Bio Bella Mada
bien Γͺtre-beautΓ©-soins bio
πΏβ¨ Tongava mitsidika anay β BIO BELLA MADA! π²π¬
Vonona hatrany izahay hanolotra anao vokatra 100% natoraly sy bio, natao hanomezana anao ny kalitao mendrika anao. π
π Tongava mitsidika ireo point de vente BIO BELLA MADA manerana ny Nosy!
π₯ Araho ity vidΓ©o ity hatraminβny farany, satria ho hitanao ao daholo:
β¨ Ireo produits amidinay
β¨ Ireo point de vente misy anay
β¨ Ireo toerana ahitana anay manerana anβi Madagasikara
π Tsy misy point de vente any aminβny toerana misy anao? Tsy olana!
Manao livraison ihany koa izahay, mba hahafahanao mahazo ny vokatra BIO BELLA MADA na aiza na aiza misy anao. π
Toerana ahitana anay
π Analakely β Box 27 Tia Analakely ampitan'ny institut d'hygiene
π Majunga β Magasin SALALA II
π Tamatave β Centre TAMAGA Box 8 Bazar kely
π Fianarantsoa β Ampitan'i Radio VIVA
π TulΓ©ar β BΓ’timents SCORE (1er Γ©tage)
π Fort-Dauphin β HΓ΄tel Le Port
π Antsirabe β Centre Commercial Fihavanana Box 22
π Ambatondrazaka β Ampitan'ny DMH Avaradrova
π Diego β Lacroix, ampitan'ny MASKRIN Karana
πͺπΏ BIO BELLA MADA β Ny hatsarana voajanahary, akaiky anao hatrany!
π Araho ny vidΓ©o ary fantaro ny point de vente BIO BELLA MADA akaiky anao indrindra.
π²π¬πΏ
06/08/2026
β¨πΏ Tsy mila vokatra maro intsony... Coffret iray dia ampy! πΏβ¨
BIO BELLA MADA no manolotra aanao ny Skincare Coffret, natao hanomezana fikarakarana feno ny hoditrao isan'andro. π
π€ Hoditra madio
π€ Hoditra malefaka
π€ Hamandoana voatahiry
π€ Fikarakarana feno ao anaty coffret tokana
π Raha tianao ny hoditra madio sy mamirapiratra, dia izao no fotoana hanombohana.
π₯ BIO BELLA MADA manome vokatra vaovao sy tsara ho anao... aza tara!
Toerana ahitana anay
π Analakely β Box 27 Tia Analakely
π Majunga β Magasin SALALA
π Tamatave β Centre TAMAGA Box 8
π Fianarantsoa β Ampitan'i VIVA
π TulΓ©ar β BΓ’timents SCORE (1er Γ©tage)
π Fort-Dauphin β HΓ΄tel Le Port
π Antsirabe β Centre Commercial Fihavanana
π Ambatondrazaka β Ampitan'ny DMH Avaradrova
π Diego β Lacroix, ampitan'ny MASKRIN Karana
π© Alefaso message dieny izao ary raiso ny anao.
πΏ BIO BELLA MADA πΏ
"Ny hatsaranao, no laharam-pahamehanay." β¨
06/08/2026
β¨ ππ
π πππ ππππ'ππ π
πππ ππππ ππ ππππππ πππ πππππ ππππ! β¨
π Stand NΒ° 258 β 259
π° Tongava hitsidika anay fa efa vonona handray anao am-pitiavana ny ekipanay!
β¦ πΏ Vokatra 100% voajanahary (Bio)
β¦ π Torohevitra maimaim-poana mifanaraka amin'ny filanao
β¦ π± Vokatra voafantina hanohanana ny fahasalamanao sy ny fikarakarana ny vatanao
β¦ π€ Fandraisana mafana sy serivisy matihanina
π Ianao sisa no andrasanay! Tongava mitsidika ny Stand 258 β 259 ao amin'ny FIER MADA, hahita ireo vokatra Bio Bella Mada sy hanararaotra hifampizara zavatra mahasoa mivantana amin'ny ekipanay.
