Jen' Natioraly
🌺 Soins naturels | Cheveux & visage
🩺 Conseils • Diagnostic • Astuces beauté
🌿 Produits Vita Malagasy
📩 Commande en Message privé
30/09/2026
Coucou les filles 😊💚
Elaela isika tsy nifampizara conseil ka Sady te hizara cadeau kely ho anareo aho ✨
Raha omena safidy produit iray ianao, inona no fidinao ? 😍
PRODUIT 👇 :
💇♀️ 1 — Soin hoan'ny volo manome douceur sy brillance ✨
🤍 2 — Soin tarehy manampy azy ho mazava Sy mandina 🌿
✨ 3 — Soin vatana manome peau douce sy malama 🤍
Soraty anaty commentaire ny numéro safidinao ary lazao hoe nahoana io no ilainao 😊👇
Raha tena mazoto manaraka ny pejy ianareo dia ho apintsika fizarana cadeau surprise ato ato 🎁🥰
30/09/2026
💭 Andao fantarina aloha ny besoin-n’ny hoditrao…
👇 Valio hoe :
1️⃣ Ny hoditrao ve : ✨ Tsy mitovy loko ? Tsy mety mazava , misy ride ?
➡️ Mousse Nettoyante no mety aminao 🌸
2️⃣ Sa : 🌿 Misy Mony ,boutons ? Imperfections ?
➡️ Mousse Cuma no mety aminao 🌱
Ny hoditra tsirairay dia samy manana ny besoin manokana 🤍
🤍 Dingana voalohany @ fikarakarana ny tarehy ny fanadiovana , ka mila misafidy izay mousse mifanaraka amin’ny hoditrao.
📩 Soraty eto hoe “MOUSSE” fa hanampy anao hisafidy izahay izay mety aminao izahay.
29/09/2026
👀 Ny Ride sy hoditra mora antitra ? Ireto no ilain’ny hoditrao…
Rehefa mandeha ny taona dia, mety miseo ny ride sy miaantitra ny Hoditra
Ka Ireto no fikarakarana manokana mba hitazonana azy ho malefaka sy mamiratra indray 🤍
🫧 MOUSSE NETTOYANTE
→ Manadio malefaka
→ Misoroka ny fahanteran’ny hoditra aloha loatra
→ Manome éclat naturel
🌹 MASQUE RUBI
→ Manome aina ny hoditra
→ Effet bonne mine
→ Soin anti-ride & anti-âge
💧 CRÈME HYDRATANTE
→ Manalefaka ny hoditra
→ Mitazona azy ho tanora lalandava
→ Miaro amin’ny toetr'andro sy fahamainana
✨ Ny secret hoan'ny ride sy Hoditra mora antitra dia ny routine tsy tapaka mifanaraka aminy .
💬 Raha mila torohevitra mifanaraka amin’ny hoditrao ianao, Soraty eto hoe “CONSEIL” fa omeko anao ny routine mifanaraka @ hoditrao🌿
29/09/2026
⚠️ PEAU GRASSE + MONY ? Tsy ny fanamainana ny Hoditra no solution…
🤍 TSY midika hoe ratsy ny hoditrao …fa mila fikarakarana mifanaraka aminy fotsiny izy.
Raha toa ny hoditrao ka:
❌ Mamirapiratra be noho ny sébum
❌ Mora misy mony
❌ Misy imperfections
Aza atao maina be fotsiny ny hoditrao fa…
Ataovy ireto routine tsotra ireto :
🫧 MOUSSE CUMA
→ Nettoyant doux maraina sy hariva
🌿 MASQUE CUMA
→ Soin 1 à 3 fois isan-kerinandro
💧 CRÈME de JOUR HYDRATANTE
→ Mitazona ny hoditra ho hydraté sy malefaka isanandro
✨ Ny tanjona: hoditra madio, voalanjalanja ary voakarakara.
💬 Lazao anay ny olanao :
Mora misy mony sa tarehy be sébum ?
28/09/2026
⚠️ Ride, tasy, hoditra mora antitra… ireto fahazarana 3 ataonao isanandro mampihitatra azy.
1️⃣ ☀️ Tsy voaaro amin'ny masoandro
→ mety hampitombo ny tasy ary hahatonga ny hoditra ho mora reraka
2️⃣ 🧼 Zatra manasa tarehy @ Savon tsy mifanaraka amin’ny hoditrao
→ mety hampamaina ny hoditra ka mahatonga azy ho mora antitra
3️⃣💧 Tsy fahampian’ny hydratation
→ hoditra lasa maina, tsy malefaka ary lasa mora misy ride sy fahanteran'ny Hoditra
Ny fikarakarana hoditra Raha Tianao ho Tsara endrika isanandro dia :
🫧 Nettoyant doux hanadio malefaka
🌿 Masque adapté hanome aina ny hoditra
💧 Hydratation sy protection hitazona azy ho malefaka sy voaaro
💬 Ary ianao, inona no olana tena tsikaritrao amin’ny hoditrao? 🤎 Tasy sa ketrona?
