo ambony ny fampiasa azy.
3)-Na Maka Dentifrice +Karibonetra.Mitovy fatra.Afangaro tsara.ahosotra @ (Papier Alu.) ka fonosina @ io ny Nify 1ora.Borosiana tsara avieo.

ASTUCE!
Mélangez de la Bicarbonate de Soude avec du Dentifrice.même quantité.
Étalez sur du Papier Alu.
Laissez pendant 1h et se brosser les Dents.

Michou Beauté

Villa Mahatazana fort voyron Akaiky ny Sinibendrano
Appel na sms
032 02 027 90
034 26 566 87
fans

Photos from Michou Beauté's post 01/10/2026

Vavaka Hariva

Ray o!
Misaotra nohon'ny Tontolo. Andronay anio.
Hatory sy. Hiala sasatra izahay.
Apetrakay Feno.Eo Ampelatananao NY Aminay rehetra!!!

Tantano ny Dia hoan'izay Mbola any Ampiasaina Hody ny eny Andalana eny ho Tody Soa ao Antokatrano

@ alalan'i Jesoa Kristy. Mpamonjy Anay .Amen.Soava NY Alina hoany rehetra.

30/09/2026

TORO-HAY.

Ny Beroberoka ny Ny Pissenlits.

Miezaka foana isika mba tsy ho Voky Fanafody Simika mba tsy haha trotraka ny Vatana sy tsy hamboly Aretina Vaovao hafa.

Maniriniry fatany io eto.

Ny Tahony.Raviny.Voany.afaka atao Salady.Voasary Makirana na Vinaigre de Cidre ampiasaina.Ny Raviny Afaka atao Ron-daoka.Mangananganana fa tsara.

TANJONA:

.manasitrana ny Homamiadana rehetra! Voa .Aty.
ny Fakany ho Zaraiko @ manaraka.fa mahasoa tokoa.

Atao:
Mampangotraka Rano 1l.alatsaka ao ny Fakany1 1voadio.
Esorina Ambony Fatana.
Misotro Tapaky ny Vera Vao mifoha sy alohan'ny Hatory.

Salamà Tompoko ô! Soava é!

-fery Anaty ato amiko.

Vahona +Whisky. Tantely.
40.000ar ny 1l.

Coco Vierge 1pot Yaourt=
20 000 Ar.
Mandravasarotra 20.000Ar

#@à la UNE. # #

Michou Beauté
Villa Mahatazana Fort Voyron akaiky ny Sinibendrano
034 26 566 87
032 02 027 90
fans

29/09/2026

TORO-HAY

Mangirifiry ny HOMAMIADANA
(Cancer) Namana? Havana?

*Na Eo Andalam-pitsaboana Aza.

*Ampiaro fa SITRANA.

*Huile Coco.Pure Préssion à Froid

*Mihinana 1/2 Sotro kely Maraina/Atoandro/Hariva 30 Andro misesy.

*Ajanona fa Soloina Jus Corossole. 3 Vera. M/A/H 30 Andro misesy.


*Makà Ravina Corrossol 7isa na Maina na Lena.Alatsaka ao Anaty Rano Mangotraka 3l. Esorina Ambony Fatana.Avela hangatsiaka. Rano Fisotro.@ Fotoana rehetra

*Rehefa lany manao Vaovao.

*Huille Coco VIERGE.Madio.

Azo Antoka.

100% Namboariko 1Pot Yaourt =20.000Ar.

*Afaka manam-boatra koa Ianao:

-Kikisana ny Voanio1 MampangotrakaRano 1l.Araraka eo @ Coco Voakiky.
Avieo Fihazana.

*Maraina Esorina ny Menaka Mitsingevana.

*Ny Rano ao Ambany .Afaka Andrahoina Vary na Laoka.

*Tsara manaja ny Fepetra.Takiana. fa ny Voalohany. Indrindra Matoky ilay Zanahary Mahery Tsitoha!
Fa tsy misy Rofy tsy hainy Sitranina.

*Mahasoa tokoa!
Zarao @ Namana sy ny Groupe misy Anao.

Michou Beauté
Villa Mahatazana fort voyron Akaiky ny Sinibendrano

032 02 027 90
034 26 566 87

Photos from Michou Beauté's post 29/09/2026

Ne limitez plus vos défis, commencez à défier vos limites, et osez être GRANDIOSE
Douce Nuit 🙏
Amen.

