Oroka
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Oroka, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Marque de maquillages et de produits de bien-être fabriquée et testée à Madagascar 🇲🇬
Pionier du gloss mat et mascara Malagasy 🇲🇬
Formulé par des ingenieurs chimistes Malagasy 🇲🇬
11/10/2026
Akanjo fotsy no tena mifanaraka @ lokomena ylang ylang
Matte , hydratant , minimum de transfert , format PM et GM 🥰
Iza no tsy mbola nahazo ?
10/10/2026
Tokony hanao gommage ianao raha mahita an’ity sary ity 🥰
Gommage : exfoliant , éclaircissant 🥰
📷 : Frederic Rakotondranaivo
09/10/2026
Promo de la semaine : MASONJOANY PM 🥰
Matte , hydratant , minimum de transfert 🥰
Izay manao jp anaky 5 dia mahazo prix promo
Misy fihenambidy 3000ariary 🥰🥰🥰
08/10/2026
Salama eee 🥰💄
Inona amin’ireo vokatra OROKA no efa tianareo ho vidiana? 👀💋
Aza adino fa rahampitso ny PROMOTION 🛍️
❤️Jeu Mercredi 🎮
Inona ary ilay vokatra nivoka farany tato aminy oroka ?
06/10/2026
🍓 BERYL - Rouge fraise ❤️
Jereo ange ny hakantony e 😍
Tena very mihitsy aloha ny Tourmaline rehefa mahita an’ity loko ity 👀😂
🍓 Hydratant et confortable
🍓Brillant
🇲🇬 Vokatra vita Malagasy
📷 Frederic Rakotondranaivo
Tongasoa volana Oktobra , 😍
Iza ilay manana anniversaire amin’ity ?
04/10/2026
Team inona indray nareo? 👀💗
Samy loko malefaka, fa samy manana ny charme-ny ✨
🪸 Team IRANJA : Corail
🌸 Team QUARTZ : Rose
Iza no mety aminareo? 😍
Lazao ao amin’ny commentaire 👇💬
03/10/2026
✨ GLOSS MATTE – YLANG YLANG ✨
Salama e 👋🏼
Efa tsy mila lazaina aminareo intsony angamba ny hatsarany 😍🤎
💄 Gloss Matte Ylang Ylang
✨ Finition matte
🌸 Teinte élégante sy facile à porter
Disponible en version GM 🤎
02/10/2026
🚨 PROMOTION DU MOMENT🚨💋
Mety aminao ve ity teinte ity? 👀🤎
Firy /10 no omenao azy? 😍👇
Ary ny vaovao tsara… 🥳✨
🔥 3 premiers JP = MISY RÉDUCTION 3 000 Ar be izao hoan’androany
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Oroka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.