Minah - boutique

Minah - boutique

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Minah - boutique, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

15/10/2026

Ianao koa ve maรฑana le cicatrice maneligelina ireny, tsy hita Izay hanaovana azy?

Ty vahaolana ho anao

๐Ÿ’ขSILICONE SCAR SHEETS ( EFA betsaka mampiasa any ivelany)
๐Ÿ”‘Manala cicatrice AVY @ fandidiana
๐Ÿ”‘Manala cicatrice AVY ratra EFA sitrana
๐Ÿ”‘Manala Holatra mivohitra
๐Ÿ”‘Manala chรฉloรฏde

REHEFA CICATRICE DIA AFAKANY DAHOLO

,๐ŸŒนFomba fampiasa azy,
ampetaka @ faritra misy cicatrice
๐ŸšจAndro voalohany : 4 ora
โšกAndro fahatelo : 8 ora
โœ๏ธRรฉfa zatra n'y hoditra dia ampitoboina fona ora fipetahany

Tsy maneligelina,
Mora ampiasaina

๐ŸšจMahavita traitement boรฎte iray
Longueur :1,5 metre
Hauteur : 4 cm

Livraison possible a Madagascar
038 65 332 22

11/10/2026

Patchs visage 3 piรจces

03/10/2026

๐Ÿ™†Ianao koa maรฑana Ilay Solonify EFA kosehana s'y diovina isan'andro fa Mbola misy tasy s'y loto tsy mety miala.
๐ŸซฃMisy fofona ratsy (mauvaise haleine) mahamenatra,
โœ‹Tandremo fa mety hanimba hihi sy fahasalamana ireny loto s'y fofombava ireny ,Izay micraoba tavela ao.

๐Ÿ”‘๐Ÿ—๏ธIndro vahaolana ho anao

๐Ÿ’ขDENTURE CLEANING EFFERVESCENT TABLETS
๐Ÿฅ›Atao anaty rano 1 vera dia mahafaty n'y 99% micraoba solonify
โšกManala tasy mifikitra solonify
๐ŸŽ‰Manome hanitra malefaka solonify

๐Ÿ’ฏTombony fampiasana azy
Manandio ny solonify tsy tratrany borosy nify Ilay rano mandroatra
Manala fofona ratsy @ Vava
15 min monja dia mandio ny solonify

๐ŸšจTsara ho fantatra:
FANADIOVANA SOLONIFY ETY IVELANY IHANY NY EFFERVESCENT ,
KOMBANINA TSARA MADIO NY SOLONIFY ALOHA HAMERENANA AZY AO AM-BAVA

1boite : 10 effervescent tablets

Livraison possible a Madagascar
038 65 332 22

06/09/2026

Lokombolo shampooing Disaar collagรจne
Lokombolo natokana hoany volofotsy
๐Ÿ‘ซMety am Lehilahy sy vehivavy
Tsy madany fotoana
Mora ampiasaina,tsy manaraka tanana,tsy mifindra am lamba na hoditra

400 ml GM : 25 000 Ar
Couleur : noir, marron cafรฉ, marron nature

Plus information 038 65 332 22
Livraison ihany izahay tompoko

16/07/2026

Disponible chez nous
Authentique
Prix abordables
Livraison possible

21/06/2026

โฃ๏ธ๐Ÿ—จ๏ธMaro soa azo avy @ False Teeth Eelhoe
Azo ampiasaina eo ho no eo.
๐Ÿ˜Manampina nify banga ,tapaka, loka, silaka ...
โœ…Mafy tsara ,miraikitra tsara,
Miaro nifinao sisa
Azo esorina
Mora ampiasaina,ianao ihany dia mahavita azy
Tsy mifidy taona mety hoany olona rehetra maรฑana olana am nify
๐Ÿ˜1 boite : 30 ml
Fanazavana fanampiny : 038 65 332 22 / MP

๐ŸšดLivraison tana
๐ŸšMadefa any faritra

14/06/2026

โœจ VIPABC Hairdressing Pen โ€“

๐Ÿ’ฆ Fandokona volo fotsy

๐Ÿ‘Mety tsara ho an'ireo tsy mazaka loko-bolo
๐Ÿ‘Mety ho an'ireo tsy manam-potoana
๐Ÿ‘Mety ho an'ny lehilahy sy vehivavy
2 min de Maina tsara
Tsy manaraka tanana
Tsy manaraka lamba

Couleur disponible :
Marron cafรฉ,
Noir

Prix :20.000ar
Mp commande livraison partout
Plus d'informations 038 65 332 22

12/06/2026

๐—˜๐—ต ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ผ๐—ฎ?
๐Ÿšจ Misy torohevitra tsy takatsika raha tsy efa aty aoriana..

Fony aho mbola tao aminโ€™ny kilasy famaranana (Terminale), dia nisy mpampianatra matematika iray izay naverimberiny matetika taminay hoe : ๐Ÿ‘‡๐Ÿคฆ๐Ÿคฆ
"๐—”๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ, ๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ถ๐—ฝ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ฝ๐—ฎ. ๐—œ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐—ท๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ. ๐—›๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ, ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ. ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ, ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†."

