Manjary

Manjary

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manjary, Health/Beauty, Lot IVE 17 Tsiazotafo, Antananarivo.

Ny Manjary est une entreprise malagasy spécialisée dans la production de fruits et légumes séchés de la marque Manjary, ainsi que de miel mélangé avec des super aliments (gamme de produits ImmuniThé).

29/07/2026

🎉 Efa manakaiky ny FIERMADA 2026... ary faly izahay manasa anao hitsidika anay!

Manomboka ny 5 ka hatramin'ny 9 Aogositra 2026, tongava mitsidika ny Manjary ao amin'ny Stade Maki, mandritra ny FIERMADA andiany faha-27.

📍 Tsidiho izahay ao amin'ny Stand N°44

✨ Inona no miandry anao?
👜 Zavakanto sy asa-tanana miavaka, tsara kalitao
🎁 Fanomezana tena mety amin'ny fotoana rehetra
🤝 Fandraisana am-pitiavana sy torohevitra mifanaraka amin'izay ilainao
💚 Vokatra vita am-pitiavana, mampiseho ny hakanton'ny asa-tanana malagasy.

Aza adino ity fotoana ity ahafahanao mahita ny vokatra vaovao, mifampiresaka mivantana amin'ny ekipanay, ary manararaotra ireo tolotra manokana natokana ho an'ireo mpitsidika ny foara.

📅 5 – 9 Aogositra 2026
📍 Stade Maki – Stand N°44

Faly izahay handray anao! Tongava maro, ary aza misalasala mizara ity fanasana ity amin'ny fianakaviana sy namanao.

🌿 Hihaona ao amin'ny Manjary!

📞 Raha mila fanazavana: 038 15 734 85 | 032 74 399 98

24/07/2026
23/07/2026

🙂Fantatrao ve? Ny mananasy maina dia tena tsara ho an'ny fahasalamana!🍍

🕵️Mitady tsakitsaky sady matsiro no mahasalama ary mora entina amin'izay aleha ve ianao? Andramo kely ity mananasy maina ity! Tsy hoe matsiro fotsiny izy fa tena manome hery sy tanjaka ho an'ny vatana💪.

✨Ireto ny antony tokony hihananao azy matetika:
🔹Manome hery : Be siramamy voajanahary izy, sady manome hery maharitra no tsy manimba fahasalamana. Tena mety tsara alohan'ny hanao fanatanjahatena na rehefa vizakin’ny tontolo andro.
🔹Manampy amin’ny fandevonan-kanina: Misy "bromélaïne" ao anatiny. "Enzyme" manampy amin'ny fandevonan-kanina io, ka tsy mampavesatra kibo sady misoroka ny fitsofany.
🔹 Manamafy ny hery fiarovana : Feno Vitamine C sy "antioxydants" izy, ka miaro anao amin'ny aretina isan-karazany sy manampy ny sela ao amin'ny vatana hifandimby tsara.
🔹 Mampitony ny fanaintainan'ny hozatra : Noho ilay "bromélaïne" foana, dia manampy ny hozatra ho tafarina haingana izy rehefa avy nanao ezaka be, sady miady amin'ny "inflammations".
🔹 Manadio kibo (Détox) : Noho izy be "fibres", dia manampy amin'ny fandrindrana ny fivoahana (transit) sady mahavoky tsara raha sendra misy hanoanana kely iny.

🥰Ny tena nampiavaka azy? Tsiro tena mananasy mamy voajanahary ary tsy misy akora simika! ☀️
Koa inona indray no andrasana? Andao ary hankafy ny “ananas séché”.

📍 Tsiazotafo, immeuble Tropic Asia
📧 [email protected]
☎️ 0341993273/ 0381573485/ 0344725969

22/07/2026

🙂Le saviez-vous ? L’ananas séché est un véritable trésor de bienfaits !🍍

🕵️‍♂️Vous cherchez un en-cas à la fois gourmand, sain et pratique à emporter partout ? Laissez-vous tenter par l'ananas séché ! Bien plus qu'une simple douceur sucrée, c'est un concentré de vitalité pour votre corps💪.