πΏ BIO BELLA MADA β Vokatra voajanahary 100% Bio.
Tongava fa miandry anao am-pitiavana izahay! π
04/08/2026
ππΏ BIO BELLA MADA AO AMIN'NY FIER-MADA ANDIANY FAHAFITO AMBINY ROAPOLO! πΏπ
π’ Vaovao mahafaly!
Faly izahay manasa anao hitsidika ny stand BIO BELLA MADA mandritra ny FIER-MADA andiany faha-7.
β¨ Tongava hijery sy hahafantatra ireo vokatra natoraly Bio Bella Mada natao hanampy amin'ny fikarakarana ny fahasalamana sy ny hatsarana.
π Misy tolotra sy fahafahana hahazo torohevitra mivantana eny an-toerana.
π Toerana : Maki Andohatapenaka
πͺ Stand : 258 β 259
π
Daty : 05 ka hatramin'ny 09 Aogositra 2026
π Aza adino ny mitsidika anay miaraka amin'ny fianakaviana sy ny namana!
BIO BELLA MADA πΏ
Vokatra natoraly β’ Kalitao β’ Atokisana
π Manantena ny fitsidihanao izahay!
04/08/2026
πΏπ TSY AFAKA MANDRY NOHO NY TAZO, SERY SA KOHAKA?
β¨ BIO BELLA MADA β Anti-Doloureux Naturel
π₯ Vahaolana natoraly hanampy hanamaivana ny tsy fahazoana aina!
β
Tazo
β
Sery
β
Kohaka
β
Marary loha
β
Marary tenda
β
Marary tratra
πΏ Vita amin'ny akora natoraly voafantina tsara.
β‘ Mora ampiasaina ary mety ho an'ny ankohonana.
π Toerana ahitana anay
π Analakely β Box 27 Tia Analakely
π Majunga β Magasin SALALA
π Tamatave β Centre TAMAGA Box 8
π Fianarantsoa β Ampitan'i VIVA
π TulΓ©ar β BΓ’timents SCORE (1er Γ©tage)
π Fort-Dauphin β HΓ΄tel Le Port
π Antsirabe β Centre Commercial Fihavanana
π Ambatondrazaka β Ampitan'ny DMH Avaradrova
π Diego β Lacroix, ampitan'ny MASKRIN Karana
π Livraison manerana an'i Madagasikara
π Contact : 034 15 816 04 | 034 49 315 07
πΏ BIO BELLA MADA
Safidio ny fikarakarana voajanahary, safidio ny hatsarana maharitra. β¨
π Mifandraisa aminay dieny izao!
BIO BELLA MADA πΏ
Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay.
28/07/2026
β¨ BIO BELLA MADA β¨
Vokatra voajanahary ho an'ny fikarakarana ny tarehy sy ny volo
πΏ Omeo fikarakarana mendrika ny hatsaranao miaraka amin'ireo vokatra BIO BELLA MADA, novokarina avy amin'ny akora voajanahary, natao hanampy amin'ny fitazonana ny hatsaran'ny hoditra sy ny volo isan'andro.
π§ SHAMPOOING COLORATION
βοΈ Manakona tanteraka ny volo fotsy
βοΈ Sasana toy ny shampooing, mora ampiasaina
βοΈ Loko maharitra sy voajanahary
βοΈ Misy loko 2:
β’ Noir
β’ Marron CafΓ©
π Toerana ahitana anay
π Analakely β Box 27 Tia Analakely
π Majunga β Magasin SALALA
π Tamatave β Centre TAMAGA Box 8
π Fianarantsoa β Ampitan'i VIVA
π TulΓ©ar β BΓ’timents SCOR (1er Γ©tage)
π Fort-Dauphin β HΓ΄tel Le Port
π Antsirabe β Centre Commercial Fihavanana
π Ambatondrazaka β Ampitan'ny DMH Avaradrova
π Diego β Lacroix, ampitan'ny MASKRIN Karana
π Livraison manerana an'i Madagasikara
π Contact : 034 15 816 04 | 034 49 315 07
πΏ BIO BELLA MADA
Safidio ny fikarakarana voajanahary, safidio ny hatsarana maharitra. β¨
08/07/2026
πΏ BIO BELLA MADA AO AMIN'NY FOIRE COMMUNALE 2026 AMBATONDRAZAKA! πΏ
β¨ Mandray anjara amin'ity Foire Communale 2026 ity izahay, Bio Bella Mada.
