By Nou
🪻Coiffeuse à domicile🪻
Coloration 🤎
Tresse et coiffure moderne🥰🩷
Bridal hair transition❤
Wavy to elegant bun hairstyles 🥰
___Mermaid hairstyle___
Hair transition ✨
📞 032 48 624 96
15/04/2026
_____Braids Hairstyles_____
📞032 48 624 96
Whatsapp: 034 78 440 82
14/04/2026
Sa hoe tsy may fa tsy mila brushing tsony? 🙄🤣
13/04/2026
Fanontaniana apetrakareo clientes foana vao mihaona isika. 😂
Na koa ilay hoe: '' Ndry koa izany mahavita manamboatra ny volon-dry ohatran'izao?'' 🤔
✅ Apetrao eto daholo ny fanontanaianareo fa valiako. 🥰
⏩⏩ Ao amin'ny commentaire ao ny valin'ity fanontaniana ity. 👌🏻
📩 Manaova réservation dieny izao ary. ☑
📞 034 78 440 82
20/03/2026
Hello les futures mariée 🥰❤
Sahirana mitady izay modèle coiffure mifanaraka amin'ny robe ve? 🤔
Ireto misy idée afaka hisafidianana tsara. ✅
‼Aza adino fa ny tena tsara dia izay safidinao ihany. 😘
🍒 Hanontanio ihany aho raha misy mahaliana fa valiako am-pitiavana be. 🥰
💐 Afaka manoro tsara anareo izay coiffure mifanaraka amin'ny endrika sy ilay Robe nosafidianareo aho, ka aza misalasala miantso manao réservation dieny izao. 📩
📞034 78 440 82 / 032 48 624 96
Mirary soa dia tongavasoa ny andro malaza. 💌
I'll be there ❤
✅ Réservez vos dates dès maintenant
📞034 78 440 82
30/01/2026
Ity ny compte tiktok By Nou 🥰
Follow me ❤
By Nou sur TikTok .rasoa 51 abonnés, 44 abonnements, 166 j'aime - Regarde des vidéos courtes géniales créées par By Nou
19/01/2026
✨ Engagement hair ✨
📑Catalogue disponible sur whatsapp 034 78 440 82
📞032 48 624 96
06/12/2025
Hello🥰
Chignon sa lâché? 🌺
Iza no tianareo? Izay be mpisafidy ho ataoko prestation gratuit 🥰
✅ Ataovy ao amin'ny commentaire ny safidinao
✅ Partager-o en mode public avec
‼ Misy date vitsivitsy disponible mois de Décembre dia manaova réservation dieny izao. 🥰
📞034 78 440 82/ 032 48 624 96
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when By Nou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.