By Lou

By Lou

Share

❤️Mora nefa tsara🔥

26/09/2026

Coucouuu🥰❤️
ela be akia tsy hita tato zah an🥹
inona vaovao anareo😊 asina ensemble ho entin'i ankizy mianatra ve🥰sa aleo ho andehibe iany😅

bisous❤️

11/09/2026

🥰Polka Polkaa❤️
🔥combi farak'izay milay be💌
😍😍taille S❤️

Photos from By Lou's post 11/09/2026

❤️❤️Koa satria akia miovaova be le andro de aleo miomana ihany aloha amin'ny akanjo mafana rehefa maraina sy ariva an✊️🤍
❤️taille S daoly🫶

11/09/2026

Coucouuu les manjakelyyy😍🥰
kay akia zany izy eh😭❤️

inona ary io zay mahay oh?? alefa aingaaannaaa🫶❤️

alefantsika tsikelikely eo ny arrivage fa efa maka sary an😍🤍inona avy ary ny ao raha ainareoooo🤩🤩

Photos from By Lou's post 10/09/2026

❤️Nisy maman nanotany anah tato hoe nga tsy misy jogging aanakizy 😍

De ko satria niverina nangatsika be ny andro de aleo fa asintsika ary 🥶 tsy fripe aloha an..fa aleo vaovao..😁

🤩tsara zaitra tsara sady tsara lamba tsara fa aza mataotra nareo🥰
misy ensemble ko ato tsy jogging ndray fa tsotra sady mora🥰

ireto zao azo atao tsara😉

10/09/2026

bonjour bonjour❤️🥰
tena ela akia zay ah👋
ho avy tsy ho ela ny zava-baovao be🙏🫶
tsy adinoko nareo ah😍asintsika cadeau milay be🤍❤️

20/06/2026

Coucouuuu daoly😘❤️
ela ela akia isika zay tsy nitafatafa😅💗
asina arrivage ve amin'ny erinandro entinareo mijery afo manga?‼️😊
teneno ihany aloha izay ilaina ah❤️

01/06/2026

Bonjour nareo rehetra eh❤️❤️
bonne fête daoly ny neny rehetra oh😋😘bisous be💗

efa nahazo cadeau daoly?💗

Photos from By Lou's post 30/05/2026

Bonjour manjakely rehetra oh❤️❤️
Ty akia ny cuir manja be ah😊❤️
taille M/L/xl mety foana akia ah💗❤️

29/05/2026

coucouuu daoly daolyyy oh❤️❤️
mino zah fa ça va tsara daoly tsika a👌😊
homano amin'izay ny vêtement mafana fa miovaova be le andro ah🥶

Bisous daoly😘

Category

Website

Address


Antananarivo
123

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Lou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.