Soa - Fi
Soa-Fi Savon Liquide mety hanadiovana ny fitaovana rehetra.
👏 Dites adieu aux bactéries en utilisant le lave-sol Désinfectant SOA-FI✨
Prix : 25.000 Ar (5 litres)
🔸✅Passez votre commande en MP ou Appelez ☎️ 034 58 523 44 / 032 54 818 00
15/08/2026
Soa - Fi vous souhaite une Bonne Fête de l'assomption!
10/08/2026
✨ SOA-FI — Fahadiovana, Hanitra ary Kalitao ao an-tranonao! ✨
Mitady produits de nettoyage mahomby, manitra ary mora ampiasaina ve ianao? 🧼✨
👉 SOA-FI dia manolotra gamme complète ho an'ny fahadiovana isan'andro:
🫧 . LIQUIDE VAISSELLE
🍋 Citron | 🍏 Pomme | 🍓 Fraise | 🍦 Vanille
➡️ Manampy manala menaka sy loto amin'ny vilia, sady mamela hanitra mahafinaritra , malefaka .
Prix : mirary 16.000Ar
🧴 . MULTI-USAGES
🍋 Citron | 🍏 Pomme | 🍓 Fraise
➡️ Ho an'ny fanadiovana karazan-javatra maro ao an-trano sy eny amin'ny toerana iasana.
Prix : mirary. 20.000Ar
🧹 . LAVE-SOL DÉSINFECTANT 3 En 1
🍋 Citron | 💜 Lavande
➡️ Manadio ny gorodona, manampy amin'ny fahadiovana ny carreaux ary mamela hanitra maharitra.
Prix : mirary 25.000Ar
👕 . LESSIVE MAIN
💜 Lavande | 🍋 Citron | 🌹 Rose
➡️ Ho an'ny fanasan-damba amin'ny tanana, manampy manala loto sy (Tâches )sady mamela hanitra mahafinaritra.
Prix : mirary. 25.000Ar
🧺 . LESSIVE MACHINE
💜 Lavande | 🍋 Citron | 🌹 Rose
➡️ Natao ho an'ny machine à laver, ho an'ny fanasan-damba madio sy manitra, miarao loko lamba tsy ho vasoka no sady mamela hanitra mahafinaritra.
Prix : mirary. 30.000Ar
🌟 SOA-FI : PRODUITS DE QUALITÉ POUR UNE MAISON PROPRE ET PARFUMÉE !
🚚 LIVRAISON DISPONIBLE À ANTANANARIVO ET PARTOUT À MADAGASCAR 🇲🇬
📞 Commandes & renseignements :
☎️ 034 58 523 44
☎️ 032 54 818 00
💬 Commandez dès maintenant et découvrez la qualité SOA-FI !
SOA-FI — La propreté qui se sent, la qualité qui se voit.
08/08/2026
Et si vous passiez au Parfum Vanille Soa-Fi ? 🌿🌼
Le liquide vaisselle que vous aimez, avec une senteur encore plus addictive.
✨ Dégraisse instantanément, même les graisses les plus tenaces
✨ Parfum vanille doux pour la Main et gourmand qui reste sur votre vaisselle
✨ Format généreux 5L - Très moussant & Très économique
Prix en seulement de 16.000ar
Commande de maintenant, sur message privé
📍 Point de récupération : Andraisoro
🚚 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 58 523 44 / 032 54 818 00
✨ SOA-FI – Madio, Mamerovero, Maharitra! ✨
Mitady lessive mahomby sy mora vidy ho an'ny ankohonanao vé ianao?
➡️ Safidio ny lessive SOA-FI ✅
🧺 . Lessive Machine SOA-FI
🌸 Parfum: Lavande • Citron • Rose
✅ Manala loto mafy
✅ Mitazona ny lokon'ny lamba
✅ Mamela hanitra mamerovero maharitra
💰 Bidon 5L cacheté : 30.000 Ar
🧼 . Lessive Main SOA-FI
🌸 Parfum: Lavande • Citron • Rose
✅ Madio tsara ny akanjo
✅ Mandroatra tsara sy manadio
✅ Hanitra mahafinaritra sy maharitra
💰 Bidon 5L cacheté : 25.000 Ar
🎯 Ra isafidy ny kalitao mirary , safidio ny SOA-FI!
Vokatra natao hanomezana fahadiovana sy hanitra isan'andro amin'ny vidiny tena oe mirary.
📦 Mety ho an'ny tokantrano, hotely, sns...
📞 Contacté : 032 54 818 00 ou +261345852344
SOA-FI – Fahadiovana azo itokisana, hanitra maharitra!
26/07/2026
Ovao ho tonga maha tamana sy maha te onina ny tranonao miaraka amin'ny Lave Sol Soa-Fi ✨🏠
✅ Ny trano hadio sy ho lavitry ny bakteria ary hahazo hanitra vaovao
✅5 litatra ny bidon iray, mitsitsy kokoa.
