Jhay-C

Jhay-C

Share

“Sur cette page, vous trouverez des offres et contenus divers 💄🛍️🍴✨.

Rejoignez-nous et suivez la page pour rester au courant des dernières nouveautés et partages intéressants.”

12/10/2026

Tongava izay hanao SOINS KARSEELL GRATUIT Ary e tohizantsika hatramin'ny 5 ora hariva 😍
Fa Sady manao volo PROMO 7-10k

12/10/2026

Efa tsisy olona ihany ato dia sasao any antrano volonareo dia ataonay CURLY 10k na manao volo PROMO 7-10K 😍
Miaraka

11/10/2026

Tongava amin'ny 7 ora maraina izay
Hanao SOINS KARSEELL GRATUIT fa
Sady manao volo PROMO 7-10k ❤️

11/10/2026

Aza tara ny amin'ny 3 ora hariva izay ho avy
Promo 7000ar-10000ar
Manao volo 😍

09/10/2026

Azonareo atao makaty na tsy hanao volo aza, afaka mampiresaka sy manontany coiffeuse.
Fa PROMO 7-10K misy foana

07/10/2026

Iza daholo ilay nangataka hanao volo GRATUIT sy BOUCLE GRATUIT fa Tonga dia manasa loha any antrano fotsiny 😍
ALEFASO COMMS FOTSINY dia PARTAGEZ-O.
Dia jereo ny MP anareo nomenay COLORATION GRATUIT ireny fa misy rdv SPÉCIAL nomenay any. Mbola andefasanay eo ihany ny manaraka ❤️

07/10/2026

Tsy misy olona ato izao izay ho avy hanao volo fa PROMO 7000ar-10000ar ❤️

07/10/2026

Mitohy foana PROMO manao volo 7000ar-10000ar
SOINS BOTOX GRATUIT ❤️😍
afaka Tonga dia manasa loha any antrano koa nareo

05/10/2026

Te hanao COLORATION GRATUIT indray Za
Sady atao tsara bé Zay tianareo
Comms fotsiny ❤️
Dia partagez-o

05/10/2026

Sasao any antrano ilay volo dia tongava manao BOUCLE GRATUIT Sady manao volo PROMO 7000ar-10000ar

Telephone

Website

Address


Manakambahiny-Tananarive
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:30
Tuesday 07:00 - 18:30
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 07:00 - 15:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jhay-C posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.