FenoSoa

FenoSoa

Share

Tongasoa🌸
Mandray anao ampitiavana be izahay💌

24/03/2026

Salama daholo oh✨️

Voalohany dia misaotra indrindra ho anareo rehetra nanaraka hatrany ny pejy🫶
Dia misaotra manokana koa hoan'ireo Clientes rehetra hatramizay🙏 manjakely daholo nareo😍
Faharoa manaraka izay dia niezaka sy nanatsara ary nampitombo ny fahaizana hatrany aho🌸 Ary mbola miezaka sy ny mianatra mandrakariva😍
Fotoana elaela izay no tsy hita hita tato fa zao kosa dia efa miverina mandray "Rendez-vous " ny tenako🥰
Farany sady lehibe indrindra dia misaotra an'ilay Andriamanitra nanome talenta sy fahaizana hatrany 🙏🕊

Aza misalasala ary fa mandray anao am-pitiavana be fona ny tenako💖😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo