Corii style
Prothésiste ongulaire, maquilleuse , tresseuse
24/03/2026
Beautiful Girl 😊 ranomanitra miavaka Kely hoan'tsika ❤️
Loko Telo samy hafa, samy mañana fofony miavaka Sady maharitra tsara💯💯
❌❌Disponible Corii style Patricia Beauté
01/03/2026
❌❌ Promotion 8 Mars ❌❌
Aiza aby atsika Vaivy regny, promotion 8 Mars, ranomangitry miavaka hely , Sady afaka amin'ny vatana no mety atao amin'ny volo.
Aza misalasala magnotogno Corii style sy Patricia Beauté .
09/02/2026
Promotion saint Valentin
Salon Patricia Beauté
Toerana : Bazary
Perruque vrai cheveux lisse 200 000Ar tsara qualité,afaka atao izay paoziny itiavanao azy
Perruque vrai cheveux frisé 250 000 Ar tsara qualité ,afaka atao izay paoziny itivanao azy
Misy koa arrivage Produits cosmétiques sy tissage
09/02/2026
Promotion saint Valentin 🥰
Corii style Tsararivotra
-30%ny manao ireto manomboka ny 10 Février ka 16 Février 2026.
Brushing
Pose faux ongles et Pose vernis
-10% achats produits rehetra mihotrany 30 000Ar
Misokatra alahady ny salon Corii style Tsararivotra Jeanne Patricia RazafinarivoRazafi Julianna AnickNéla NadègeËsthérínė Sergía Shérÿfā@
30/12/2025
Fizarana paniers Garnies ( akoho, Jus, menaka, spaghettis) ho an’ny ekipa ny Corii style Befandriana-Nord❤️🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ankatso
Antananarivo