✨Voici pourquoi vous devriez d'urgence l'adopter dans votre routine :
▫️ Un coup de boost immédiat : Riche en glucides naturels, il apporte une énergie saine et durable, idéale avant une séance de sport ou pour contrer le coup de barre de l'après-midi.
▫️ Une digestion au top : L'ananas contient de la bromélaïne, une enzyme magique qui aide à digérer les protéines et à réduire les ballonnements. Adieu les lourdeurs d'estomac !
▫️ Bouclier immunitaire : Gorgé de Vitamine C et d'antioxydants, il aide à renforcer vos défenses naturelles et à lutter contre le vieillissement cellulaire.
▫️ Anti-inflammatoire naturel : Toujours grâce à la bromélaïne, il favorise la récupération musculaire et aide à réduire les petites inflammations du quotidien.
▫️ Allié détox : Sa richesse en fibres en fait un excellent coupe-faim naturel qui prend soin de votre transit.

🥰Le bonus ? Un goût intensément fruité et une texture ultra-gourmande, le tout sans sucres ajoutés ni conservateurs artificiels!

Alors, on craque pour une pause 100 % plaisir et santé ?

📍 Tsiazotafo, immeuble Tropic Asia
📧 [email protected]
☎️ 0341993273/ 0381573485/ 0344725969

18/07/2026

Tantely sy Lavanila – Tsiro miavaka, fahasalamana voajanahary!

Mitady vokatra iray sady matsiro no mahasoa ny fahasalamanao ve ianao?

Fantaro ny Tantely sy Lavanila, fitambaran’ny tantely voajanahary madio sy ny vovoka lavanila tena izy. Tsiro mamerovero sy mamy voalanjalanja, sady manome tombontsoa maro ho an’ny vatana sy ny saina.

🌿 Manamafy ny hery fiarovan’ny vatana

Ny tantely dia efa malaza amin’ny maha-antibakteria sy antiseptika voajanahary azy. Rehefa atambatra amin’ny lavanila, izay manankarena amin’ny antioxydants, dia manampy hiaro ny sela sy hanamafy ny hery fiarovan’ny vatana isan’andro.

😌 Mampitony ny saina, manala havizanana

Rehefa reraka na be adin-tsaina ianao dia sotro iray monja dia efa manampy hampitony ny saina sy hampahazo aina.…

16/07/2026

🍯L'Élixir Absolu Miel & Vanille🌿

🤔Vous cherchez le secret d’un bien-être quotidien qui allie plaisir ultime et bienfaits d'exception ? Ne cherchez plus. Nous avons marié la pureté brute du miel à la noblesse envoûtante de la poudre de vanille véritable🤗.

Plus qu'une gourmandise, c'est un véritable trésor pour votre corps et votre esprit.

🔥Pourquoi vous allez l'adorer 🔥
👉 Un bouclier naturel surpuissant : Le miel, antiseptique et antibactérien naturel, s'associe aux propriétés antioxydantes majeures de la vanille pour stimuler votre système immunitaire et protéger vos cellules au quotidien.
👉 Sérénité et anti-stress : Reconnue pour ses vertus apaisantes, la vanille agit comme un relaxant naturel. Une seule cuillère de ce mélange divin suffit à apaiser l'esprit et à réconforter le cœur après une longue journée.
👉 Digestion et vitalité : Ce duo vertueux prend soin de votre système digestif tout en vous offrant un coup de boost énergétique sain, sans le coup de barre du sucre raffiné.

🧑‍🍳Comment le savourer ?
Dans votre thé ou infusion, nappé sur une tartine, pour sublimer vos laitages, ou tout simplement... à la petite cuillère, pour un moment de pure indulgence.

Le geste santé n'a jamais eu aussi bon goût. Offrez-vous le luxe d'un produit 100% naturel, sain et intensément gourmand😊.

✨ N'hesitez pas à visite à notre showroom Manjary à Tsiazotafo, immeuble Tropic Asia ou à passer votre commande en message privé 🥰
Contact: 034 19 932 73 ou 034 59 138 91 ou 032 74 399 98

09/07/2026

Miarahaba tompoko 🌸

🐝🍯 Miel ImmuniThé Citron-cannelle, na Cannelle, na Citron-gingembre manampy ny vatana hiady amin'ny virus sy bakteria hafa, ny cholesterol, ny radicaux libres izay mahatonga cancer sy maladies cardiovasculaires. ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO.

Vokatra natoraly tanteraka, vita malagasy 🇲🇬🇲🇬

Atao dite amin'ny rano matimaty, in-1 hatramin'ny in-3 sotrokely isanandro.

Nahazo ny fahazoan-dàlana rehetra avy amin'ny fanjakàna, misy code-barre sy numéro de lot.

