Paralife
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Paralife, Antananarivo.
💚Votre parapharmacie
✔ Produits 100 % authentiques
✔ Dermo-cosmétique • Compléments alimentaires • Nutrition sportive • Hygiène • Soins capillaires• Univers bébés
✔ Entreprise légale
08/08/2026
Nisy cliente anay izay niteny hoe :
« Mahafatifaty be kousa izy ity, tena alain’ilay zanako vavy zao ity 😅 »
Zany ngamba ilay hoe tsara kokoa rehefa hita mivantana marina 😉 Fa tena tsara ity crème solaire ity 😍
05/08/2026
Tena faly izahay rehefa afapo ianareo 🥰
Retour avy any aminareo ohatran’izao no manosika anay hanao tsara kokoa hatrany , Mankasitraka indrindra ❤️❤️
03/08/2026
Alerte bon plan les filles 🔥🩷 Fanalana maquillage & lokomena 💋
Démaquillant Noreva , marque anisan’ny tsara @ resaka dermo-cosmétique 😍
• Sans rinçage
• Mety @ yeux sensibles sy molotra
• Manamafy ny volomaso sady hydratant tsara
Made in France 🇫🇷
Stock limité⚠️
Tena misaotra betsaka antsika rehetra 🫶
Efa lasa daholo vague livraison samedi antsika 🥹Fa efa tsy ho ela indray vaguentsika manaraka 😍
Mbola mankasitraka foana tompoko 💝
29/07/2026
Bon plan be ty r’zalah ah 👌🏻🔥
Araraoty fa stock limité ‼️
Aiza indray no hahita mora noho izao 😜
( Produit azo antoka 100% , original avy @ distributeur exclusif 🇫🇷 )
28/07/2026
Une pépite chez Topicrem 🩷
La crème mousse fini mat SPF50 SUN PROTECT combine tout ce dont vous avez besoin pour votre visage : haute protection, résistance à l’eau et matifiant longue durée 😍😍
Un geste simple, des résultats visibles, pour profiter du soleil sans compromis. ☀️
27/07/2026
Fantatrareo ve hoe inona ampiasaina raha hanala tasitasy @ tarehy reny☺️?
Ireto no vahaolana duo expert anti-taches : Mela B3 Serum avy @ la Roche Posay sy Anthelios anti-tache 😍
Maro ireo tasy afaka tsaboiny toy ny :
✅Panda,taches avy @ masoandro
✅taches navelan’ny mony
✅Taches vokatrin’ny fahanterana
✅ Tasitasy vokatrin’ny fitondrana vohoka
Ary tsy adino mihitsy ny Anthelios anti tache SPF 50+ fiarovana amin'ny masoandro natao manokana hisakanana sy hanitsiana ny tasitasy amin'ny hodi-tava
24/07/2026
INDISPENSABLE N°1 raha hanao skincare🧖🏻♀️ !!
Crème solaire à très haute protection 🌞
Mety amin'ny hoditra peau normale sy ny peau sensible 😍
•Tsy mitsonika ary mahazaka rano, hatsembohana, ary fasika
•Invisible tsara fa tsy mamela tache fotsifotsy @ tarehy
•Tsy mangirana rehefa manao azy
•Mitazona tsara fa tsy mitsonika
22/07/2026
Lasa feno imperfections ve ny tarehinao?
Tsy voatery hijanona amin’izao anefa ianao fa ndao hotsabointsika miaraka amin'ny Gamme Effaclar izany 😍
Gamme expert @ resaka anti imperfections , natokana ho an’ny peaux grasses ou sensibles à tendance acnéique 💙
Inona avy ary ilay produits tokony hanaovanao routine raha te hahazo résultat tsara 😉 ?
1️⃣ Effaclar Gel Moussant 🧼 : Manadio lalina sy manala ny menaka be loatra
2️⃣ Effaclar Duo+ M🧴: Mitsabo tanteraka ny mony / imperfections rehetra sy ny tasy avelan’ny mony
3️⃣ Anthelios Oil control SPF 50+ : tsy adino mihitsy ny miaro ny tarehy amin'ny masoandro mba hiarovana azy sy tsy hampisy tache
Tsy mivarotra fotsiny ihany izahay fa manoro torohevitra mifanaraka tsara aminao 🥰
21/07/2026
Tendance actuelle qui débarque chez nous 😍😍
✨ VOTRE ALLIÉ QUOTIDIEN ✨
Petit, pratique et discret, le stick invisible SPF50+ SUN PROTECT devient votre allié indispensable pour protéger la peau de toute la famille, en toute simplicité.
Il se glisse facilement dans le sac et rend la routine solaire rapide, agréable et efficace, même sur les zones sensibles. 💛
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo