Care
Serviette hygiénique Care, ilay serviette hygiénique ara-pahasalamana natao ho an'ny vehivavy rehetra amin'ny taona rehetra. Care, tena tsara nefa Mora
19/10/2023
Tadidinareo ve ilay hetsika Care izay natao hanatsarana ireo vokatra✨
Androany Alakamisy 19 oktobra amin'ny 2 ora no ho tanterahantsika ny fisarihana an'ireo nandray anjara🤩
Olona 9 no hahazo loka avy aty amin'ny Care🩷
Araho tsy tapaka ny pejy !
25/06/2023
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra !🇲🇬
04/06/2023
La marque Care souhaite une Joyeuse fête des mères à toutes les mamans 🥳
Passez une très bonne journée !✨
07/05/2023
Ny zanakareo koa ve tia mijery fitaratra !👶
𝗖𝗼𝘂𝗰𝗵𝗲 𝗕𝗲́𝗯𝗲́ 𝗖𝗮𝗿𝗲, azonao jifaina eny amin'ny mpivarotra mahatra anao amin'ny habeany 𝗠 sy 𝗟 !
28/04/2023
Mitady 𝗦𝗲𝗿𝘃𝗶𝗲𝘁𝘁𝗲 𝗵𝘆𝗴𝗶𝗲́𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 tsara nefa mora ve ndry?🥳
Azonareo jifaina amin'ny vidiny mirary dia mirary ny vokatra Care eny amin'ny Magasins U Madagascar izay akaiky anao indrindra
Manomboka ny 27 aprily ka hatramin'ny 14 may 2023 izao ny fihenam-bidy✨
- 𝗖𝗮𝗿𝗲 𝗨𝘁𝗿𝗮 𝗧𝗵𝗶𝗻 𝟮𝟯 𝗰𝗺 : 2 990 Ar
- 𝗖𝗮𝗿𝗲 𝗖𝗼𝘁𝗼𝗻 𝟮𝟵 𝗰𝗺 : 2 590 Ar
Couche Care, tsy natao ho an'ireo Zaza ihany, fa misy ihany koa ho an'ireo olon-dehibe🤩
Misy amin'ny habeany M sy L !
Care, azonao jifaina eny amin'ny grossiste na grande surface izay akaiky anao indrindra 🛒
Couche Care, natao ho an'ny daholo be✨
Care, tsara nefa mora !
Care
Serviette hygiénique Care, ilay serviette hygiénique ara-pahasalamana natao ho an'ny vehivavy rehetra amin'ny taona rehetra.
Care, tena tsara nefa Mora
15/04/2023
Ahoana ny fomba hakanareo ny lakile eny amin'ny tanan'ny zanakareo rehefa sendra lalaoviny iny?😅
Zarao aminay hoe...
Aza adino ihany koa ny manolo ny couche ny zanantsika mba tsy ho kizitina be izy😉
14/04/2023
𝗖𝗼𝘂𝗰𝗵𝗲 𝗖𝗮𝗿𝗲, 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘇𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 !🤩
Sady maharitra izy no mitroka hamandoana tsara !
Milamina tsara ny zanantsika miaraka aminy🥰
𝗖𝗼𝘂𝗰𝗵𝗲 𝗖𝗮𝗿𝗲, azonao jifaina amin'ny habeany 𝗠 na 𝗟 eny amin'ny mpivarotra mahazatra anao !
09/04/2023
Manaova fety sambatra tsy misy ahiahy miaraka amin'ny Care🎊
Ao ny serviette hygiénique, serviette de table, couche bébé, Couche adulte ary ny mouchoir😎
𝘾𝙖𝙧𝙚, 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙣𝙚𝙛𝙖 𝙢𝙤𝙧𝙖 !
06/04/2023
Serviette Care !🤩
Maharo tsara anao mandritry ny fadimbolana, na amin'ny atoandro na amin'ny alina !
Misy vita amin'ny coton ary misy vita amin'ny alvéolé, ary samy 29 cm ny halavan'izy ireo !
Anao ny safidy !😉
Care, Tsara nefa mora !
Azonao jifaina eny amin'ny mpivarotra rehetra mahazatra anao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Andoharanofotsy Antananarivo 102 PK 11 Route D’Antsirabe
Antananarivo