Tsoa'Nail

Tsoa'Nail

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsoa'Nail, Beauty Salon, Akadindramamy Total, Antananarivo.

💅 Prothésiste Ongulaire Passionnée
✨ Transformer les ongles en œuvre d’art
🌸 Beauté • Élégance • Confiance
📍 Prendre soin de vos mains, c’est mon métier
💖 Chaque détail compte, chaque cliente est unique
📩 Réservation en message privé
🏠à domicile

Photos from Tsoa'Nail's post 04/10/2026

Ato aho dia mijery izay sary Mbola tsy navoakako fa dia tena Mbola maro izy ato ann🥹🫢

Pose américaine 💅avec french blanc 🤍 Polka noir 🖤et fleurs 3D🌸

Io indray Ary aloha n'y misy dia sy Ilay namana any eee 🥰 misaotra betsaka anareo izay nandalo fa dia reraka tsara n'y tenanay izao🥹🫩

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total à gauche ny mpivaron-kena sy cash point (2)
☎️033.60.340.96/038.22.386.60/037.95.211.02
📩 Mandray rendez-vous sy à domicile 🏘️

Photos from Tsoa'Nail's post 29/09/2026

Anjaranareo ny mandinika hoe Hanao ve sa tsia 🥱

Fa Raha izao hatsarana be izao kosa aloha dia ho aho hoe "Aleo manao ihany " 😍

💅Pose vernis sur ongles naturels avec Polka noir 🖤et french blanc 🤍

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total à gauche cash point (2) na mpivaron-kena
☎️ 038.22.386.60/037.95.211.02
📩 Mandray rendez-vous sy à domicile 🏘️

Photos from Tsoa'Nail's post 28/09/2026

💅Pose vernis sur ongles naturels 💅 cat eyes marron🤎 avec petite fleurs 🌸 et doré ✨

Na dia ongles naturels ary dia afaka asiana modèles fa tsy hoe atao tsotra foana an 😅

📍Ankadindramamy 100m midina eo amin’ny Total à gauche ny cash point (2) na mpivaron-kena
☎️ 038.22.386.60/ 037.95.211.02
📩mandray rendez-vous sy à domicile 🏡

27/09/2026

Mbola ato foana kia izahay annn 👋🥰

Iza Ilay tia zavatra😃 je suis là be ireny 😅🤤 ity Ary misy modèle iray mety aminareo 💙

Pose faux ongles avec vernis cat eyes bleu 💙et doré ✨🪞

Aza tara Ary eee ☺️

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total à gauche ny cash point (2)
☎️033.60.340.96/038.22.386.60/037.95.211.02
📩 Mandray rendez-vous sy à domicile 🏘️

17/09/2026

Ariva2 mahafinaritra oohh🥰

Pose américaine avec , doré et 🌸♥️✨

Merci beaucoup pour votre confiance les filles 🥰 aza andino fa efa ho avy indray ny weekend 😊💅

📍Ankadindramamy 100m midin eo @ Total à gauche ny Poissonnerie Jordi
☎️033.60.340.96/ 038.22.386.60
📩mandray rendez-vous sy manao à domicile 🏡

14/09/2026

❤️Feno ny tananà🥰

👉Arakaraka ny fikarohana dia ny loko grenat dia mihaja,maneho fahatokisan-tena na kia fahamatorana ,kanto 🥰mampivadika ho tantine Mpanankarena tampoka😂😅🥰

Pose vernis sur ongles naturels avec vernis Grenat ❤️

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total à gauche Poissonnerie Jordi
☎️033.60.340.96/038.22.386.60
📩mandray rendez vous sy manao à domicile??️

13/09/2026

Vita indray iny ny herinandro 😮‍💨

Ity indray aloha ny azo omena anareo eee 🥰 tato ato dia lasa tia mitsy ianareo clientes ♥️ Rova Rakotomanana

Pose américaine na Gel X

📍Ankadindramamy 100m midina eo amin’ny Total à gauche ny Poissonnerie Jordi
☎️ 033.60.340.96
📩 mandray rendez-vous sy manao à domicile 🏡

08/09/2026

🥰Helloooo les loulous😅😍👋👋👋

Aty indray aloha ny maso ry zazavavy isany annnn,👋🥰 izao ve Ilay izy dia Mbola tsy hanao ihany ee 😅😉

Pose américaine na Gel X avec Polka 💅 🤎🌝

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche
☎️ 033.60.340.96( WhatsApp)

Photos from Tsoa'Nail's post 03/09/2026

Eto dia te hisaotra anareo rehetra aho 🥰 tena efa saika tsy hamoaka ihany aho fa tena tsy tana intsony ny hafaliako ☺️

Misaotra betsaka antsika rehetra izay nanao hoho tamiko indrindra ireo clientes fidèles 🥰 tena raha tsy ianareo tsy toy izao ny tenako 😊🥹 misy ianareo moa dia lasa tsy mihafahafa intsony fa dia noraisiko toy ny namana 🥹🥰

Eto koa dia misaotra ity olona iray ity aho Aro Lalaina raha tsy izy koa tsy toy izao io salon misy ahy io 🥰 tena misaotra ary mirary soa be dia be 😊izy no mpikarakara ny volo izay no tena hafataranareo azy Malaz'Art Beauty io ny page 😊

Eto dia mamoaka ireto sary ireto aho ♥️ vo niandoha ny volana Septembre dia efa izao no nitsena ahy 🥰😍 tena oe tiko eee na dia efa maika aryy 🥹 Francia Fanomezantsoa

Tsy hoe tsy tiko avoaka ny anareo sasany fa ho avy ny anareo fa aza manahy 😊🥰

Lava be ilay izy fa eto fa mirary torimaso mamy ho antsika rehetra ☺️💤🥰

Abonnez-vous sur Tsoa’Nail 💅

Category

Website

Address


Akadindramamy Total
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsoa'Nail posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.