Yanto Fit

Yanto Fit

Share

Officium 🫡🏋️‍♂️
🎯Ton objectif, ma mission
💪Coach Fitness & Nutrition
🎓Biofit Academy
⚡Pro certifié NIF/STAT

Photos from Yanto Fit's post 26/09/2026

Salama takariva 🫡💪

Mino aho fa nahavitra kotrana tsara daholo isika rehetra 🏋️🔥

Miala sasatra tsara daholo ary 🥰

Bonne Weekend 🤗🫡💪

23/09/2026

Coucou daholo 🫶
Tsaroanareo ve Ilay teny filamatra tsika 🔥?

Oe angotraka ity taona ity !🔥🥳

Mitohy foana ny ezaka ary tsisy fijanona mihitsy izany 🏋️

Kotrana fanatratrarana tanjona alefaa vitanao io 🏋️🔥🤩

💪
💪🏋️
🎓

Photos from Yanto Fit's post 20/09/2026

Mifarana anio sahady ny faran'ny herinandro🤗
Fa miaraka amizay ko fa lasa ianiko n'y mangatsiaka ❄️

Dia manombaka mafana ny andro efa volana vitsy sisa tapitra koa ny taona 😌
Andao ary anomboka amizay efa tafiditra mafana isika izao ;inona no andrasana aza miandry itsony fotoana mety tsara izao anombohana n'y kotrana hoan' n'y fahasalamana sy anatratrarana n'y tanjonao 💪

Ndao ary vonona hatrany andray anareo izahay ,misokatra foana koa ireo service afahataranao anay sy mampiavaka ireo fatatra atrizay ❤️🏋️

💪🔥

Photos from Yanto Fit's post 17/09/2026

Tsy misy fialan-tsiny rehefa tapa-kevitra ny tena! 🎯💥
Na dia misy fiovana kely aza ny fandaharam-potoana na ny toe-javatra, dia tsy mihemotra fa mitohy hatrany ny ezaka! ⚡️
Vonona hatrany isika na amin'ny endriny ahoana na amin'ny endriny ahoana.

Misokatra foana ny Coaching en ligne ary eo ihany koa ny Coaching à domicile mba hanampy sy handrisika anao hatrany!
Tsaratsara kokoa ny vokatra rehefa misy manara-maso akaiky. 🏠💻🏋️‍♂️
Aza mijanona fa tohizo ny vy mahamay, tonga ny fotoana hanatrarana ny tanjona! 🔥🚀💪
"

15/09/2026

🚨🔥🚨🔥🚨 Angovo be, Hery be, Vokatra hita maso!❤️‍🔥🔥❤️‍🔥
🔊Ity ary ilay nandrasanao!!! 🤗❤️
💪 Te hahazo lanja sy ho matanjaka ve ianao?
🥤 YANTO MASS BOOST no namboarina hanampy anao: ✅ Hampitombo hery sy angovo ✅ Hanampy amin'ny fitomboan'ny lanja ✅ Hanohana ny fananganana hozatra ✅ Hanome fahafaham-po sy fahasalamana

Photos from Yanto Fit's post 12/09/2026

Rehefa tena mafy ny séance miandry: somokotra mametaka serre-poignet mialoha, fa ny akanjo kosa atao manja be ho an'ny ambiance. Look de reine, effort de guerrière ! 😉🏋️‍♀️

10/09/2026

💪 VITA IZAY NY VACANCE! ANDAO AMIZAY HIKOTRA! 💥

Tapitra ny fialan-tsasatra, fotoana izao hiverenana amin'ny hery feno sy hanatratrarana ny tanjona!

Vonona ve ianao?

🎉 Misokatra ofisialy izao ny:

🌐 Coaching en ligne (Na aiza na aiza misy anao)

🏡 Coaching à domicile (Hahatongavako any aminao)📥

Ho anareo nanao fangatahana maro be:

Afaka mandefa hafatra miafina (MP) avy hatrany ianao raha liana sy te hahazo vokatra tsara toy ireo izay efa nankafy sy nankasitraka ny fampianarako hatramin'izay!Andao hanomboka androany! 🚀

08/09/2026

"Feno olona maniry izany eo amin'ny gym, fa vitsy no mahavita azy!"

🤔💪Ny fahatongavana amin'io vokatra amin'ny vidéo io dia tsy tongatonga ho azy.

Misy dingana maromaro tsy maintsy lalovana sy lany hatsembohana:
Voalohany indrindra, ny Séance Dos izay tsy maintsy atao sy tsy azo ihodivirana (obligatoire).

Manaraka izany ny Bras, ny Épaules, ary ampiana Cardio HIIT mba hampitsangana ny hery.

Eo koa ny tosika Pneu lehibe sy ny Corde (Battle Rope).

🎯 Ny tsiambaratelo:
Mila mizatra mizaka ny lanjan'ny vatanao sy mahazaka vesatra mihoatra ny lanjanao ianao!

Izany rehetra izany dia mitaky fitarihana sy fanarahana maso matihanina.

💬 Te hahavita tahaka izao koa ve ianao?
Andao hiaraka hanomboka! Alefaso hafatra (MP) aho raha hanao fanazaran-tena miaraka

amiko.

Photos from Yanto Fit's post 07/09/2026

Vonona handia lalana vaovao... 🚀Izao aho vao hametraka fotoana hifantohana amin'ny kotranako manokana irery.

Fotoana hakan-drivotra sy hisainana lalina.

🧘‍♂️✨Tsy safidy izany fa tsy maintsy atao! Satria mizara amin'ny hafa aho ary mikarakara ireto olona rehetra noraisiko ireto, dia adidiko voalohany ny mankolokolo ny tenako sy ny heriko.

💪💯Rehefa avy nandray sy nikarakara an'ireo olona rehetra noraisiko aho, dia miankina rindrina irery... Mitodika any anaty, ary miomana amin'ny ady masina miandry ny tenako manaraka.

🥊🔥Efa miorina ao an-tsaina: na tery dia tery ary ny fotoana, tsy maintsy vitaina ity! Tsy misy fialan-tsiny.

⏱️⚡

03/09/2026

Tsy fantatro akory izay hotenena fa tena tototry ny fisaorana ny foko! 🥹❤️ Misaotra anareo 20 000 mahery nino ahy, nisy hatramin'izay, ary nizara ity diantsika ity. Tsy hoe mpanaraka fotsiny ianareo fa fianakaviana iray lehibe izay mifampitaiza sy mifampiaro amin'ny sarotra.
Na reraka aza ny andro, na toa sarotra ny miala eo am-pandriana, dia tadidio fa ny hatsembohanao androany no hahazavanao rahampitso. Aza kivy mihitsy fa miaraka isika! 💪🔥
🎯 Te-hahatratra ny tanjonao ara-batana koa ve ianao saika hiova tanteraka?
* Tongava mivantana eto amin'ny gym ary andao hiara-hiasa!
* Raha mila fanampiana haingana dia manana programa manokana mifanaraka tsara aminao (programme perso) izahay izao.
Alefa, tonga ny fotoana hanovan-tena! Araho ny rohy ao amin'ny bio na alefaso hafatra izahay izao handraisana ny anao. 🚀✨

Telephone

Website

Address


Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yanto Fit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.