Tamin'izany fotoana izany dia nihomehy ny iray kilasy, indrindra rehefa nilaza izy hoe hiara-mandry amin'ny vadintsika mandritry ny 365 andro isika. Rehefa nihomehy izahay dia hoy izy tamim-pahamatorana :
"๐™ƒ๐™ค ๐™–๐™ฏ๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ง๐™š๐™ค ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™›๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™™๐™ฎ ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™š๐™ค." ๐Ÿ˜€

๐Ÿ˜Nihevitra izahay fa manitatra izy.
Mbola tanora izahay.
Tsy mbola takatray ny halalin'ny hafatra nomeny.

๐Ÿ€Ankehitriny kosa, rehefa mijery ny lasa aho, dia tsapako fa tsy nataony hampihomehy anay izany, na hampatahotra anay, fa mba hanokatra ny masonay.
Tiany ho takatray fa ny fiainam-panambadiana dia tsy romantika sy fitiavana fotsiny, fa misy koa andraikitra, havizanana, faharetana ary fanoloran-tena.
๐Ÿ‘‰Momba ny laharam-pahamehana no tiany hampianarina anay. ๐Ÿ‘Œ
Tiany ho fantatray fa misy fotoana hanorenana ny hoavy, ary misy fotoana hankafizana izay efa naorina.

๐Ÿ’ฆTe hampianatra anay izy mba hanorina ny hoavinay aloha, hanatsara ny tenanay, ary tsy ho voasariky ny zavatra mety hanakorontana ny tanjonay.

๐Ÿ“’Ankehitriny dia maro ny tanora manao sorona ny fianarany, ny tetikasany ary ny nofinofiny noho ny fitiavana izay mety haharitra volana vitsy monja.
Mihazakazaka mankany amin'ny fahafinaretana mandalo, ka manadino ireo zavatra afaka manova ny fiainany manontolo.

Ny marina dia izao ( ilay resaka):
๐Ÿ‘‰ Tsy hahasolo ny fahaiza-manaonao ny fitiavana.
๐Ÿ‘‰ Tsy hahasolo ny fahalalanao ny fitiavana.
๐Ÿ‘‰ Tsy hahasolo ireo ezaka tsy vitanao anio ny fitiavana.
Mety hahatsara ny fiainanao ny fitiavana, saingy tsy afaka manatanteraka ny nofinofinao rehetra akory.

Rehefa mbola tanora ianao, ny tokony handanianao fotoana dia ny :
โœ”๏ธ Fivavahana
โœ”๏ธ Fahalalana
โœ”๏ธ Fahaiza-manao
โœ”๏ธ Fanomanana ny hoavy
Satria indray andro any :
๐Ÿ‘‰ Ho lany ny hatsarana.
๐Ÿ‘‰ Hiova ny fihetseham-po.
๐Ÿ‘‰ Hihena ny hery.
Fa izay nianaranao sy naorinao tao anatinao kosa dia hijanona ho fanananao mandritry ny androm-piainanao.

Oufff๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Ankehitriny vao tena azoko ny antony nanizingizinan'ilay mpampianatra anay.
๐—”๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ.

Tsy tiany handalo nenina izahay.
๐Ÿ‘‰ Aza manao sorona ny hoavinao noho ny fanapahan-kevitra vonjimaika.

Ny tanora mahomby dia tsy ireo izay manenjika izay rehetra mahasarika azy.
Fa ireo izay mahafantatra ny fotoana mety ho an'ny zavatra tsirairay.
๐Ÿ™ Aoka samy handray izay mahasoa.
Mirary soa e! โค๏ธ

Toky Ravo Arinirainy

11/06/2026

OUHOE Mint Essence Eye Roller.

Manala Ilay reraka bรฉ eo ambany maso
Manala mivonto ambany maso
Manala ride s'y ketrona ambany maso
S'y Zay faritra miketrona
Manala mangana eo ambany maso
Manala fanaitainana eo maso
Vao mampiasa mahita fiovana

Mora ampiasaina
Mety hoany lehilahy sy vehivavy
Tsisy effet secondaire

Livraison eto Antananarivo
Madefa any faritra

Prix : 20 000 ar net 10 ml
038 65 332 22

04/06/2026

๐Ÿ‘ŒHAINGA-PIASA Sady MORA AMPIASAINA
๐ŸŒฟNATUREL 100%
๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸณTSISY EFFET SECONDAIRE
Erinandro mampiasa, mahita vokatra

๐Ÿงด PATCHS SKIN TAG REMOVE EELHOE

๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸณManala hatramin fakany :
๐Ÿ‘‰ Votry
๐Ÿ‘‰ kambo
๐Ÿ‘‰point noir
karazana kambo @ tarehy sy vatana
Na vomaniry ,na EFA ela

Livraison ihany izahay eto tana
Madefa any faritra
038 65 332 22

1 boite 144 patchs

Website

Address


Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minah - boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.