by Valimbavaka COSMETICS

by Valimbavaka COSMETICS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from by Valimbavaka COSMETICS, Beauty, cosmetic & personal care, Behoririka, à 50m mitsofoka eo anelanelan'ny trano mena (itel) sy Société Général (BFV-BRED). A 50m, trano gris plaque Orange (by Valimbavaka COSMETICS), Antananarivo.

25/08/2026

Famille des Nounousy 🌴❤️

25/08/2026

😫Matetika na dia madio aza ny volo dia mbola tsapa hoe maina, tsy souple ary tsy malefaka mihitsy 😩💔

💚 Izany indrindra no antony ilàna soin manokana afaka manome hydratation ilain’ny volonao sy manala an'ilay misaringotra be ✨🌼

🌸 CONDITIONER BOTANIKA 🌸

✨ Manome Douceur Extrême
✨ Mampiverina ny souplesse-n’ny volo
✨ Manome nutrition ny tahom-bolo
✨ Mamerina ny hydratation naturelle
✨ Manampy miaro amin’ny vakivaky sy tapatapaka
✨ Manome ilay volo malefaka

🌿 Ary ny tena mahafinaritra? Rehefa avy ampiasaina izy dia tsapa avy hatrany ilay fahasamihafana eo amin’ny texture-n’ny volo 😍💚

👉 Raha mitady soin hanome douceur + souplesse + hydratation ho an’ny volonao ianao, dia CONDITIONER BOTANIKA ampiasao 🌸✨

📩 Commande en MP 💌
📞 034 81 916 74 ☎️

Lava volo • Mandaitra • Natoraly • Miavaka

25/08/2026

Mamy loatra ity Cream Zezika ity 🤩 ilay tsy fointsika amin’ny fanaovana bain d’huile 😍😍😍 efficace ! Feno volo kely be dia be maniry ❤️

Photos from by Valimbavaka COSMETICS's post 24/08/2026

Makamaka rivo-dranomasina 😍😍🌴 taiza ny ranomasina notsidihinareo tamin’ity ? 😍😍😍 hitako maro nareo anaty story any 🥰

24/08/2026

🌿 POWDER ZEZIKA 🌿
Produits Zezika tena miavaka indrindra satria:

✅Izay mitsabo tanteraka ny olan'ny hodi-doha sy ny tahom-bolo ary mamerina amin'ny laoniny tanteraka ny volonao teo aloha

⚠️Olan'ny hodi-doha : volo mihintsana,tsy maniry,feno angadrano
⚠️Olan'ny tahom-bolo : vakivaky, tapatapaka, simba ny fer....

✅ Omeo fotoana ny volonao… Dia avelao ny Powder Zezika hikarakara azy amin'ny fomba voajanahary.

📩 Commande en MP 💌
📞 034 81 916 74 ☎️

Lava volo • Mandaitra • Natoraly • Miavaka

24/08/2026

Hello monday 😍

Photos from by Valimbavaka COSMETICS's post 22/08/2026

Ohatr’izao ny madama ato @ by Valimbavaka COSMETICS 🙈😍 Coucou nareo

22/08/2026

Hello 😍 mikatona ny boutique eny Behoririka androany 🧡 @ Lundi indray 🧡

Bonne journée daholo, bisous beeeee 😘😘😘😘😘

21/08/2026

Merci pour aujourd’hui les filles anh 😍😍 maro be tena maro loatra ianareo no nahay nanararaotra ny PROMO ! Mampiasà finaritra daholo dia mahazoa résultats milay be 😘😘😘😘😘🧡🧡🧡

21/08/2026

🧡Aza miala amin'ny ZEZIKA oaaa 🧡

☑️Anisan'ny Combo tena be mpankafia indrindra ny POWDER ZEZIKA sy ny CREAM ZEZIKA 🌼 ❤️

🌿 CREAM ZEZIKA: mampijanona ny miongotra, mampaniry volo, mitsabo ny vakivaky sy tapatapaka
🌿 POWDER ZEZIKA: mitsabo tanteraka izay rehetra olan'ny hodi-doha sy tahom-bolo, mampaniry volo, mamerina amin'ny laoniny tanteraka ny volonao teo aloha

☑️Araraoty fa androany sisa dia tapitra ny offre antsika miaraka amin'ny Cream Zezika -3000ar an 😘 ❤️

📩 Commande en MP 💌
📞 034 81 916 74 ☎️

Lava volo • Mandaitra • Natoraly • Miavaka

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Behoririka, à 50m Mitsofoka Eo Anelanelan'ny Trano Mena (itel) Sy Société Général (BFV-BRED). A 50m, Trano Gris Plaque Orange (by Valimbavaka COSMETICS)
Antananarivo