Goldy

Goldy

Share

Pejy ofisialin'ireo vokatra Goldy isan-karazany eto Madagasikara.

18/09/2026

Tes cheveux "shine bright like a diamond" avec Goldy ✨️
✨ Le Sérum Goldy au ginseng et vitamines, le petit secret pour des cheveux plus beaux au quotidien 💜
Il aide à nourrir, réparer et protéger les cheveux tout en leur apportant douceur et brillance 🥰

10/09/2026

Karakarao miaraka amin'ny Glycérine Pure an'i Goldy ny hoditrao mba ho mandina sy salama tsara! 😍
Tsy misy intsony izany hoditra maina, mavoka sy vakivaky izany rehefa avy mampiasa azy. 🩵☺️

26/08/2026

🚨 ALERTE ! 🚨
Nous avons arrêté une personne… pour avoir utilisé le Sérum Goldy et obtenu des cheveux beaucoup trop brillants ! 👮🏽‍♀️😂✨
Après enquête, le verdict est sans appel : Ginseng + vitamines = cheveux nourris, doux et éclatants 💛

22/08/2026

Soa fa misy ny Goldy Crème Bébé 🩵 hikarakarana ny vatana 🥰
Sady afaka osorana amin’ny tarehy noho afaka osorana amin’ny hoditra 🥰
Tsisy atahorana satria vita avy amin’ny huile d’amandes douces ☺️

19/08/2026

Karakarao sy kolokoloy ny volonao miaraka amin’ny menaka Goldy! 🧡😍
Osory amin’ny volo alohan’ny hanaovana brushing mba hiarovana sy hampalefaka azy 🥰

15/08/2026

Karakarao miaraka amin’i Goldy Diloilo Coco ny vatanao sy ny volonao 🤎🥥
Menaka voanio 100% natoraly sady manitra 🥰 kanefa amin’ny vidiny mirary 👌🏻

12/08/2026

Serum Goldy, misy Ginseng Sy Vitamines 💜
Mampalefaka sy manamandina ny volo indrindra raha avy manao volo ianao no mampiasa azy 🥰
Jifao eny amin’ny mpivarotra mahazatra anao! 😘

08/08/2026

Fantaro fa tsy mifidy karazam-bolo ny vokatra Goldy ✨️
Mety amin’ny volo olioly, malama, manify, matevina,... samy havoakan’i Goldy avokoa ny hatsarany 🥰
Jifao eny amin’ny mpivarotra mahazatra anao ireo vokatra 😘

Website

Address


Antananarivo
101