Cosmetic et Divers

Cosmetic et Divers

Share

mivarotra kojakoja isankarazany(Vente en ligne)

19/08/2026

✨🧼 SECOND SKIN – SAVON EXFOLIANT ÉCLAIRCISSANT INTENSE 🧼✨

💙 AUTHENTIQUE 💙

🌿 À base d’extraits naturels – misy extrait voajanahary, manampy amin’ny fikarakarana ny hoditra.

✨ Exfolie & éclaircit en douceur – manampy manala cellules mortes, manampy mampihena mony, points noirs, panda sy taches, ary manome éclat sy aspect plus lisse ny hoditra.

💧 Avec vitamines A & D – manampy amin’ny fikarakarana ny hoditra.

🌸 Convient à tous les types de peau – azo ampiasaina amin’ny karazan-koditra rehetra.

🫧 MODE D’UTILISATION / FAMPIASANA :
Atao mando ny hoditra ➜ asiana savon ➜ ahosotra sy massage moramora ➜ avy eo kobanina tsara amin’ny rano madio.

🔥 PRIX : 10 000 Ar / pièce 🔥

💙 SECOND SKIN AUTHENTIQUE – Pour une peau plus nette, douce et éclatante ! 💙

contactez 0348848860

Photos from Cosmetic et Divers's post 14/08/2026

🌹 SI ROMANTIQUE – Authentique 🌹

✨ Parfum féminin élégant sy séduisant
💐 Senteur mitovitovy amin’ny Sì Passione Intense – Giorgio Armani
❤️ Mamy, floral, fruité ary tena féminine
💦 Eau de Parfum – 90 ml

🥰 DUCHESSE – EAU DE PARFUM 100 ML 🌸

✨ Parfum féminin élégant, doux sy séduisant
💜 Une senteur florale et orientale, chaleureuse sy sensuelle
🌹 Idéal ho an’ireo femmes tia parfum chic, classe et raffiné, izay mamela belle présence toute la journée.

😍 Ho an’ireo tia parfum grand marque sy senteur haut de gamme!
⏳ Tenue jusqu’à 48h
💰 Prix : 50 000 Ar ( si Romantique)
😊. : 20 000ar ( Duchesse)

📩 Disponible maintenant — Commande en MP 💕
JP + contact+ lieu
0348848860

02/07/2026

💋 LIP BUTTER DAYBYDAY AUTHENTIQUE 💋

🌸 Molotra malefaka, mando ary tsara loko isan'andro! 🌸

Mitady lip butter tena mahomby? Ity no vahaolana ho an'ny molotrao!

✨ Karazany misy: 🥥 Coco Hydracare
🍓 Fraise Hydracare
🌿 Menthe Cool Care
❤️ Care & Repair (ho an'ny molotra tena maina sy vakivaky)

Tombony: ✅ Mampando sy mamelona ny molotra ✅ Manala ny maintimainty amin'ny molotra tsikelikely ✅ Manampy hahatonga ny molotra ho mavokely (rose) sy mamirapiratra ✅ Manarina molotra vakivaky sy maina ✅ Miaro ny molotra amin'ny hatsiaka sy ny masoandro ✅ Hanitra mahafinaritra sady mora entina na aiza na aiza ✅ Produit authentique 100%

💰 Vidiny antsinjarany : 6.000 Ar / isa

🎉 Promotion : 🛍️ Raha maka 2 na mihoatra dia 5.000 Ar / isa.

📦 Misy ihany koa ny prix de gros ho an'ny mpivarotra.

📩 Alefaso ny hafatra dieny izao hanaovana commande. Stock voafetra! 💖

Fanamarihana: Ny vokatra dia afaka manampy hanatsara ny hamandoana sy ny endriky ny molotra. Ny fiovan'ny lokon'ny molotra dia mety hiovaova arakaraka ny olona sy ny fampiasana tsy tapaka.

24/06/2026

✨ SAVON MAGIC AUTHENTIQUE ✨

🌿 Savony manafotsy sy mampamiratra hoditra 🌰 Misy menaka Argan 🛡️ Manampy amin'ny fanalana tasy mainty amin'ny hoditra 💎 Mampitovy sy mampirindra ny lokon-koditra

✅ Mampamiratra ny hoditra ✅ Manampy hanala tasy ✅ Mamelona sy manalefaka ny hoditra ✅ Mahatonga ny hoditra ho malama sy mamirapiratra ✅ Tsy misy effet secondaire

💰 Vidiny: 15 000 Ar

🔰 Vokatra AUTHENTIQUE

🌸 Asehoy ny hakanton'ny hoditrao amin'ny Savon Magic Authentique! 🌸

📞 Antsoy: 034 88 488 60

04/06/2026
09/05/2026

brume authentique
15000-25000ar

09/05/2026

✨ TANANA MALAMA & VOAKARAKARA ISAN’ANDRO ✨

Mitady crème mains tsara manalefaka sy miaro tanana ve ianao? 😍
Andramo ny DAYBYDAY Crème Mains 💖

🌸 Crème Riche : mamelona sy manalefaka tanana maina
🤍 SOS Repair : manarina sy miaro tanana simba
💙 Crème Douce : mampitony sy manome douceur

✔ Hydratation intense
✔ Parfum doux & agréable
✔ Ho an’ny karazana hoditra rehetra
✔ Mety amin’ny andro mangatsiaka sy tanana maina

🔥 PRIX SPÉCIAL : 6000 AR monja 🔥

Ataovy malefaka sy manitra foana ny tananao 🥰
📩 MP raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny

Tonga Dia miantso : 0348848860- 0331121131 WhatsApp

Photos from Cosmetic et Divers's post 06/04/2023

😍 bonjour ❤️
Iza avy ilay manana olana am resaka oditra :
👉Acné & point noir
👉 Odipotsy tsy mety afaka
👉Lagaly mangididy sns......

👉asa misalasala mantona anay am mp na contacté 034 88 488 60
💪Manana ity crème de soin (antiseptique & antimicrobien) afaka manampy tsara anao amaha ny olanao

Fampiasana azy : mandro am rano matimaty sy savoni nosy maraina sy ariva Dia osorana ilay faritra misy olana

Prix 12000ar
👉 Livraison partout

Photos from Organic Food's post 23/09/2022

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cosmetic et Divers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.