Asandrato ny Dera. Laza. Ary ny Voninahitra.
Azy.
misy Toa Anao io.
ary eeeee.
# # Tsofy Rano ny Tenanao. Irio. Antenao. Fa ho tonga Aminao ny Soa sy 'Tsara rehetra. Amin' ny Anaran'i Jesoa Kristy Velona Amen 🙏
Soava ny Alina Hoan'ny Rehetra!!!!

ny Marina
Mahitsy mandrakariva fa izay no Sitraky ny Ray ao Ambony. Ary ianao tsy Very mandeha Manana Azy.
Misy A driamanitra ary Marina Amin'ny Teny Nataony izy.
Amin'ny Alalan'i Jesoa Kristy
Feno Fahombiazana
Fitahiana. Famindram-po. Fitahiana Fahasohavana. Hoan'ny rehetra 🙏

29/09/2026

Coucou ny Namako é!

FIKA-KELY tena mahomby! :-P

*BE KIBO
*MITOHANA
*MITAZONA MENAKA RATSY.
*MATAVY.

Ndao ary é!

MISAFIDY 1/HERINANDRO.

1)-Tsy mihinana n'inona n'inona Afa-tsy Akondro 12 ao Anaty Tontolo Andro.

-Safidio ny Andro.
-Homany ny Vatana ny Saina.
+ Rano 2l. Asiana jus de Citron sy Tantely 1Sotro Lehibe avy.
Afaka atao 1/Herinandro.

2)-Sakay Cayenne.(ilay Sakay lava mahia fanao Haingo -tsakafo. Oh: Pizza.

-Makà 2 na 3 arakaraky ny Halavany sy ny Habeny + Rano 2l. Avela Hangotraka 5mn.
-Laniana Tontolo Andro.

3)- Baranjely na Saosetty na Courgette. 2 Sasana Tsy Voasana.Didina mitsangana 4 + Rano 2l.Andrahoina avela hangotraka 5mn. -Laniana Tontolo Andro.

4)- Haricot Vert manta 10 Totoina.+ Rano 1Vera. + Ranom-boasary Makirana + Sakamalao Manta Voatoto 1Sotro kely + Voatabia manta.
+ Perisily 1Fatorana + Vovoka Kanelina 1/2 Sotro kely.

Laniana vao Maraina mifoha. Na Alohan'ny Hatory.

5)- Na ny Dité VAKY Tavy
Vanona be.
10 000 ar NY Fonosana 1

15 isa 1 volana

HOAN 'NY REHETRA!!!!!

NY num .KO
Payé na @ 1 @ ireo

*Tsy mety loatra @ Fahasalamana ny tavy manodidina ny Kibo hoan' ny Olona na Lahy na Vavy + 40 Taona no miakatra

Michou Beauté
Villa Mahatazana fort voyron Akaiky ny Sinibendrano
Appel .ou Sms
032 02 027 90

034 26 566 87

28/09/2026

Mahareta amin'ny fivavahana, ka miambena amin'izany amin'ny fisaorana.Kol.4.2.

28/09/2026

HAZA-POTSY =. Vitiligo.

atao tsara ny tsy hampitombo sy hahasitrana tanteraka Azy.

ÀNTONY.
Dona =Choc.
Akora tsy Zakan'ny Hoditra.
Na koa Dona mafy nihantra tamin'ny Tena (Tampoka sy tsy nampoizina)

. Fanananao. Rava tao Anaty indray mi. Pihi. Maso. Na Fahafatesana Tampoka.

Rarin-tsaina (Stress)

Adin-tsaina.

IRETO AVY NY ZAVATRA AZO ITSABOANA AZY,

Tanteraka ny Tara. Masoandro.

foana ny 4.7.8.isak'izay Mahatsiaro.

Atody MAsaka andrahoina Amakorany in3/Herinandro.

na Mieritrereta Zavatra
Nahatapatsinay. Mikaka Mihomehy 15mn isan'andro ny Fitambarany raha kely.

.


sasana,Tsara ny hodiny
tapatapahana.
no ahosotra Hoditra Fotsy
isan'andro mandritran'ny 2ora. Kobanina.

jus Papay isan'andro.

ARGILE ROUGE SY JUS DE Gingembre.

argile 2Sotro L.
+Ranona sakamalao 1sotro
no ahosotra Hoditra Fotsy

# 40mn. Kobanina. atao isan'andro

(Voa ny radis) sy VINAIGRE
# ilay voa ao anatin'ny radis,iny alona fotsy mandritran'ny alina.

. hosory faritra mandritra 2ora
Atao isan'andro ary kobanina

. tantely mandritran'ny 1h ,atao isan'andro,kobanina.

ahosotra eny 15min.

# vita zay,Kikisana ny sakamalao akana 2sotro,asina rano 1vera sy citron
Iny sotroina,Afaka misotroa hatramin'ny 3vera anatin'ny iray andro
matetika,kobanina.