π± Tongava hitsidika ny tranohevanay ahitanao ireo vokatra voajanahary 100% Malagasy efa nahafantaran'ny maro anay.
π Hisy fampirantiana ireo vokatra rehetra, fanazavana sy torohevitra maimaim-poana ary tolotra manokana mandritra ny foara.
π Aza adino ny mandalo eny amin'ny tranohevan'ny Bio Bella Mada. Miandry anao am-pitiavana izahay. Tongava maro fa tsy hanenenanao!
π Miandry anao am-pitiavana ny ekipan'ny Bio Bella Mada, na aiza na aiza misy anao! πΏ
β¨ Efa aitana boutique anay iany Any amin'ny faritra maro.
π Raha mbola tsy misy point de vente akaiky anao, aza manahy fa mandefa entana manerana ny nosy izahay. π
π¬ Alefaso fotsiny ny hafatra (MP), dia hamaly anao ao anatin'ny fotoana fohy ny ekipanay.
π Antsoy mivantana: 03415 816 04
π€ Bio Bella Mada β Akaiky anao hatrany, manolotra vokatra sy tolotra azo itokisana. πΏβ¨
03/07/2026
π«πΊπ¬ MAN'AFAKA TOAKA & SIGARA
πΏ Vahaolana voajanahary avy amin'i Bio Bella Mada
β Efa ela ve ianao no naniry hiala amin'ny toaka, sigara, paraky na rongony nefa mbola sahirana?
β Sa manana havana na olona akaiky mila fanampiana ianao?
π Aza kivy! Bio Bella Mada dia manolotra vahaolana voajanahary hanampy anao hanomboka fiainana vaovao.
π± Inona no tombony azo?
β
Manampy amin'ny fialana amin'ny toaka, sigara, paraky sy rongony.
β
Efa maro ireo mpanjifa nahazo vokatra tsara taorian'ny fampiasana azy.
π¨βπ©βπ§βπ¦ Mety ho an'iza?
βοΈ Olona te hiala amin'ny toaka.
βοΈ Olona te hiala amin'ny sigara sy paraky.
βοΈ Olona te hiala amin'ny rongony.
βοΈ Ray aman-dreny sy fianakaviana maniry hanampy ny havany hiala amin'ireo fahazarana ireo.
πΏ Tombony lehibe
π± 100% voajanahary.
π‘οΈ Vita amin'ny akora voafantina tsara.
β° Azo ampiasaina amin'ny fotoana rehetra araka ny toromarika.
π Ahitana Bio Bella Mada
π Antananarivo
π Toamasina
π Fianarantsoa
π Mahajanga
π Toliara
π Antsirabe
π Ambatondrazaka
π Antsiranana (Diego)
π Fort-Dauphin
π Manao livraison manerana an'i Madagasikara izahay.
π© Mila fanazavana?
π¬ Alefaso Message PrivΓ© (MP).
β‘ Mamaly haingana ny ekipanay.
πΏ Anio no fotoana tsara indrindra hanombohana fiainana salama kokoa.
Bio Bella Mada dia vonona hiara-dia aminao amin'ny dingana mankany amin'ny fiainana tsy miankin-doha amin'ny toaka sy sigara. π
26/06/2026
π²π¬ Miara-paly amin'ny Malagasy rehetra ny equipe rehetra ato amin'ny Bio Bella Mada . π²π¬
π Ho salama avokoa anie isika tsirairay , afaka hitondra anjara biriky tandrify azy hanondrotana sy hanasoavana ity firenena malalantsika ity !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101