Alefaso MP ny commande na afaka miantso ny ☎️ 034 58 523 44. / 032 54 818 00.
23/07/2026
Leo ve ianao amin'ny mividy Lessive liquide lafo nefa tsy tena mahafa-po ?
👉 Soa-Fi Lessive Liquide Vita Malagasy no vahaolana!
✅ Manadio ny lamba
✅ Miaro ny lokon'ny lambanao
✅ Fofona azo isafidianana citron, lavande ary Rose mamerovero
✅ Mitsitsy be - 5 Litre maharitra hela
➡️ Prix lessive machine 30.000ar
➡️ Prix lessive main 25.000ar
🚚 MANAO LIVRAISON IZAHAY an!
Alefaso MP ny commande na afaka miantso ny Tél : 034 58 523 44. / 032 54 818 00.
18/07/2026
🏆 𝐈𝐳𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐛𝐚𝐭𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐫𝐚 𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐅𝐈𝐅𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 ?
🇦🇷Argentine 🆚 Espagne 🇪🇸
Alefaso ao amin'ny commentaire indray ary ny Pronostic tsika e! 😊
14/07/2026
Mila fanadiovana ao an-tokantrano ve ianao , nefa sady mitsitsy no amin'ny vidiny mirary ? ✨
Soa-Fi dia manana Savon Liquide vita amin'ny akora voafantina :
Misy vokatra maro azo isafidianana :
🔸Liquide Vaisselle bidon de 5L 16.000 AR
🔸Nettoyant MULTI-USAGES bidon de 5L 20.000 AR
🔸Lessive Main MAGIC bidon de 5L 25.000 AR
🔸Lessive Machine à laver bidon de 5L 30.000 AR
🔸Lave Sol désinfectant bidon de 5L 25.000 AR
👉 Ny vokatra dia efa nohatsaraina atrany ✅
➡️Mandroatra tsara ka kely fotsiny dia ampy, azo antoka arapasalamana , vita testa tsara , efa maro no hafapo fa aza tara.
🛒Alefaso iray andri mialoha ny commande nao fa afaka manatitra izahay.
🚩 Limite iany stock fa aza tara , JP commantaire fa hovalianay ianao tompoko.
📞Aza misalasala miditra MP na miantsoa ny 034 58 523 44 - 032 54 818 00
✨ SOA-FI – Ny fahadiovana mendrika ny tokantranonao! ✨
Mitady vokatra fanadiovana mahomby, manitra ary mora ampiasaina vé ianao? Safidio ny SOA-FI!
Efa maro no afapo , itanao ao coms témoignage ✅
🍽️ LIQUIDE VAISSELLE
✅ Manala menaka sy loto mafy
✅ Mamela vilia hadio sy mamirapiratra
Parfum : 🍋 Citron | 🍏 Pomme | 🍓 Fraise | 🌼 Vanille
💰 Bidon 5L cacheté : 16.000 Ar
MULTI-USAGES
✅ Mety hanadiovana fiara, moto, sol, terrasse, vilia ary sehatra maro hafa
✅ Manala loto mora sy haingana
Parfum : 🍋 Citron | 🍏 Pomme | 🍓 Fraise
💰 Bidon 5L cacheté : 20.000 Ar
🏠 LAVE-SOL DÉSINFECTANT
✅ Manadio lalina sy mamono mikraoba
✅ Mampamiratra sy manalefaka carreaux
✅ Mamela hanitra mamerovero
✅ Sans rinçage
Parfum : 🍋 Citron | 💜 Lavande
💰 Bidon 5L cacheté : 25.000 Ar
👕 LESSIVE MAIN
✅ Fanasan-damba amin'ny tanana
✅ Manala loto sy tâche sarotra
✅ Tsy manimba tanana noho ny glycérine
✅ Manome hanitra maharitra
✅ Bidon de 5L masasa lamba 85 koveta
Parfum : 🌹 Rose | 🍋 Citron | 💜 Lavande
💰 Bidon 5L cacheté : 25.000 Ar
🧺 LESSIVE MACHINE
✅ Ho an'ny machine à laver rehetra
✅ Mety amin'ny lamba fotsy sy miloko
✅ Manadio tanteraka sy manome hanitra maharitra
Parfum : 🌹 Rose | 🍋 Citron | 💜 Lavande
💰 Bidon 5L cacheté : 30.000 Ar
✨ SOA-FI : Kalitao, Fahadiovana ary Hanitra amin'ny vidiny mirary !
📞 Raiso izao ny commande-nao fa ''limite stock ''
🚚 Manao livraison TANANARIVO /MADAGASCAR
🏠 Point de réception Andraisoro
✅Aza adino abonné page, partagé publication, j'aime la publication ,
➡️. JP COMS 🙏
💧 SOA-FI, ny namanao amin'ny fanadiovana isan'andro ! 🇲🇬✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo