My MiiToo

My MiiToo

Share

Live Tik Tok My MiiToo ✨

Sublimé vous avec nos outils personnelles utilisables pendant toute votre journée et quotidienne 🎀

22/09/2026

DÉTAIL 🎀

Huile vaseline pailletée effet glowy
Équivalent amin’ny crème rose izy ity
SUNLIT GLOW

35000 ar disponible de suite 200ml
Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

22/09/2026

DÉTAIL 🎀

Huile vaseline pailletée effet glowy
Équivalent amin’ny crème marron izy ity
GOLDEN HOUR GLOW

35000 ar disponible de suite 200ml
Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

21/09/2026

HUILE VASELINE PAILLETTES ILAY EFA ELABE IANAREO NITADY ANAZY 🥰

Pailletée izy ary manome effet glowy Ilay vatana anao mihitsy ary Tena tsara be Sady manome hydratation intense tsara ny vatana …

Karazany 2 disponible amin’izay ity :
-Vaseline golden hour glow 🤎 équivalent amin’ny vaseline marron hydratation intense
-Vaseline Sunlit glow 🩷 équivalent amin’ny vaseline rose izay éclaircissant

Ny fofona mo dia Efa tsy lazaina tsony fa Tena tsara be mihitsy ….

Natao amin’ny vidiny 35000 ar huile iray misafidy ianareo na rose na marron ‼️‼️

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

21/09/2026

IZA DAOLO ILAY ZFA NIANDRY AN’IRETO ARY EE 🥰🥰

Disponible ato amitsika iany koa izy ireo an …
Alefako détails Sy vidéo avy eo fa Aza misy miala

Bon début de semaine daolo 🥰🥰

20/09/2026

Ho antsika izay manjifa azy dia Aza adino fa mahazo cadeau surprise an 🥰🥰

SMART ROBOT EAU DE PARFUM 100ml
PARFUM POUR HOMME
DISPONIBLE DE SUITE
50000 ar ‼️‼️

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283☎️

17/09/2026

SMART ROBOT EAU DE PARFUM 100ml

Amin’ilay tsara qualité satria dia sellion avy hatrany no producteur an’ity parfum iray ity …

Manitra mpanakarena ary Tena mihaja indrindra mo fa tena luxe be izy ity … frais Sy maivana 🥰🥰

Disponible de suite amin’ny vidiny 50000 ar ary mbola mahazo cadeau surprise ianareo izay manjifa anazy ity ‼️‼️

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

17/09/2026

EFA ELABE ISIKA TSY NANANA PARFUM
HO AN’NY LEHILAHY 🥰🥰

Tsy vitan’izany fa mbola amin’ilay fofona mpanakarena tadiavinareo mihitsy …

Alefako vidéo ary avy eo ka Aza misy miala …

Photos from My MiiToo's post 16/09/2026

DÉTAILS MAMY KELY 🎀

Ireo daolo couleur disponible amin’ilay izy

Lafolafo kely fa Tena tsara io zareo Ann … Tsar koa anie tsy Mora zareo ee 🥰🥰

25000 ar détails
50000 ar deux pièces

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

15/09/2026

AYAYAAYAYANNNN LES FILLES 🥰 AZA TARA FA TENA TSARA BE LOATRA IRETO 🥰

Rouge à lèvre matte sans transfert nefa mbola VINYL manome effet gloss izy ity 🥰
Woauhhhh Tena tsara loatra oa Tena oe tsara loatra …

Misy couleur 6 be Izao amin’ilay izy :
1-Brique 🎀
2-Corail 🎀
3-Nude 🎀
4-Rouille 🎀
5-Marron grenat 🎀
6-Rouge 🎀

Disponible de suite amin’ny vidiny 25000 ar pièce ry 50000 ar Raha maka deux pièces ‼️‼️

Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️

15/09/2026

IZA DAOLO ILAY NITADY SANS TRANSFERT ARY EE . TSY VITAN’IZAY FA MBOLA EFFET GLOSS IANY KOA WOAUH 🥰🥰

Alefako eo détails avy ary

Bonne journée daolo bisous 🥰🥰

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 00:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My MiiToo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.