Mixena ny laisoa,avy eo iny ranony iny ahosotra faritra marary mandritran'ny 10min,avy eo sasana matimaty, isan'andro
koa ny ravin'ny laisoa,apangotrahana miaraka , akana ho sotroina

INDRAY NY ZAVATRA TOKONY HOANINA,AFAMPIDIMBIASANA ANATIN'NY HERINANDRO

noix(coco,voanjo,soja...
Trondro
akoho gasy,henan'omby(tsy atao isan'andro ny henan'omby fa lasa mankarary ) brocolis,Voatabia.

. 20.000Ar.
Rouge 20.000Ar ny 1kg

Michou Beauté
Villa Mahatazana fort voyron 7/7jrs
032 02 027 90
034 26 566 87

Photos from Michou Beauté's post 27/09/2026

Fomba fanalana ny tâche elika , elakelape sns ...
Voasary makirana 1 + sira 1 sotrokely
Alaina ny ranony voasary makirana afangaro tsara sira 1sotrokely , Ka raisina @ coton Ary kosehana Tiana ho diovina , avela 40 minitra vao kobanina
🚫Tsy azo atao

Akora 100% Natoraly efa vita Aho Afaka Ampiasaina @ Hoditra l'ASA mainty: Kiho.Foto-pe.Helika.Hatoka.

Fa tsy Tarehy. 20.000 Ar monja!

Michou Beauté
Villa Mahatazana fort voyron Akaiky ny Sinibendrano
fans
Michou Beauté
Michou Ramarobandro
Michou JM Ramarobandro
Michou Ramaro
Michou RBandro
Jeanne Ramanantenasoa
Appel na SMS
032 02 027 90

034 26 566 87

26/09/2026

FAHAIZA-MIAINA VE?

*Ananako betsaka ka Zaraiko Aminao ;-)

Mandraisa Lesona @ Fiainana Nolalovana.ho Vaovao ny Taona. Ny Tena koa mitombo
Taona+ Famatorana +
Hasina maha-Olona.Maha-Malagasy.
FINDAY eto no Resaka!

HAI-FOMBA

1)-Raha miantso Olona Ianao ,ka in-3 misesy ,ka tsy mandray Izy .Ajanony .

*Mety Mivory na any @ Hopitaly na sahirana ilay Olona.

*Ny Ahy Manokana izao ,raha sendra tsy mandray Aho dia Manotra Olona (Relaxation) izany hoe mila filaminana ilay Olona raisina, Horina fa tsy hoe Handray ny Antsonao Aho.dia hiresaka sy ny sisa eo.


2)-Samy manana ny Fahasairanany ny Olona ,fa aza Manofy na Mieritreritra RATSY .raha sendra izay .

*Ny Hendry no Anarina.

3)-3 ny Finday .ko, ka raha miara maneno .ireo. dia Vitaina tanteraka ny Resaka @ izay noraisina.

Vita. vao Mandray ny 1.

4)Rehefa antsoin'Olona ianao,dia avelao Izy no manapaka.

5)Aza tia jerijery Tél an'Olona .
Aza. Mandray Antso tsy an 'ny Tena. Sao hahita Fahoriana eo :-P
6)Raha misy Miantso ka tsy Anao ilay izy.

Jereo eo fotsiny.na an'ny Vadinao aza.

*Raha Miantso in-3 misesy ka laharana iray io ihany.Raiso ary miala-tsiny .Ny Voalohan-teny.

Tsy eo izy.fa raha misy hafatra Maika dia Ambarao.
*Arakaraky ny Resaka eo .Vao Afaka manotany Ianao hoe iza io? Rehefa tsy mitonona Izy.

7)-Fa raha ianao no Miantso.
Mitonona hoe IZA Ianao.

8)-Fa tsy Ianao miantso Olona indray no miteny Manotany hoe fa Iza io?

9)-Raha hamangy @ Fahoriana na any Ampiangonana na any @ Hopitaly na @ Fivoriana na any Ampianarana dia tokony ho Pihina Tanteraka ny tél.
Na tsy Asina Feo.

10)-Mba Safidio arakaraky ny Taona ny Feon-kira.

11)Mitenena mora rehefa Miresaka.
indrindra raha misy Miantso na Miresaka.
ao anaty Fiaram-bahoaka.

12)-Raha mbola mi-charge ny Tél. Ka misy Miantso.

Esorina eo vao Raisina.

13)Raha Ianao no mila ilay Olona.Tsy fanao loatra ny mi.bip.bip Na Mandefa Foneo. Aho.

*Raha tsy Olona akaiky be Anao.

14)Raha Sms Manoratà tsara .izany hoe mba hay vakiana.

15) Tsy mety ny miantso...

Category

Telephone

Website

Address


Villa Mahatazana Fort Voyron
Antaninandro

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Michou Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antaninandro.