Mihamy Shop

Mihamy Shop

Share

���� Produits Authentique d'Allemagne����
���Prix Abordable�� �

Photos from Mihamy Shop's post 04/10/2026

🦷✨ « Sourire éclatant »😁 + À 🌺
Mba tsy hanelingelenana ny hafa eo ampiresahana dia Jp avy hatrany ary 🌼 ry zareo a ! 🥰
👉 Donto dent anti-bakteriell : 13 000Ar/U pour les gencives sensibles
👉 Donto dent junior à partir de 6ans : 10 000Ar/U protège et contre la carie dentaire
👉 Brosse à dent colgate 2 à 6ans: 9 000Ar
👉 Brosse à dent Dr. Best : 23 000Ar
👉 Brosse à dent colgate pour adulte 18 000ar
📞 Ambohipo 038 27 659 19
📞 Analakely 038 48 729 91

Photos from Mihamy Shop's post 03/10/2026

Kay tsara be ti sady mora be😍mousse Nr 3 Essence 💯 Authentique
✅Mety be hoanireo peau normal sy grasse😍
✅Couvrant
✅Neutralise les impuretés
28000ar vitsy kely io sisa

03/10/2026

😎🥰
Nareo isaky inona ny mividy produit hampiasana?rehefa lany mihintsy ve vao mividy sa rehefa misy tianareo dia efa mividy nareo?

03/10/2026

🍀 Fahatanorana sy fahamanjana mampitsiriritra🥰 miaraka fanaovana reo ry manja isany an ! 🌺
❤️ Ataovy ao @ commentaire na any ary ny JP+Contact ô
📞 Ambohipo 038 27 659 19
📞 Analakely 038 48 729 91

03/10/2026

Mahazo anti kosa aloha ny volondri iny an,,, aoka fotsiny🥰😍 💯 🌟☀️
Masque be mihintsy io🥰( jusqu’à 100h), mety hoan’ny volo normal koa an♥️
À base aloe vera, vitamin C,E,F
Afaka atao AS, masque ary leave in🥰

03/10/2026

Iza Ilay tia volo mangirangirana be ireny🥰❤️otrany hitako eto sahady ny fitiavanareo azy ito🥰❤️🎀
Sady soin izy ity no
✅ fanaovana finition na volo
✅effet
✅soin avèc huile de Camille
✅mampalefaka sy mampangirana volo
✅nourissant
✅na d tratra ny rivotra ary volonao natao d mijanona malama sy mipetrapetraka tsara foana🥰❤️
23500ar 150ml
💯 🇩🇪❤️
📞038 27 650 19 Ambohipo
📞038 48 729 91 Analakely

Photos from Mihamy Shop's post 03/10/2026

Tsara kely hoa ilay lava volomaso e?🥰❤️ betsaka ianareo no niandry anti tato🥰❤️ manome ny ity ki a🥰 tsara hoa ilay aromazone
✅ volume, densité, longueur
✅ formule associe Biotinoyl Tripeptide-1, extrait de pousse de Pois, huile de Ricin BIO et Panthénol
✅ Texture non grasse,
✅pinceau type eyeliner pour une application précise, facile et compatible avec le maquillage
✅biobio
42000ar

03/10/2026

Efa mandeha ny zareo a

03/10/2026
03/10/2026

Maman oh..efa mianatra indray anie ny pianatra e..Sao MBA ilaina ito👌
🌺 Läuse-Shampoo 🌺
🧴 Shampooing anti-poux 👌

✅Manala tsara ny hao sy ny atodiny rehetra
✅Afaka atao maina na mando
✅Malefaka tsara amin'ny hodi-doha, mety foana na sensible aza ny hoditra ny loha an
✅Ahitana huile Coco ao anatiny
✅Mety sy ny olon-dehibe
✅Tsy shampoo mahazatra izy ity fa traitement médical an👌
☘️Fampiasana azy:
❣️Atao maina na mando
❣️Massena tsara ny hodi-doha sy ny volo
❣️Alona mandritra ny 15min
❣️Kobanina tsara madio
👉 Aveo Raotina tsara amlay fihigo kely anti-poux ini mba hiala tanteraka 👈
👉Afaka averina ny traitement raha mbola ilaina (Fa tsy maintsy après 7 à 10 jours indray vao afaka mamerina mampiasa azy)
💰52 500ar 100ml
📞038 27 650 19 Ambohipo
📞038 48 729 91 Analakely

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:15 - 18:00
Tuesday 08:15 - 18:00
Wednesday 08:15 - 18:00
Thursday 08:15 - 18:00
Friday 08:30 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihamy Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.