CireAko
Naturelle, facile à utiliser, efficace🌺
Zero waste,non toxic,eco-friendly🌺
Épilation chez nous - Soin du corps naturel
☎️ 038 96 196 51 / 034 92 606 93
03/10/2026
Ahoana ny hevitrao rehefa mahita résultat tahaka izao? 😍
Ity no volo nesorin’ny cire orientale Cireako nandritra ny épilation iray ✨
👉 Ho anao, inona no tena zava-dehibe rehefa misafidy cire :
1️⃣ Mora misintona volo
2️⃣ Tsy miraikitra be amin’ny hoditra
3️⃣ Volo miala hatramin’ny fakany
4️⃣ Ireo rehetra ireo 😍
Cireako 🌿 — cire orientale naturelle au sucre
01/10/2026
✨ PACK COMPLET CIREAKO ✨
Te hanao épilation ao an-trano ve ianao, nefa tianao ho mora sy pratique ny fanomanana? 🤍
Ny Pack Complet Cireako dia efa ahitana ireo ilaina amin’ny épilation, mba hahafahanao manomboka tsy mila mitady fitaovana tsirairay.
🌿 Cire orientale Cireako
🌹 Lotion après épilation
🤍 Bandes d’épilation
🪵 Spatule
🎀 Emballage pratique
Vonona hampiasaina, mora entina ary mety tsara ho an’ny routine épilation ao an-trano. ✨
📩 Commande & informations : envoyez-nous un message privé
📍 Lieu de récupération : Ivandry
Cireako — votre routine d’épilation, simplement. 🤍
28/09/2026
📦🤍 Ça s’active chez Cireako !
Vos commandes sont prêtes, bien emballées et bientôt entre vos mains. ✨
Voir tous ces colis prêts à partir nous fait tellement plaisir ! 🥹🌿
Merci à toutes celles et ceux qui passent commande chez Cireako.
Chaque colis compte. Chaque commande nous motive à faire encore mieux. 🤍
☎️ 034 92 606 93 - 038 96 196 51
26/09/2026
‼️ Promo amin’izay ary e ‼️‼️‼️
Milatsaka 2.000ar avokoa ny pack raha manao commande androany sy alahady ianareo
Aza taraiky ary fa efa ela isika izay no tsy nisy promo 🥰
☎️ 034 92 606 93 - 038 96 196 51
Ny épilation à la cire dia manala ny volo hatramin’ny racine, fa tsy manapaka azy eny ambonin’ny hoditra fotsiny.
Izany no mahatonga ny résultat haharitra kokoa
☎️ 038 96 196 51 - 034 92 606 93
21/09/2026
Ny épilation tsy mifarana amin’ny fanalana volo. 🌿
Rehefa vita ny épilation, mila fikarakarana ihany koa ny hoditra.
✨ Cire orientale Cireako
🌿 Lotion après-épilation
Ny tanjona: tsy ny hanala volo fotsiny, fa ny hanome fotoana kely hikarakarana ny hoditrao koa. 🤍
Cireako — épilation & soin, ensemble.
☎️ 034 92 606 93 - 038 96 196 51
18/09/2026
🌸 « Nahoana no tsy tsara ny manao épilation amin’ny hoditra vao avy nanao gommage ? »
Rehefa manao gommage isika dia esorina ireo cellules mortes eo ambonin’ny hoditra. Midika izany fa mety ho mora tohina kokoa vetivety ny hoditra.
Raha atao avy hatrany ny épilation dia mety hampitombo:
⚠️ irritation
⚠️ rougeurs
⚠️ sensation de brûlure
⚠️ petites sensibilités
💡 Ny tsara kokoa: avelao hiala sasatra kely ny hoditra alohan’ny hanaovana épilation.
🌹 1 na 2 andro alohan’ny epilation no manao gommage
👉🏽 Gommage sy épilation dia samy ilaina, fa ny fotoana anaovana azy no zava-dehibe. 🌿
Ity indray ny fampiasana azy amin’ny tongotra raha hanala volo tongotra ianao 🥰🌹
13/09/2026
🤎 Afa-po ve ianao tamin’ny Cireako ?
Te hahafantatra ny expérience-nao manontolo izahay 🥰
🍯 Produit : Afa-po ve ianao tamin’ny qualité sy ny résultat ?
📦 Livraison : Ahoana ny fahitanao ny service de livraison ?
💬 Famaliana message : Afa-po ve ianao tamin’ny fomba namalianay sy nanomezanay fanazavana ?
🛍️ Commande : Ahoana ny fandraisana sy fikarakarana ny commande-nao ?
✨ Épilation au studio : Ahoana ny accueil, ny service ary ny expérience-nao rehefa tonga nanao épilation tao amin’ny studio ?
⭐ Amin’ny ankapobeny : Ahoana ny expérience-nao tamin’i Cireako ?
☎️ 038 96 196 51 - 034 92 606 93
09/09/2026
🤎 Cireako, une cire pensée pour tous !
Que vous ayez des poils fins, épais, courts ou plus résistants, la cire orientale Cireako peut être utilisée sur différentes zones du corps. ✨
Elle convient aussi bien aux femmes qu’aux hommes, pour les jambes, bras, aisselles, maillot, dos, torse… selon les besoins. 🌿
Une seule cire, plusieurs utilisations, pour une peau douce et nette. 🤎
📩 Pour commander votre Cireako, contactez-nous en message privé.
Petit conseil : toujours faire un test sur une petite zone avant la première utilisation.
☎️ 034 92 606 93 - 038 96 196 51
Category
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when CireAko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.