Bocal 250 ml, 10 000 ar. 🐝
Afaka manao livraison na mandefa any amin'ny faritra.

Hita ao amin'ny showroom Tsiazotafo, ampitan'ny station Total taloha (Immeuble Hôtel Tropic Asia, tsy lavitra ny National).

Afaka manao "commande en ligne" ihany koa Dia atao " livraison"

Misaotra anao sahady manohana ny Vokatra Vita Malagasy 🇲🇬

Photos from Manjary's post 06/07/2026

👉 MIEL CITRON-GINGEMBRE 👌

❗️MANAFANA ny vatana / 💪 MANAMAFY ny hery fiarovana

MANAMPY MIADY amin'ny GRIPA, KOHAKA, rivotra, ny tavy...

Ilaina tokoa amin'izao ririnina mamirifiry izao !
☕️Atao dite amin'ny rano matimaty.

Bôkal 250 ml
🔖 Vidiny : 12 000 ar raha bôkal plastika, 14 500 ar bôkal vera
🏢 Hita ao amin'ny showroom Tsiazotafo (ampitan'ny station Total taloha, immeuble Hôtel Tropic Asia)
🚲 Afaka manao livraison

* Somary masiaka noho ilay sakamalaho, ka tsy dia tsara ho an'ny zaza latsaky ny enin-taona
* Raha zaza 2 taona hatramin'ny 6 taona kosa dia misy ny Miel Cannelle
* Misy : certificat de consommabilité, autorisation de mise en commercialisation, code barre sy numéro de lot, valeurs nutritionnelles de référence

🌿Vokatra natoraly tanteraka, vita malagasy 🇲🇬

03/07/2026

😍 confiture de Baobab 😍

🍂 Le baobab (fruit) est particulièrement riche en vitamine C et calcium, ainsi que qu'en potassium ( donc utile pour la santé de coeur , du cerveau, du foie et reins) et en anti-oxydant ( utile pour prévenir voir stopper le vieillissement prématuré des cellules, phénomène causant de nombreuses pathologies, comme le cancer, les troubles cardiovasculaires, certains infections,...)

💰Prix : 10 000 ariary
♦️ Bocal en verre : 180 ml
✅ Produit naturel, vita Malagasy

🏢 Disponibilité au showroom Tsiazotafo en face de l'ancienne station d'essence Total immeuble Hôtel Tropicasia Antananarivo
📞 Contact : 034 19 932 73 ou 043 59 138 91 ou 032 74 399 98
🚴🚐 Livraison possible et expédition en province

Photos from Manjary's post 01/07/2026

🐝🥣MIEL A L'HIBISCUS / TANTELY MIFANGARO HIBISCUS (poudre)☕
❣TSARA BE / TROP BON 😋

🇲🇬Tenin'ny mpanjifa aminay io : azo HOHANINA amin'izao, HOSORANA, atao DITE
Sady matsiro moa no mahasalama, lazaina etsy ambany ny voka-tsoa

🇲🇫Très apprécié par ceux qui y ont déjà goûté !
Peut être consommé à la cuillère, en thé, ou à tartiner
Les bienfaits sont résumés ci-dessous.

👇👇 👇👇 👇👇

🇲🇬🤜Manamafy be kokoa ny hery fiarovana, manampy miady amin'ny havizanana (vatana sy saina)
👉ary koa amin'ny aretina mpahazo ny fo, sy miady amin'ny homamiadana
👉Manampy amin'ny fanadiovana ny any anaty amin'izao loto miparitaka izao
👩‍🦰Manampy ny vehivavy izay mahatsiaro marary rehefa tonga ny fadimbolana

🇲🇫🤜Aide à mieux renforcer les défenses immunitaires, à lutter contre les fatigues physique et intellectuelle
👉Aide à nettoyer les intestins des toxines et à favoriser le transit
👈Bénéfique pour le coeur
🙍‍♀️Utile pour les femmes qui souffrent de dysménorrhée

🔖250 ml, 15 000 ar.

⭕🇲🇬 Marihina koa fa niaraka nivoaka taminy ny Miel Vanille, tantely sy vanille mifangaro, mety ho anao izay tsy dia tsara torimaso, na tratry ny harerahan-tsaina. Mitovy ny vidiny

⭕🇲🇫Notons que nous proposons aussi comme nouveau produit le Miel à la Vanille, pour vous aider à mieux dormir la nuit.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Lot IVE 17 Tsiazotafo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:00