So Curly MG
So Curly est une entreprise Malgache spรฉcialiste dans le retour au naturel et la repousse des cheveux
04/10/2026
๐บ๐ Miaika mihintsy ianareo manana cheveux colorรฉs, mรฉchรฉs sy manana volo mora maina aminโity ยซ ๐๐ฎ๐จ ๐๐ ๐๐ก๐จ๐ ยป ity โฆ Tena hoe tsara e ๐
โก๏ธ ๐ฆ๐๐ฌ๐ช๐ฎ๐ ๐ก๐ฒ๐๐ซ๐๐ญ๐๐ง๐ญ ๐๐ช๐ฎ๐ & ๐ฅ๐๐๐ฏ๐-๐ข๐ง ๐๐ซ๐ฬ๐ฆ๐ ๐ฌ๐ฎ๐๐ฅ๐ข๐ฆ๐
Disponible en format 250ml sy 500ml
๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฒ๐ณ๐๐ฎ - ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ผ) - ๐ฆ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ - ๐ง๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ
Manao livraison sy mandefa aminโny faritra ๐ฆ
๐๐บ Tsotra kely mihintsy dia efa mahazo boucles miaraka aminโny :
โฟ Leave-in conditionner activateur de boucles
โฟ รlixir extra pousse
โฟ brosse pour Styling
Azonao atao any an-trano tsara mihintsy, mividy produits & accessoires dia vita ny chocolat โฆ ๐ฅฐ
๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฒ๐ณ๐๐ฎ - ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ผ) - ๐ฆ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ - ๐ง๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ
03/10/2026
๐๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ผ๐ถ๐ป ๐๐ฒ๐ฒ๐ธ-๐ฒ๐ป๐ฑ โ๏ธ
๐บ๐ Misokatra avy ireo boutiques anio Sabotsy ary misy livraison.
โก๏ธ Anontanio izay mety ho anao ๐ฌ
๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฒ๐ณ๐๐ฎ - ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ผ) - ๐ฆ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ - ๐ง๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ
02/10/2026
๐๐บ Samy crรจme izy ireo e ? Fa iza no tsara โ๏ธ
Fanontaniana matetika mipetraka Ity, eny samy crรจme fa tsy mitovy fiasa izy ireo . Saingy rehefa miaraka miasa tena mamoaka rรฉsultats tsara be ๐ฅฐ
โฟ ๐๐ฟรจ๐บ๐ฒ ๐ฏ๐ผ๐๐ฐ๐น๐ฎ๐ป๐๐ฒ ๐ฅ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ : leave in ihany na koa soin sans rinรงage ny crรจme bouclante , ahosotra aminโny volo lena avy sasana, manome boucles mivoaka sy mifaritra tsara no asany. โโ Tsy mety ahosotra aminโny volo maina
โฟ ๐๐ฟรจ๐บ๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐ถ๐ณ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ฒ: menabolo izy , fampiasa andavanandro aminโianao manao coiffage, bango ireny, na mirandrana ( mitaly), na rehefa tianao mipetraka tsara ireo coiffure ataonao ( chignon sns โฆ ) mety izany na volo lena na maina . โโ Tsy mamoaka boucles kosa izy
โ๏ธ Ary ahoana no atao raha te ampiasa anazy miaraka ilay ahazoana rรฉsultat waouh ?
โก๏ธJereo ao aminโny commentaire ๐ฌ
Disponible de suite :
๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฒ๐ณ๐๐ฎ - ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ผ) - ๐ฆ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ - ๐ง๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ
02/10/2026
๐บ๐ Maro ianareo no nanontany hoe mbola ao anaty retour au naturel tanteraka toy anโizy ireo nefa tsy mbola afaka maka gamme complรจte repousse et rรฉparatrice dia inona no atao โ๏ธ๏ฟผ
โก๏ธ Tsara raha manana au minimum ireo aminโny sary :
โฟ ๐๐ฎ๐ถ๐ป ๐ฑโ๐ต๐๐ถ๐น๐ฒ repousse et rรฉparateur : mitsabo avy any anatiny odidoha ka hatrany aminโny pointe, no manalava anโilay volo vetivety ahafahanao mahazo volo maniry vaovao
โฟ ๐ ๐ฎ๐๐พ๐๐ฒ ๐ฐ๐ฎ๐ฝ๐ถ๐น๐น๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ฏ๐ฒ๐ป๐ญ | nourrissant et rรฉparateur , manampy manamafy ilay tahombolo marefo, tapatapaka, mitsabo volo simba , manome sakafo ilainโilay volo
โฟ ๐๐ฒ๐ฎ๐๐ฒ-๐ถ๐ป ๐ฐ๐ผ๐ป๐ฑ๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฒ๐ฟ : activateur de boucles , manampy mamerina ilay boucles simba / very na koa mbola tsy mivoaka tsara โฆ
๐ Disponible de suite :
๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฒ๐ณ๐๐ฎ - ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ผ) - ๐ฆ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ - ๐ง๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ
01/10/2026
๐๐บ Ndao asiana ยซ Avant / Aprรจs ยป hanehoantsika izany efficacitรฉ anโireo produits clean anโi So Curly MG izany โฆ
โโ Jereo hatraminโny farany ireo Sary ๐๐
โก๏ธ Objectif : retour au naturel , repousse, volume, brillance โฆ misy ato aminay daholo .
๐ฌ Ao aminโny commentaire misy karazany gamme maromaro . Afaka miditra mp raha tsy mbola mahafantatra izay mifanaraka aminao.
๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฒ๐ณ๐๐ฎ - ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ผ) - ๐ฆ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ - ๐ง๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ
01/10/2026
๐บ๐ identifie-o ao aminโny commentaire ilay namanao tokony hividy soin ho anโny volo miaraka aminao iny ๐ฅฐ
๐ Misokatra 07h30-17h00 ny boutique no manao livraison ihany koa . Mandefa aminโny faritra
๐ Ho anโny karazambolo rehetra
โ๏ธ Iza avy ireo tsy mbola mahafantatra hoe ahoana no anombohana ny fiakarakarana volo , ho anโireo izay efa manana volo texturรฉs, salama io an โฆ โ๏ธ
โก๏ธ Ao anaty vidรฉo ny hafatra, dia ao aminโny commentaire ny karazany gamme disponible๐ฌ
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when So Curly MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.