EFPC My-Raitra
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EFPC My-Raitra, Hair salon, Ambodin'Isotry, Antananarivo.
31/05/2025
Maniry ny anokatra salon de coiffure atao asa ampidirambola ve ianao na te hahay momba ny taovolo o?🤑✨
👉🏻EFPC My-Raitra dia faly manolotra fianarana momban'ny taovolo.
Natao ho antsika rehetra izay liana na fanamboarana volo.
👉🏻Fampianarana feno ary ny fitaovana ianarana dia manaram_penitra sy raitra avokoa.
👉🏻Mizara roa ny fampianarana ka toy izao:
-cours normale: 5 volana.
-cours accéléré: 3 volana.
✰ Koa aza misalasala ary manatona sy manoratra anarana ao My-Raitra.
👉🏻EFPC My-Raitra dia mandray mpianatra isanandro.
Ny saram-pianarana mirary dia mirary.
👉🏻Marihiana fa ny EFPC My-Raitra dia diplôma aram-pajakana ary miasa avy hatrany aorian'ny fianarana ary.
Toerana: lot 294 cité ambodin'isotry.
0341315791-0322685424
Izay mpianatra 10voalohany dia mahazo Brushing maimaimpona🤞🏻😍✨
05/01/2025
Miarahaba antsika rehetra nahatratran'ny taona vaovao e!
EFPC My-Raitra dia faly manolotra fianarana momban'ny taovolo.
Natao antsika rehetra izay liana na fanamboarana volo.
Fampianarana feno ary ny fitaovana ianarana dia manaram_penitra sy raitra avokoa, koa aza misalala ary manatona sy manoratra anarana ao My-Raitra.
EFPC My-Raitra dia mandray mpianatra isanandro.
Marihiana fa miasa avy hatrany aorian'ny fianarana.
Ka toy izao ary ny fizotrany sy ny saram_mpianarana:
Droit d'inscription: 0ar
✓Cours classique: 8 mois
Ecolage mensuel: 40 000ar
Participation pratique mensuel: 60 000ar
✓Cours intensive: 5 mois
Ecolage mensuel: 60 000ar
Participation pratique mensuel: 70 000ar
Document: 50 000ar
Toerana: lot 294 cité ambodin'isotry.
0341315791-0322685424
27/09/2024
Miarahaba antsika rehetra👋🏻
EFPC My_raitra dia manolotra fiofanana momban'ny taovolo ka toy izao avy ary izany:
✔Technique de Brushing
✔Thechnique de fer:
✓Boucle
✓Lisse
✓Wavy
Sarany: 40000 MGA
Ora fianarana: 09h hatr@ 15h
Toerana: Cité Ambodin'Isotry
Mandray mpianatra isanandro😊
Contact: 0341315791/0322685424.
05/04/2024
«Découvrez la passion de la coiffure chez-Nous à EFPC My-Raitra Ambodin'Isotry ! (Ecole et diplômes agrée par l'Etat) »
Contactes: 034 13 157 91/032 26 854 24
✂ Vous rêvez de maîtriser l'art de la coiffure? Rejoignez-nous pour une expérience de formation exceptionnelle!
Chez EFPC My-Raitra, nous offrons une formation de coiffure de premier ordre, animée par des experts de l'industrie.
✂ Apprenez les techniques de coupe, de coloration et de stylisme qui vous permettront de créer des looks sensationnels pour vos clients.
✂ Devenez un professionnel de la coiffure avec notre programme complet et pratique, conçu pour vous aider à exceller dans ce domaine passionnant.
✂ Nos formateurs expérimentés vous guideront à chaque étapes du chemin, vous fournissant les compétences et la confiance nécessaires pour réussir dans l'indusrie de la beauté.
Category
Website
Address
Ambodin'Isotry
Antananarivo