Systema by Thailand
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Systema by Thailand, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
09/03/2021
🌻Dentifrice SYSTEMA ADVANCED CHARCOAL 160grs 🌻
💛💛Maro ny tombotsoa azo amin'ny fampiasana ny dentifrice systema charcoal sady miavaka tokoa ity dentifrice hatolotray ho anao ity satria :
🌻Mampitony ny fanaintainan'ny nify raha efa marary,
🌻Manala ny fofon'ny ativava,
🌻Manala ny "plaques bactériennes" mba hisorohana ny fipoiran'ny caries ary
🌻Manentsina ny lavaka madinika amin'ny nify
🌻Manafotsy tsara ny nify
Livraison Disponible
02/03/2021
ANTI-BACTERIA Bain de bouche SYSTEMA 🍃
👨👩👧👦 Soroy ny bakteria sy ny mikraoba mba ho salama hatrany ianao sy ny ankohonanao. 🤭
Atomboy amin'ny fanadiovana ny ativava izay fantatra fa anisan'ny mpamindra fototra ny karazana bakteria sy ny mikraoba.
0% d'alcool, mety amin'ny ankizy tsara .🧒👦👩👧
👉Aleo misoroka toy izay mitsabo
🌺Prix: 13 .200ariary🌺
👉👉Livraison disponible
02/03/2021
🌻Dentifrice SYSTEMA ADVANCED CHARCOAL 160grs 🌻
💛💛Maro ny tombotsoa azo amin'ny fampiasana ny dentifrice systema charcoal sady miavaka tokoa ity dentifrice hatolotray ho anao ity satria :
🌻Mampitony ny fanaintainan'ny nify raha efa marary,
🌻Manala ny fofon'ny ativava,
🌻Manala ny "plaques bactériennes" mba hisorohana ny fipoiran'ny caries ary
🌻Manentsina ny lavaka madinika amin'ny nify
🌻Manafotsy tsara ny nify
Vidiny : 24 000Ar
Livraison Disponible
22/07/2020
&WHITE 5 in 1 DENTIFRICE
🤩 Manatanjaka sy manamafy ny nify
🤩 Miaro ny ativava amin'ny bactérie ka misoroka ny "carie"
🤩 Miaro ny nify mba tsy hanify
🤩 Manadio tsara ny nify ka manome sensation hoe mihafotsy
🤩 Manome hanitra sy hatsiatsiaka ho an'ny ativava.
Misy karazany iray hafa izay malefaka kokoa, mety amin'ny ankizy.
Prix: 13 000 Ar
Livraison disponible. Mp ary o!!!!
20/02/2020
&WHITE 5 in 1 DENTIFRICE
🤩 Manatanjaka sy manamafy ny nify
🤩 Miaro ny ativava amin'ny bactérie ka misoroka ny "carie"
🤩 Miaro ny nisy mba tsy hanify
🤩 Manadio tsara ny nidy ka manome sensation hoe mihafotsy
🤩 Manome hanitra sy hatsiatsiaka ho an'ny ativava.
Misy karazany iray hafa izay malefaka kokoa, mety amin'ny ankizy.
Prix: 13 000 Ar
Livraison gratuite sous condition :) 👉👉
10/09/2019
Salama daholo oh !!
Ny dentifrice SYSTEMA ADVANCED CHARCOAL indray no atolotray ho anao .
Maro ny tombotsoa azo amin'ny fampiasana ny dentifrice systema charcoal sady miavaka tokoa ity dentifrice hatolotray ho anao ity satria :
Mampitony ny fanaintainan'ny nify raha efa marary,
Manala ny fofon'ny ativava,
Manala ny "plaques bactériennes" mba hisorohana ny fipoiran'ny caries ary
Manentsina ny lavaka madinika amin'ny nify
Vidiny : 11 600Ar
Livraison gratuite sous conditions
01/08/2019

Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Tuesday | 07:00 - 16:00 |
| Wednesday | 07:00 - 16:00 |
| Thursday | 07:00 - 16:00 |
| Friday | 07:00 - 16:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Systema by Thailand posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.