Shopping Fy
~~Vente en ligne ~~
21/09/2026
🦋Arrivage manitra be 🌺❤️
🌸Robe tricotée à rayures 🌸
Prix : 30.000ar fotsiny fa araraoty
🚛Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra
☎️037 91 750 30
✨ Bande Épilatoire Disaar ✨
➡️ Prix : 10 000 Ar monja 💥
🧡20 pièces no ao anaty paquet iray
💗 Tena pratique satria efa misy cire mipetaka aminy !
Afaka ampiasaina amin’ny vatana rehetra
✔️ Manala ifotony ny volo manelingelina
✔️ Tsy mila mandeha salon intsony
✔️ Mora ampiasaina
✔️ Ela vao mipoitra indray ny volo
☎️038 72 344 54
🚴Livraison possible
10/09/2026
❤️Jp aingana fa 15.000ar fotsiny❤️
🍠CREME SOLAIRE &LOTION À BASE DE PAPAYE☀️
Kojic Acid Papaya Sunscreen Lotion SPF 50+❤️❤️❤️
7 jours dia efa mahita résultat azo avy aminy,sady à base de papaye🍠
🤩Écran solaire SPF 50+ misy Kojic Acid & Papaya Extract, natao hiaro ny hoditra amin’ny taratra UV sady manampy amin’ny fikarakarana ny teint, ny taches ary ny texture. Manampy hahatonga ny hoditra ho hydrate, malefaka ary mamirapiratra kokoa.
💥Miaro amin’ny masoandro – SPF 50+ manampy miaro amin’ny taratra UV/UVA/UVB.
💥Manazava sy mampafotsy ny teint
💥Manampy manakona ny taches
💥Hydratant,manampy mitazona ny hoditra ho mando sy malefaka
💥Texture malefaka
💥Anti-aging care
💥Non teinté
💥7 jours Dia efa misy vokatra
💥Mety aminy hoditra rehetra
💥Mety aminy Vatana Sy tarehy
⚠️Fampiasana isan’andro, azo ampiasaina ho dingana farany amin’ny routine maraina, indrindra alohan’ny hivoahana.
📌 100 ml • SPF 50+ • Kojic Acid 2% • Papaya Oil Extract 2%
Manao livraison manerana ny Nosy
31/08/2026
🍫🤎 Déodorant CHOCOLATE MUSK 🤎🍫
✅Sans alcool ❌ PROMOTION 12.000Ar
✨🍫Chocolate Musk✨🍫
Tia fofona mamy sy maharitra ve ianao?
Andramo ny CHOCOLATE MUSK ,hanome hanitra mamy sy mihavaka mandritry ny tontolo andro
Hanitra malefaka nefa tsy mankaleo
Sady 200ML be zao😍
❌Sans alcool -doux pour peau
❌Parfum standard tsy mifidy na lahy na vavy
⏰Maharitra 24H
🚚Frais de livraison à partir de 3.000Ar
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
05/08/2026
💥EFA TONGA ILAY MIRACLE KELY NENDRASANA EFA ELA💥
🍊 DISAAR VITAMIN C UNDERARM WHITENING BALM manadio faritra mainty rehetra amin'ny Vatana 😍
💛 Bienfaits :
✅ Manampy hampamirapiratra ny faritra maizina (aisselles, coudes, genoux, maillot...)
✅ Mampitovy ny lokon'ny hoditra
✅ Manalefaka sy manome hydration
✅ Mora ampiasaina, tsy miraikitra
✅ Mety ho an'ny vehivavy sy lehilahy
🔺 Mode d'emploi :
1️⃣ Diovy sy hamainina tsara ny faritra.
2️⃣ Hosory balm kely.
3️⃣ Ahosotra moramora mandra-piditra tsara.
4️⃣ Ampiasao 1 à 2 fois isan'andro tsy tapaka.
‼️ Résultats 100% Hatrany ‼️ Stop faritra mainty ‼️
💰 Vidiny manokana : 15.000 Ar
🚚 Livraison disponible.
☎️038 72 344 54
‼️Ataovy veloma ny faritra maizina, ary omeo endrika madio sy voakarakara ny hoditrao!‼️
04/08/2026
💥💥Arrivage Crème WHITENING COMPLEX By Dr Davey💥
‼️ Prix 15 000ar ‼️
_ Manala tasy maintimainty rehetra amin'ny vatana toy ny elakelape, helika , tanana.....sns
_ Manamandina sady manalefaka ny vatana
_ Manala ny kentrona zany oe mampienjana tsara sy mahatanora ny hoditra , anti - âge
_ Manazava hoditra
_ Haingampiasa be 👍👍
Livraison partout à Madagascar 🛵🚐🛵🛵
📞 0387234454
24/07/2026
💕💄Palette à lèvres ColorFul Love💄💕
18 couleurs différentes
👉12.000ar fa araraoty fa mandalo ihant
💋 Loko maro sy effet matte manintona, mety amin'ny fampiasana andavanandro na fotoana manokana
☎️:038 72 344 54
23/07/2026
💥Bande épilatoire & Huile après épilation 💥
20 pièce be zao no ao anatiny
🎁Pack spécial 25.000ar
_ Afaka hanalana ny volo rehetra amin'ny vatana (visage, aiselles, bras, jambe, maillot, sourcil sns)
_ Mora ampiasaina, pratique be fa tsy mila cire intsony, tonga dia mampiasa
_ Tena ela vao mitsiry ny volo après épilation
_ Malefaka ary tsy manimba hoditra, natao ho an'ny karazana hoditra rehetra
_ Huile après épilation mampitony sy manalefaka hoditra
🚚Livraison partout Madagascar
☎️038 72 344 54
19/07/2026
🍀 CRÈME NAOMI TRIPLE ACTION (50g) 🍀
🔺Mitsabo ny hoditra simban'ny produit
🔺Manazava hoditra
🔺Manamandina sy manalefaka ny hoditra
🔺Mitsabo aretik'hoditra maro : eczéma, psoriasis, dermatites, mony, panda.
Fomba fampiasa azy :
🛑Tarehy : Sasana madio tsara aloha ny tarehy dia izay vao Hosorana manify ny tarehy mandra-piditra tsara ilay crème amin'ny maso-koditra. Somary hatao matevina kokoa eny amin'ny faritra misy tasy na panda na mony.
🛑 Vatana : Sasana madio tsara aloha ny hoditra dia izay vao Hosorana avokoa ny faritra tiana hiasany.
‼️ Natao hoan'ny ankizy sy ny olona rehetra
‼️Manitra malefaka ny fofony
Prix : 10.000ar
⚠️Maro no efa afa-po tamin'ny vokatra
Livraison sur Tana et Provinces🛵
☎️ 038 72 344 54
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo 101
Antananarivo