KialaKely
🏡Épilation à domicile
🏙️Salon Andravohangy prés de Quincaillerie 2000 route vers besarety côté gauche
RDV au 034 17 853 50
03/02/2026
Coucou 🥰
Iza koa ilay mba te ho tsara bika sady forme otrana nefa tena kamo le ikotrana 😂!?
💡 LIPOCAVITATION 💡
solution aminazy zay 😂!!!!
✅ Tsy maharary
✅. 1h eo manao azy
✅. Manala izay partir Matavy @ vatana
✅ Manenjana hoditra mikorokoritra
✅.Kely budget 💵
✅ Mety fona na manao sport na tsia
✅ Tsisy effet secondaire
📍Beoririka ambany côté look's ( ambany fokotany )
En face Restaurant au cœur Jade à cote Ajia
📱 034.17.853.50
"Prends soin de vous "
30/01/2026
💃 RETROUVEZ UNE SILHOUETTE PLUS FINE
Graisses localisées ? Ventre après grossesse ?
👉 Découvrez la lipocavitation
✔️ Sans chirurgie
✔️ Sans douleur
✔️ Soin moderne et efficace
💥 Prix de lancement : 40 000 Ar
⏰ Offre limitée
📩 Envoyez-nous un message maintenant
📞 034 17 853 50
30/01/2026
Coucou 🥰 !
Enao ve efa naheno any izany hoe lipocavitation izany !?
👉 Lipocavitation dia fandorona Ireo tavy miangona @ vatana ( graisses) Izay Hita matetika @ faritra vatana : Kibo, fe,sandry, ranjo Ireo tena ahitana. Azy miangona !
✅ Lipocavitation dia méthode ray handorona Ireo tavy Ireo @ alalan'ny appareil manaranpenitra MBA ho potika sy Rava Ilay tavimandry aminy vatana !
Afaka Manao azy ity daholo na lahy na vavy !
Manampy anao @ fanenan-batana Izay atao nao ( Sport)
Raha olona tsy afaka Manao sport nefa te ihena
Tsy maharary fa mila faharetana .
Premier scéance ianao de efa Mahita vokany !
Raiso de izao Ary famandrihan-toeranao !
Toerana :
📍 Beoririka en face restaurant au cœur de jade
📱 0341785350
29/01/2026
coucou 🥰
Ndao anao épilation aty amin'ny kialakely 🥰
Mbola matahotra fona ve !? mbola misalasala ihany koa !
Tapaho ary hevitra de ndao atomboka amin'izay ity tantara mamy kely ity 🥰
Tsy Marary be zany ilay izy fa douleur supportable raha atao tsika échelle de 1 à 10 de omentsika note eo @ 5 douleur le manongotra iny ihany fa avieo ça va be 🥰
ka aza misalasala ary fa tonga de tongava aty aminay
📍Beoririka en face restaurant au coeur de jade côté look's
📱0341785350
27/01/2026
Namaste 🙏
Fatatrao ve fa afaka asina modèle ana coupe koa anie i zisy be euh !
Afaka asinao style kely eo @ tapony kiala eo fa tsy voatery atao solamota fona izy
Ireto avy ary model afaka ataonao aty @ salon rehefa manao épilation maillot aty aminay ianao
Misokatra lundi à samedi du 08h30 à 17h salon
Dimanche kosa dia sur rendez vous
Mbola manao prestations à domicile fona kosa izahay
Toerana ahitanao anay
📍 Andravohangy rond point solomaso
📍 Beoririka ambany côté look's ambany fokotany
📱0341785350
Épilation maillot intégral avec gommage
30.000ar
Coucou les gens 🥰
Semaine vaovao indray de semaine d'espoir, semaine de la réussite
Misokatra de 08h-17h du lundi ou samedi ni dimanche kosa ko sur rendez vous
Salon 1 : Andravohangy en face Quincaillerie Mod immeuble Aliza
Salon. 2 : Beoririka ambany en face restaurant au cœur de jade
0341785350
14/01/2026
Coucou 🥰
Afaka Tonga Manao Gommage fotsiny anie !
Sady efa mora manao GOMMAGE :
✅ Aisselles ( Helika ) : 5.000ar
✅. Maillot ( Pepeta ). : 5.000ar
✅. Jambe (ranjo ). : 10.000ar
✅ Bras. (Tanana). : 10.000ar
📍 Beoririka ambany /Andravohangy Ambany
📱0341785350
13/01/2026
MANANA HELIKA MAINTY VE IANAO ?
Anio omeko anao vaholana 👍
Izahay manana soin eclairaissante ho ana Helika produit naturel no ampiasaina !
Araroty fa Promotion izy Zao avec épilation !
✅. 30.000ar
📍 Andravohangy ambany rond point solomaso
Ou
Beoririka ambany lalana Makany look's en face restaurant jade
📱0341785350
Raiso de izao ary famandrihan-toeran anao !
09/01/2026
Coucou 🥰
Ianao vé efa nahavita résolution anao 2026 !?
Efa tafiditra tao ve ny anao épilation amin'izay fa hanajanona Rasage ?❌🪒
Fotona Izao hanoboanao zavabaovao hanatsara hatrany fiainanao !
Omeko anao hatony Maro tokony hanoboanao azy !
✅ Madio Tanteraka faritra rehetra atao épilation
✅ Hygiène kokoa izy
✅ 2 à 3 semaine ianao vao mandala volo
✅ Miha manify volonao rehefa maniry
✅ Tsy mangidihidy izy rehefa maniry
✅ Vidiny mirary manao azy
Ka Mety hoe Inona mampisalasala anao tsy anao azy
❌ Ka marary be hono !
✅ Supportable retsy Tsy Marary noho misaraka Amin SIPA na tsy manambola 😅
❌ Mahamenatra ka ! 🥴
✅ Malala aaaa ! Tsisy tokony hamenatra fa zavatra mahasoa aki io aaaa!
❌ De Raha misy zavatra miseho eo ampanaovana azy
✅ Ça reste Secret entre nous 🤫 ( tout les émotions son permis)
❌ Ka mahamenatra be anie 🏵️ ko euh
✅ Chérie Keli aaaa samy manana hanitra ho Azy voninkazo rehetra ma chérie aaaa! Aza menatra Nenao zany fa tiavo izy de karakarao
Aiza ary Ilay toerana tokony andehanako euh !
📍 Andravohangy ambany na Beoririka ambany look's
📱 0341785350
08/01/2026
Coucou 🥰
Mbola Promotion be anie Zao manao ongles atao Aminay euh !
Manomboka 8.000ar. 💅
Tena hoe cadeaux 🎁
📍 Beoririka ambany en face restaurant au cœur de jade
📱 034.17.853.50
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when KialaKely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.