Rica Cosmetics
Producteur de produits cosmétiques clean et d'origine naturels pour les soins capillaires et soins de la peau, vita malagasy.
Routine personnalisée sur diagnostic .
07/09/2026
🌿 HYDROLAT DE RAVINTSARA
Ho an’ny hoditra mora mitera-menaka (peau mixte à grasse)
✨ Manadio sy mamelombelona ny hoditra
✨ Mampifandanja ny tahan'ny sébum
✨ Manome tonus sy fahatsapana fahadiovana
✨ Manampy mampihena ny fisehon’ny mason-koditra
💧 Ahoana ny fampiasana azy?
Ampiasao maraina sy hariva, aorian’ny fanadiovana ny tarehy.
👉 Atao amin’ny coton madio, avy eo tohizo amin’ny crème hydratante-nao.
Vidiny: 10 000 Ar
🌿 Rica Cosmetics
02/09/2026
🌿 RECETTE DIY : MACÉRÂT HUILEUX DE BROCOLI
Macération à froid 🥦
Efa naheno momba ny huile de brocoli ve ianao?
Raha te hanandrana hanao macérât huileux de brocoli ao an-trano ianao, dia ity misy fomba tsotra, tsy mila matériel sarotra be
🥦 IREO AKORA ILAINA
40 g poudre de brocoli maina tsara 200 mL huile végétale Vitamine E : 1 capsule an'ny amin'ny pharmacie, raha izay no mora hitanao
🫒Huile végétale azo ampiasana: afaka misafidy Huile végétale atao huile de support enao toy ny Huile d'olive extra vierge, huile de jojoba, huile de tournesol, huile d'amande douce sns...
Fomba fikarakarana azy
1️⃣ tsy maintsy hamainina tanteraka aloha ny brocoli ary totoina ho poudre
2️⃣ Ataovy ao anaty bocal en verre madio sy maina tsara ny poudre de brocoli sy ny huile végétale
Afangaro tsara mba ho rakotry ny huile daholo ilay poudre.
Saromana tsara ilay bocal.
3️⃣ ⏳ Macération à froid : 4 herinandro
Apetraho amin'ny toerana:
tsy tratran'ny masoandro 🌑 tsy mafana 🌡️ maina tsara
Avela hipetraka 4 herinandro.
Mandritra izany fotoana izany, dia mila hotsanina moramora indray mandeha isan'andro ny bocal
Tsy ilaina ny manafana ilay huile mba hanafainganana ny macération.
4️⃣ Rehefa afaka 4 herinandro : filtration
Sivanina tsara amin'ny lamba madio na filtre à café.
Esory araka izay azo atao ny poudre brocoli rehetra.
Raha mbola misy dépôt dia avela hipetraka mandritra ny ora vitsivitsy, avy eo afindra moramora ao anaty flacon madio ilay huile mazava.
5️⃣ Ampio vitamine E
Rehefa vita ny filtration vao ampidirina ny vitamine E.
Raha capsule vitamine E avy amin'ny pharmacie no anananao, dia azo ampiasaina izany.
Tadidio fa ny Vitamine E dia manampy miaro ny huile amin'ny oxydation fa tsy miaro amin'ny bactéries, levures na moisissures.
6️⃣ Conservation
Ataovy ao anaty flacon madio sy maina, tsara raha opaque na ambré.
Tehirizo lavitry ny:
☀️ hazavana
🔥 hafanana
💧 rano
💬 Efa nanandrana macérât huileux ve ianao?
Raha eny, inona ny zavamaniry efa nampiasainao?
26/08/2026
🌿 Alerte pépite ho an’ny boucles-nao!
✨ CURL GEL ✨
Définition • Hydratation • Brillance
Tianao ve ny hahazo boucles voafaritra tsara, malefaka ary mamirapiratra ? 😍
Ny Curl Gel dia novolavolaina miaraka amin’ny akora natoraly, manampy mikarakara sy manatsara ny volo:
🌿 Gel de lin
→ Manampy mamaritra ny ondulations sy boucles, manarona moramora ny fibre capillaire ary manampy hampihena ny frisottis
💧 Jus d’Aloe vera + Glycérine végétale
→ Manampy misarika sy mitazona ny hamandoana ao anaty fibre capillaire, ka manampy ny volo hijanona malefaka sy souple
✨ Ny vokatra azo:
〰️ Boucles voafaritra
💧 Volo hydraté
🤍 Malefaka kokoa
✨ Mamirapiratra
🌿 Frisottis voafehy kokoa
Vokatra tsy misy alcool desséchant • Tsy misy silicone • 100 % d’origine naturelle
✅ Mety amin’ny volo ondulé, bouclé, frisé ary crépu.
💙 Te hahazo vokatra malefaka kokoa?
Ampiaraho amin’ny Leave-in Cream Mialy izy:
Leave-in cream Mialy→ Curl Gel → définition des boucles , hydratation + + + , brillance 👌
🛒 Stock voafetra!
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Rica Cosmetics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.