Nekitah Glow Studio
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nekitah Glow Studio, Beauty Salon, Antananarivo.
💄 Salon de beauté - Makeup | Coiffure | Onglerie
🎨 Créative, authentique, lumineuse
📍 Galana Andoharanofotsy en face Top Pizza
📩 Réservation ouverte en MP ou sur Whatsapp
L’art de vous sublimer✨
☎️0380511792
30/09/2026
🔥🔥PROMO COLORATION🔥🔥
Hello les beautés 🩷
Elaela tsy hita teto amin’ny page fa somary sahirana kely. Fa nitohy foana anefa ny fandraisana ao amin’ny salon🫶🏼
Dia misaotra anareo cliente fidèle sy nouvelle cliente rehetra🩷
Koa satria efa ela koa tsy nisy offre dia aleo asiantsika Promotion kely ary🩷🥰
Promotion coloration‼️
Court : 30.000ar
Mi-long : 50.000ar
Long à très long : 80.000ar
Dia offert ny brushing + finition steampod😱😱
Aiza koa no hahita ohatrizany??
NB : coloration uni, sans décoloration
Valable manomboka rahampitso 01 octobre hatramin’ny 05 octobre ity offre ity ka araraoty ary sao taraiky eo ndray🥹🥹
De 9h à 14h
Afaka maka rendez-vous ianareo na miantso mialoha
📍Galana Andoharanofotsy
📞 0326562561
05/09/2026
Natural makeup🌸✨
Prestation à domicile ou en salon
📍Galana Andoharanofotsy
📞0380511792
04/09/2026
Si tu es passionné rejoignez notre équipe 🌸🥰
04/09/2026
Hello les beautés 🥰
Week-end ndray ny andro fa ndao hikarakara vatana✨
Ireto aloha ny extrait an’ny coiffure🥰
Finition finition foana ny antsika nefa prix tena abordable be😍
Tsy manakana anareo tia finition brushing anefa izany fa izay tinareo mintsy❤️❤️
Aza adino fa efa misy ny service épilation ihany koa ato aminay an🥰
Sans rendez-vous fa tsara raha miantso kely alohan’ny hatongavana aty amin’ny salon
📍Galana Andoharanofotsy
📞0380511792
Vonona ve nareo?🥰🥰
Ity ny valin’ilay lalao « Nouveau service »✨
Tsy nampoiziko fa be dia be ianao no nahamarina, misy efa nandalo taty amin’ny salon dia nahafatatra😅😅
Fa ireto no vohasarika tamin’ny tirage au sort : Andoandrianina Faliarisoa Rakotovao sy Mih Ranto Randrianantenaina. Félicitations à vous deux 🥳
Mahazo cadeau épilation gratuite au choix ianareo fa afaka miditra mp🥰🥰
Oui épilation ilay service vaovao ato amin’ny Nekitah Glow Studio😍😍
Ka manomboka izao dia afaka misitraka an’ireto prestation manaraka ireto ianareo:
🌸 Épilation sourcils
🌸 Épilation duvet
🌸 Épilation aisselles
🌸 Épilation demi-jambe et entière
🌸 Épilation maillot
Koa aza misalasala manantona ety amin’ny salon fa vonona hanome fahafahampo anareo izahay🩷
Mahazo bonus -50% ain’ny épilation izay nandray anjara ka nahamarina commentaire🩷
Nekitah glow, l’art de vous sublimer✨
📍Galana Andoharanofotsy
📞 0380511792
25/08/2026
‼️ALLERTE NEW SERVICES‼️
Ndao asiana lalao kely fa elaela tsy hita teto amin’ny page 😍😍
Misy services vaovao ato amin’i Nekitah Glow Studio, inona ary oh??🤫🤫
Ataovy ao amin’ny commentaire dia izay roa tsara vintana mahazo gratuit an’ilay prestation vaovao🔥🔥
NB: vehivavy ihany no afaka mandray anjara ( sady indice kely io €
Amin’ny jeudi ny tirage fa tandremo ndray tara eo an😍😍
Bonne chance daholo🩷
18/08/2026
Retour client mamikely 🥰
Pack combo girly no nalainy teto : coiffure + makeup pour invitée🩷
Prestation à domicile
📍Galana Andoharanofotsy
📞 0380511792
13/08/2026
Coup de cœur androany ity🩷🥰
Gainage sur ongles naturels avec full nail art💅
Hummm😋😋 matsiro eryy
Raha te hanana hoho manja kely ohatrizao koa nareo dia alaivo dieny izao ny rendez-vous hialana amin’ny filaharana be🥰
📍Galana Andoharanofotsy
📞038 05 117 92
05/08/2026
‼️BRUSHING GRATUIT‼️
Iza ilay tsy nahatratra an’ity tamin’ny farany iny?😱😱
Olona ray no hahazo brushing gratuit androany dia ireto ny conditions:
- Disponible androany vers 10h
- Olona manana volo olioly fa tsy tsotra be
- Olona tsy maika
Alefaso ao amin’ny commentaire ny sarin’ny volonareo dia andefasako mp izay tsara vitana🥰
Toerana : Nekitah Glow, Galana Andoharanofotsy
📞0380511792
02/08/2026
Juste toi, en plus lumineuse✨🤎💛
Prestation makeup à domicile
Réservez votre créneau dès maintenant🫶🏼
📍Galana Andoharanofotsy
📞0380511792
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Nekitah Glow Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.