Moara Ink - Tattoo Studio
Choisissez notre studio pour vos projets de tatouage originaux, créatifs, et professionnels
31/07/2026
Studio fermé quelques heures pour cause de hen’omby ritra de chez fanja 😮💨🥴
29/07/2026
Coucou 👋
29/07/2026
Vous êtes plutôt team fenofeno be sa team tsotsotra ?! 😂
Ataovy en commentaire hoe dia tantarao hoe maninona ?!
Ilay Sary 1 natao machine, ilay sary 2 traditionnel tamin’ny hazo 😁 Fa fitaovana madio sy tsara kalitao foana fa aza manahy 🔥
Raha mise fanontaniana na manana projet dia aza misalasala manoratra 😉
🇲🇬
28/07/2026
Tsy fanorona io tompoko 🫣
Raha manana projet dia aza misalasala manoratra 😉
🇲🇬
27/07/2026
Mirary herinandro mahafinaritra o ✨
Raha manana projet dia afaka manoratra avy hatrany😉
Toerana : Anjanahary sy Ambatonakanga ✅
Ohatran’izao ny zava-misy rehefa sady misy concert, misy revy, misy tattoo 🔥🔥🔥
👉Avantage ho an’ny mpivoaka alina satria mandray alina izahay amin’ireny ✅
Izao lty vao nikatona a 🤣🤣🤣
Tsy misy mpanao tattoo ohatran’izany 😅😅🔥
25/07/2026
Misokatra hatramin’ny 21 h anio ato amin’ny TOTEM lounge Ambatonakanga
Ambany kelin’ny carbivore 🔥
✅Manao tattoo 1= mahazo boisson 1
Rahariva misy concert entrée libre
Parking eo amin’ny maki
Afaka tonga dia miantso 0342406519 na manoratra 😊
25/07/2026
Androany 😊
Shady Manao Tattoo no mahazo boisson offerte 🤩😉
👉25 juillet à partir de 14 H
TOTEM lounge Ambatonakanga
Afaka miresaka projet dien’ny izao mp na whatssap 0342406519
Misy concert amin’ny 20 H tsy misy vidim-pidirana !
✅Misy sakafo, billard, karazana lalao hanalan’azy 🔥
24/07/2026
🤐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101