27/09/2026
👀 ANTI-ÂGE sa ANTI-RIDE ?
Fantatrao ve ny maha samy hafa azy ireo? 👇
🌸 ANTI-ÂGE → mikendry ny hikarakara ny hoditra ho tanora Sy mazava kokoa sy hitazona azy ho malefaka sy hydraté .
✨ ANTI-RIDE → mikendry indrindra ny fisehon’ny ride sy ridules mba hahatonga ny tarehy ho malama kokoa.
💬 Inona no ilain’ny tarehinareo ?
Raha te hahazo TOROHEVITRA ianao👇
Soraty eto hoe :
« Anti-âge » NA « Anti-ride » 💚
⚠️ TRATRAKAOTRA na VERGETURE
TACHE ( sandry ,helika elakelape, lohalika), na hoditra MAINA sy VAKIVAKY TSY MALAMA ✨
🌿 Ny hoditra tsara tarehy dia mila routine mifanaraka amin’ny filàny.
💬 Raha mila fikarakarana sahaza ny hoditrao ianao, soraty ao amin’ny commentaire na midira MP 📩
24/09/2026
🔍 Fantatrao ve izay tena ilain’ny volonao ?
Raha toa ny volonao ka:
❌ Mora Maina → mila sakafo sy nutrition
❌ Mora tapaka → mila fikarakarana sy protection tahombolo
❌ Miongotra hatrany amin’ny fakany → mila soin mifanaraka @ hodidoha
🌿 HUILE TRÉSOR
→ manampy mamelona ny hodidoha sy mampiena tsikelikely ny fiongotrin'ny volo
🌺 CRÈME HIBISCUS NOURRISSANTE
→ manome nutrition, miaro ny volo tsy ho tapaka mba hitazona ny halavan'ny volo ary manalefaka sy mampangirana azy sy manamora ny fibangona volo isan’andro
✨ Soin roa mifameno ho an’ny volo mora miongotra sy tapaka izy ireo
💬 Ianao ko vé sahirana @ fanalavana ny volo Sy fiongotrin'ny volo ?
Soraty eto hoe : DUO REPOUSSE
23/09/2026
Elaela kely tsy niresaka isika… 😊
Fa mbola eto foana aho , miaraka amin’ny torohevitra sy soin naturel ho anareo 🌿
Amin’izao fotoana izao dia tiako ho fantatra hoe :
✨ Inona no olana tena tadiavinao vahaolana hoan'ny vatanao ?
A) Tasy amin’ny vatana 🤎 ?
B) Vergetures ✨ ?
C) Hoditra maina sy tsy malama 💧?
D) Mony sy tasy sy ride amin’ny tarehy 🌿?
👇 Soraty ao commentaire ny valinteninao.
Hiverina hizara vidéo conseils beauté vaovao isika rahampitso 🤍
Haraho foana ny pejy ô 🥰
22/09/2026
👀 Manana hevitra ve ianao hoe inona no namboarinay tamin’ny CURCUMA ? 🌿
Ingredient iray voafantina manokana ho an’ny soin de visage… 💛
🌿Fa nahoana no CURCUMA ?
Satria anisan’ireo akora ampiasaina amin’ny fikarakarana ny tarehy misy:
✨ Imperfections
✨ Mony
✨ Tache navelan'ny Mony
Ny tanjona:
🌿 Manampy manadio ny hoditra tsikelikely
🌿 Manampy mitazona tarehy ho madio
🌿 Manampy mikarakara ny tasy tavela rehefa avy nisy mony
Ary tamin’ity indray mitoraka ity dia lasa 2 nouveaux soins ato Jen' Natioraly izy:
🫧 MOUSSE CUMA
→ Nettoyant doux ho an’ny routine isan’andro
🌿 MASQUE CUMA
→ Masque en poudre ho an’ny soins isakerinandro
💛 2 produits vaovao no amboarinay ho an’ny tarehy mitady douceur sy équilibre.
💬 Raha misafidy ianao:
A) Mousse Cuma 🫧 ?
B) Masque Cuma 🌿 ?
Iza no tianao ho andramana voalohany ? 👇
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohimanambola
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 21:00 |
| Tuesday | 09:00 - 21:00 |
| Wednesday | 06:00 - 21:00 |
| Thursday | 06:00 - 21:00 |
| Friday | 06:00 - 21:00 |
| Saturday | 06:00 - 21:00 |
| Sunday | 08:00 - 21:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Jen' Natioraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.