Soa Prix Online
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa Prix Online, Beauty, cosmetic & personal care, Météo, Antananarivo.
Vente: _des divers aricles de mode
_des assiettes de luxe en céramique et en mélamine.
💥Prix de gros et en détails 💥
☎️038 87 812 33/ 0329988599 afaka tonga de miantso tompoko raha misy zavatra ilaina maika 🙏
19/06/2026
👉Te anodina vola aingana ve nareo ??Mitady entana mora nefa tsara ♥️😍Live Cartons Golden céramique à 17h 🌸Tsy latsakin'ny 40 pièces kosa aloha n'y ao anatiny✨✨
✅240.000ar Cartons
✅220.000ar à partir de 2 Cartons
‼️Mp pour réserver‼️
Coucou 👋
Akafa miantso avy hatrany enao raha misy tianao ♥️
Salama daholo tsika 👋
Afaka miantso mivantana raha misy tianao ♥️
15/03/2026
Tonga indray ireto ooo!! Izay nampiasa ireto kosa aloha de afa-po daholo eee
Crème+ savon à base lait de chèvre
-Manala tâche rehetra amin'ny tarehy : Panda,mony, point noir
-Manala menamena amin'ny tarehy
-Mitsabo tarehy may ny masoandro
-Manala mangana ambany maso
-Tena efficace ary tsy misy effet secondaire
-Malefaka ,mandina ny oditra mampiasa azy
Prix : 20.000ar
Manao livraison hatrany izahay ary mandefa any amin'ny faritra rehetra
Contact :034 81 700 85
03/03/2026
Jp 25.000ar aingana ary!!!
*Shompoing 300ml +Masque 300ml + Sérum 100ml
-Mampangirana volo
-Mampalefaka volo
-Mampaniry volo aingana
-Mitsabo volo tapatapaka sy vakivaky
-Mety tsara amin'ny volo miloko
Tena oe mahazo izay mahazo androany, stock très limitée
Contact : 034 81 700 85, Livraison partout à Madagascar
01/03/2026
Te Hahazo hoditra mamirapiratra sy madio tsara ve ianao?
Andramo ny Lundborly Beauty – Vitamin C + Turmeric Face Wash & Serum (pH 5.5) ilainaom be amizao andro mafana zao!!!
*Face Wash
✔ Manadio lalina nefa malefaka amin’ny hoditra
✔ Manazava sy mampamirapiratra avy hatrany
✔ Mampihena pentina mainty sy taches brunes
✔ Miaro amin’ny fahamainana (pH 5.5 mifanaraka amin’ny hoditra)
* Serum
✔ Manatsara sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
✔ Mampihena marika mony sy ketrona madinika
✔ Manamafy sy mampatanjaka ny hoditra
✔ Mitazona hamandoana ka mahatonga azy ho malama sy mamirapiratra
**Vokatra azo avy aminy: Hoditra mazava, mitovy loko, malama ary tanora fijery ,maha tanora lalandava
Prix : 22.000ar
Aza misalasala miditra mp raha misy fanontanina tompoko, manao livraison hatrany izahay ary mandefa any amin'ny faritra rehetra
Contact : 034 81 700 85
18/02/2026
Iza ilay naka crème tamin'ny ireto?? efa tonga ny savon ooo!!
*Savon à base carotte+ savon kojic a seulement 15.000ar
-Manadio sy mampalefa oditra
-Manamandina oditra
-Manala tâche rehetra amin'ny tarehy :panda, mony, point noir
-Ireto ilay savon MAGIC eee
Manao livraison hatrany izahay eto Tana ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra
Contact : 034 81 700 85
Category
Website
Address
Météo
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Soa Prix Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.