Helpa

Helpa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Helpa, Health/Beauty, Antananarivo.

📢Helpa izay midika hoe fanampiana dia pejy iray manome lanja ny hatsaran'i Madagasikara amin'ny alalan'ny vokatra natoraly sy ny tombontsoa azo avy amin'ny zava-boahary mba hanampiana ny Malagasy ❤️🇲🇬☘️🌱

19/09/2026

✨ Privilégiez le soin naturel avec nos 2 huiles végétales

📍Huile de Baobab : nourrit en profondeur, idéal pour les cheveux secs, abîmés et colorés, parfait pour les peaux secs avec des tiraillements 😊
💷 Prix : 10000 Ariary le flacon de 100 mL

📍Huile d'amande douce : une ressource riche en vitamine A et E, elle adoucit et donne de l'élasticité au peau et au cheveux, parfait pour les peaux sensibles et calme les irritations 😊
💷 Prix : 8500 ariary le flacon de 100 mL




'AMANDEDOUCE

17/09/2026

📣Te hahalala misimisy kokoa mahakasika ny HELPA sy ireo vokatra eto aminay ve??

🚧 Rahampitso ary ny fotoana eny amin'ny Polypreneuriat 7.0 eny amin'ny le pavé Antaninarenina

❗Tsy izany ihany anefa fa misy conférence sy fifanakalozana mifantoka amin'ny entrepreneuriat maro ao
indrindra ho antsika te hisehatra amin'izany.

❌Tsy misy vidim-pidirana ❌

15/09/2026

📣Te hahalala misimisy kokoa mahakasika izany sampam-mpampiofana GÉNIE DES PROCÉDÉS CHIMIQUES ET INDUSTRIELS ?

👉Manasa anao ary izahay ho an'ny rahampitso eny amin'ny Stade Barea Mahamasina eee

📍Misy fampiratiana projet maro isan-karazany
📍Tafatafa mivantana amin'ireo mpisehatra amin'izany filière izany

✨ Tongava maro eee, indrindra ho an'ireo zandry maniry hianatra ety amin'ny Sekoly Ambony Polyteknika an'Antananarivo

11/09/2026

❗MILA SAKAFO NY VOLO❗

👉Fantatrao ve fa ireny menaka, vokatra ampiasaintsika ireny no sakafo mahasalama ka mampaniry ny volo

❌Tsy ny menaka rehetra nefa no sakafony fa mifanaraka amin'ny toetoetra ny volo io❌
1️⃣Etape 1 : fantaro ary aloha ny volonao hoe manao ahoana ee, malefaka ve? Maina ve? Mitera-menaka vee?? Sns
2️⃣ Jereo amin'izay ny menaka ilain'ny volonao

🚧Ps : ny ahy manokana izao ny voloko lasa maina be foana sy mihejankejana mafimafy izany satria nisy produits tsy nety tamin'ny voloko izay nampiasaiko vao tsy ela koa miverina manome sakafo azy indray aho mba hiverenany mandina sy malefadefaka
👉Huile de baobab sy huile d'amande douce izany no ampiasaiko satria ny huile de baobab manome aina (nourrit ) ary ny huile d'amande douce (manalefaka) koa ireo no hitako hoe mifanaraka amin'ny toetoetra ny voloko amin'izao

📣Mbola te hahalala misimisy mahakasika izay vee??
Araho hatrany ary ny pejy dia aza adino koa ny manasa ny namana ann🙃





'AMANDEDOUCE

07/09/2026

❗ANDAO HANAMBOATRA HUILE DE COCO Pressé à froid

❓Avy nanao vacances dia nitondra coco maro be nefa tsy hita izay hanaovana azy ve?
👉Andao ary hanamboatra huile coco pressé à froid afaka ampiasaina ao antrano ee

📍Esorina ilay nofony be iny dia totoina (amin'ny robot no tsara kokoa )
📍 Apetraka ela ela kely ao anaty boîte misarona
📍Pressena amin'izay ilay totona coco iny (ilay fi pressena citron ny ahy no ataoko) ary iny mitsoranoka iny avy eo no misy ilay huile de coco ( sady misy huile de coco no misy ronono fa esorina ilay ronono rehefa misaraka tsara afaka 1 andro ilay ronono sy menaka. Raha mangatsiaka dia mivaingana ilay huile coco dia mora esorina )

🚧Ilay huile coco no eo ambony dia ilay ronono no ambany satria ny menaka maivana noho ny rano ann

05/09/2026

❗ SIMBA VE VOLONAO❓
Ary sao dia mba ireto fahazarana ireto no mahatonga izany??
👉Lazao ao amin'ny commentaire koa ary raha mbola mahita fahazarana ratsy manimba volo ianao eee 🙃

01/09/2026

🍶HUILE DE ROMARIN na MACÉRÂT HUILEUX DE ROMARIN🍶

🤔Efa henonareo vee?? Andao hianatra hanao an'izany indray ary eee

👉Arotsaka ao anaty bocale madio sy maina ny romarin ( ilay romarin maina vidiana eny amin'ny mpivarotra iny e
e fa atao betsaka fotsiny)
👉Arotsaka ao anatin'iny bocale iny ny huile de tournesol (ilay menaka fampiasa tournesol ao andakozia dia efa mety)
👉Avela hilona ao 1 volana (tsy tratry ny masoandro) ary tatavanina ka atao anaty fitoerana maizina (ilay flacon ambré sy tsy ahitana ny ao anatiny ireny)
❗Afaka asiana vitamine E mba hitehirizina tsara ilay huile

📍Ny romarin dia mampisy volume sy manalava volo

31/08/2026

📣📣Mitady LIQUIDE VAISSELLE tena mandroatra sy mandaitra ve ianao❓

👉 Safidio avy hatrany ary ny LIQUIDE VAISSELLE ULTRA MOUSSANT ET EFFICACE HELPA EEE

💷Vidiny : 3000 ariary/ 1L
🚧Mandefa en gros ihany koa izahay

🚨Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana 0346503871

30/08/2026

✨ HERINANDRO VAOVAO
🙃Andao hiaraka hianatra recette MASQUE VARY ary aloha mba hikarakarana ny volo mandritry ny herinandro oo

👉 Zavatra ilaina :
Vary 4 sotro
Rano 2 Kaopy
Maizena 1 sotro
Huile coco 1 sotro

👉Fanamboarana azy :
☑️Andrahoina ny vary (atao ohatran'ny vary sosoa) dia rehefa marihihitra tsara iny dia mixena .
☑️Maka maizena ary atao anaty rano kely dia afangaro amin'ilay vary teo
☑️Arotsaka anatin'ilay vary koa ilay huile coco (afaka ampiana huile izay tianao) ary afangaro tsara
☑️Ahosotra amin'ny volo ary avela hilona 1h dia kobanina

📍Mampangirana sy manalefaka volo satria manome keratin ho an'ny volo

23/08/2026

🎉 BACCALAURÉAT 🎉
😊 Arahabaina ianareo izay afaka ary mankahery ireo izay tsy afaka fa soa lavo hay mamindra eee.

❗❗Fa izao
Eto vao tena manomboka ny fiainana koa mahaiza misafidy tsara ny lalam-piofanana ho arahinao.
❌Aza taitaitra fa saino lalina❌

😊Izahay eto amin'ny HELPA dia mirary soa sahady ho anareo rehetra

Category

Website

Address


Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Helpa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.