Be'mod

Be'mod

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Be'mod, Beauty, cosmetic & personal care, Manjakaray, Antananarivo.

01/02/2026

Mangataka réaction sy partage avy aminareo namako ato aho 🥰🥰
Merci bcp 😘😙

❤️Ato am-poko ianao,
Mibaliaka toy ny masoandro maraina.
Ny tsikinao mamelona ahy,
Ary ny fitiavanao mameno ny fanahiko.
“Aoka hifankatia isika, satria ny fitiavana dia avy amin’Andriamanitra; ary izay rehetra tia dia teraka avy amin’Andriamanitra sady mahalala Azy.” – 1 Jaona 4:7

Ravo sy Fitiavana 🥰

❤️ Ho fanohanantsika azy roa izay tena mamy be, andao mba asiana réaction ilay sary e! 😊

1️⃣ Tsindrio ilay sary dia jereo tsara ✅
2️⃣ Asio réaction “J’aime” 👍 raha manohana azy ianao
3️⃣ Araho (S’abonner / Follow) ny pejy Tokatrano sy Fanambadiana araka an’Andriamanitra mba hanankery ny vato napetrakao
4️⃣ Raha tena te hanohana azy ianao dia zarao (Partager) tsy misy fetra ilay sary, mba hahazoan’ny hafa manohana azy koa 💪❤️

Ary amporisihina ihany koa ny namana hanao partage, hanasa namana, hanao commentaire… mba hifampizara fitiavana sy fifaliana 💞

🙏 Faly mirary soa ho anareo mivady izahay eto amin’ny pejy, ho tahian’Andriamanitra mitafotafo amin’izao Volan’ny Mpifankatia izao,
ary amin’ny andro iainana rehetra 😇❤️

Tahian'Andriamanitra mitafotafo 🙏

Photos from Fitiavana Mod'elle's post 21/08/2024

Live cartable mora bé am zoma Zao Zay mbola tsy nahazo an!! Abonné-o ny page B***e Friperie Fitiavana , aza miala alavitra fa hisy fizara sac sy kapakapa maro ao

Photos from Be'mod's post 06/11/2022

VITSIVITSY fa ARARAOTY Sao TARA!

✓Ilaina tsara avy Orana izao
✓Tsy mijaly intsony ny maso sy ny tarehy @ rivotra sy orana
✓Mahita tsara amin'ny Alina
PRIX : 25.000ar ihany
Manao livraison, Mandefa Faritra
Mandefa en gros

📞 034 04 918 43

Photos from Be'mod's post 06/11/2022

Nappe de Table LUXE
Importé, meilleur qualité
Dimensions : 140cm × 230cm
PRIX : 25.000ar
Livraison Tanà et Province

📞 034 04 918 43

Photos from Be'mod's post 08/07/2022

✓Kapa Façon Birkenstock femme
pt 36 - 40
✓Footlouse pour enfant
pt 24 - 29
✓Bonnet + cache nez (forme cagoule)
mety tsara ho an'ny mpitondra moto, atonona anaty casque
✓ Bonnet pour enfant avec cache oreilles Pompon

✓Gant de travail / Gant Moto
/

Manao livraison, Mandefa Faritra
Lieu : Manjakaray

📞 034 04 918 43

Photos from Be'mod's post 08/07/2022

🔥Kapa Façon Birkenstock Femme
pt 36-40
🔥Footlouse pour enfant
pt 24-29
😍 Bonnet + cache nez (forme cagoule)
(femme et homme)
Mety tsara ho an'ny mpitondra moto, atonona anaty casque
😍 Gant de travail ou Gant moto
/

Manao livraison, Mandefa Faritra
Lieu : Manjakaray

📞 : 034 04 918 43

Photos from Be'mod's post 07/07/2022

•Sandale Manjabe ho any vehivavy
Pt 36 à 40 ✓20.000ar
•Pantoufles Enfants
Pt 24 à 29 ✓ 15.000ar
Pt 30 à 35 18.000ar

• Manao livraison, Mandefa Faritra
• Manome prix de gros
📞 034 04 918 43 Manjakaray

Photos from Be'mod's post 15/06/2022

Misy entana maro isankarazany fa jereo ny sary Dia ao ny vidiny
Mandray commande vitrine alu sur mesure, misy efa dispo koa
Manao livraison, Mandefa Faritra
Manjakaray 034 04 918 43

Photos from Be'mod's post 11/06/2022

🎸 kely tena izy an'ankizy
57cm (1 à 5 ans)
🎹 tena izy, miaraka @ micro
70cm (1 à 10 ans) mande courant
Piano tena izy, miaraka @ micro
🎹50cm (1 à 5 ans) mande pile
Lieu : Manjakaray
Manao livraison, Mandefa Faritra
📞 034 04 918 43

11/06/2022

Tonga indray ilay Brushing matanjaka an!!

✓ Matanjaka tsara, mety hiasana tsara
✓ Tsy mora mi-chauffe
be zao
promo bé
Manao livraison, Mandefa Faritra
📞 034 04 918 43

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Manjakaray
Antananarivo