Menaka Mahalava Volo

Menaka Mahalava Volo

Share

Ny Menaka tsoka pure

04/10/2026

😩 Ilay résidus blancs re tompoko… tena manahirana maso anie ! 🌺 Ity Gel Hibiscus ity no andramo.

02/10/2026

EDUCATION MOMBAN'NY FLEUR D'HIBISCUS RAHA TSY TE HO VOASOLOKY IANAO

01/10/2026

🌺 Mba mety raha toy ny ataon' ireny mpanao Live ireny indray ny pub-tsika ? 😂

🚨 Tonga ny arrivage Hibiscus Bissap ! 🌺

Ary ity… 1 kg ity sisa no tavela 👀😂

Tena coup de cœur hatrany ny qualité-ny eee 😍
Jereo ange fa mbola tena voatazona tsara mihitsy ilay couleur-ny, rouge bordeaux lalina 🌺❤️
Ary ilay izy koa vaventy tsara, fa tsy poti-javatra kely fotsiny 😂

💰 Alefa prix… arrivage 😂🌺

⚖️ Poids : 1 kg — 01 pièce

🌱 Olona matotra manao JP 😂😂
Aza miandry ela sao tara 😅

💐 Ankasitrahana hatrany oo ❤️

30/09/2026

😏 “Fetsy be hono izaho…”

Fa ny voloko ihany dia publicité vita ho azy amin’ilay Menaka Mahalava Volo. 😂🌿

Fa aona moa izany ? 👀

💭 Tsy zavatra tokony hitombona ve izany ?

Ny voloko no fitaratra voalohany ho an’ny Menaka Mahalava Volo.

👉 Lava ve ?
👉 Matevina ve ?
👉 Vakivaky ve ?
👉 Salama ve ?

Misy aza alohany hividy dia manao hoe :
“Ao alou jereko ny volonao.” 🤎😂

Ary tsy ny voloko irery akory.

Noho ny fanohanana sy ny fitiavana an’ilay Menaka, dia tsy izaho irery no mampiasa azy. 🌿

Matetika ireo olona akaiky ahy dia mampiasa azy ihany koa, ka manana volo salama tsara. ❤️

Ary raha mijery ireo Tsoka Lovers eto amin’ny page koa ianareo, dia maro aminareo no mizara ny expérience-nareo sy mampiseho ny volonareo eto. 🥰

Mora lesy lahatra ny olona vao mahita ny voloko 😂

Maro aza no manatona manontany hoe :
“Inona ilay produit ataonao amin’ny volo ?” 👀🌿

💐 Ankasitrahana hatrany oo.

28/09/2026

🌿 Témoignage Farehitra

« Volo lena, vao avy nosorana an’ilay gel izy io. Merci fa tena mahafapo akia. » 🥰❤️

Misaotra betsaka amin’ity retour ity. 🤎
Tena faly izahay rehefa mizara aminay ny expérience-nareo amin’ny fampiasana ny vokatra ato aminay toy ny Gel Farehitra izao. 🌿

💐 Ankasitrahana hatrany oo.

Photos from Menaka Mahalava Volo's post 27/09/2026

Ny Tontolo andro omaly 😍 Anniversaire ny Madama kely 😍 Quel chance hoy izy nahita ilay toerana 🍀
🍁 Ho atao vlog dia ho alefa eo ihany 😍

Mirary farany herinandro Mamy 🌸

25/09/2026

🙄 Tena mahagaga ahy…
Isika mitady PRODUIT à base de Tsoka na zavatra hafa, fa hono mahalava sy mahatsara volo. 😌

Na koa :
« Hampiasa produit à base de Farehitra aho… » 🌿
« Na hampiasa produit à base d’Hibiscus aho… » 🌺

Fa maninona raha tonga dia ilay Tsoka, ilay Farehitra na ilay Hibiscus mihitsy no ampiasaina avy hatrany eee ? 😂🙄

💭 Matoa ange ireo no matière première ampiasaina hanaovana produit fini, dia satria efficace izy ireo. 🌿

🌿 Menaka Tsoka
🌿 Gel Farehitra
🌺 Hibiscus Bissap

Aza mitady lavitra raha mitady ireo ianao. 😏

💐 Ankasitrahana hatrany oo.

24/09/2026

Miala tsiny fa androany vao vita ny Tirage 😘

20/09/2026

🎁 JEU — Farehitra & Hibiscus Bissap 🌿🌺

🤎 Taiza indray ianao no nahita gel ,sady gel izy no mbola manana vertue mampiroborobo ny repousse-n’ny volo, ankoatra an’i Farehitra sy Hibiscus Bissap? 👀🌺

Andao hojerentsika hoe inona no fahalalanao momba ireo produits roa ireo! 👀

💬 Soraty ao amin’ny commentaire izay fantatrao momba :

A — Farehitra 🌿
B — Hibiscus Bissap 🌺
D — Liana aho ka te hanandrana 😍

👉 Afaka mamaly A, B, A + B, na D ianao, arakaraka izay mifanaraka aminao.

🎁 SADY MILALAO ISIKA NO MIARAKA MANANDRANA NY VOKATRA! 🤎

Ka hanome cadeaux 2 izahay:

🥇 Olona 1 → Farehitra, 1 paquet 🌿
🥇 Olona 1 → Hibiscus Bissap, 1 paquet 50g 🌺

📅 Tirage au sort : Mercredi 23 septembre

Aza misalasala mizara izay fahalalanao, na kely aza mombany Farehitra na hibiscus na izy roa. 😄🤎

Andao hilalao ary! 👀🍀

Ankasitrahana hatrany. 🤎

Category

Telephone

Website

Address


Ankadifotsy
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menaka Mahalava Volo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.