Spiruline Plus

Spiruline Plus

Share

Aza misalasala mametraka fanontaniana.

03/06/2026

Mba fantatrao ve??
💁🏻‍♂️Mampiakatra ny hery fiarovana mba ahafahan'ny vatana manohitra ireo karazana aretina samihafa.
💁🏻‍♂Manampy ny cancer,diabete ,cholesterol ary manampy ny fiasan'ny vavony ny asidra avokany.
💁🏻‍♂️Mampivoatra ny asan'ny fivelaran'ny vatana.

Vokatra natoraly 100%
Tablete : 1sachet 80.000ar (200ar par piece)
Poudre : 30gr 5.000ar

02/06/2026

Aza adino fa aide mémoire bé anie ny , ankizy,mpianatra, olom-be,....

29/05/2026

Maha-ela velona ny fihinana (tsy voatery isan'andro) .

29/05/2026

1sachet caste 80.000ar ( Plus 450pieces)

28/05/2026
28/05/2026

Vokatra natoraly 100% avokoa ny vokatra ato aminay😇♥️..

28/05/2026

Misy endriny maromaro ny : Poudre - Tablettes - Gellules - Paillettes.

27/05/2026

Spiruline Tablettes no aingampiasa kokoa raha te-hitombo no tanjonao 😇😉.

27/05/2026

Produit naturel 100% avokoa vokarinay , ho an'ireo mpanjifa ☑️😇😘🥰.

27/05/2026

🇲🇬 Mba fantatrao moa fa ny spiruline dia anisan'ny Fanampitsakafo manankarena otrikaina tena ilain'ny vatanantsika olombelona satry maro be ireo vokatsoa azo avy aminy.
⭕ Tsy misy effet secondaire.
⭕ Natao hoan'ny olona rehetra.

Satry➡️:
💚 Miaro sy misoroka ny raritsaina (anti-stress)
💚 Manatsara ny fitadidiana (aide memoire)
💚 Mampiakatra ny hery fiarovana (boosté anticorps)
💚 Manatsara ny Torimaso
💚 Miaro sy mitsabo ny tsy fahampian-ndrà
💚 Mety tsara hoan'ireo olona mpikotrana hakana prise de masse.
💚 Mampangeza sy mahanofosana tsara (tsy mampatavy fa mahavory nofo)
💚 Mandrindra ny tahan-tsiramamy ho an'ny diabetika.
💚 Mandrindra ny tosidrà.
💚 Miaro @ aretin'ny fo.
💚 Manala cholesterole.
💚 Maha ela velona.
✔️Toerana : Ambatobe
✔️Manao livraison
034 99 667 50
033 04 101 00

Category

Telephone

Website

Address


Ambatobe
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Spiruline Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.